Imiangaly - Manja LIVE

  Рет қаралды 153,070

VOOTS

VOOTS

7 жыл бұрын

LIVE INTÉGRAL
Composition : Imiangaly , Naday
Arrangement : Voots Kongregation
Studio : Pérou, Antananarivo, Ampandrana, Madagascar
Images : Ricard, Monsieur, Hary
Hey, Beauty !
Mason-dry tsy manga io ange ka manan-toetra
Mafana fijery nefa toa sariaka
Firy ireo voadona, firy ireo taitaitra…
I ndry anie toa jamba, ny hanova no mahamaika.
Honey,
Hoditrao tsy fotsy io misora-bolamena
Mahamay fitiavana, voky hazavana,
Tsy mba mety lany tsiro, tsy mety matsatso.
Aoka ho tsapanao fa tsy ratsy ny mainty.
Sista,
Volon-dry tsy tsotra io fa toa volonondry,
Tsy mifidy randrana io, misy « loko ».
Tsy be ny ohatr’azy ka aza dia simbaina.
Terena ny ho tsotra ? Avelao izy hiaina.
You’re beautiful the way you’re born
Ny hoe ho vazaha aza antenaina
Ireo anie ka maniry ny anao
You are beautiful, don’t ever try to change.
Never try to change.

Пікірлер: 72
@nyainatsioryandriantsoaran3504
@nyainatsioryandriantsoaran3504 2 жыл бұрын
Izy iray manontolo kanto ... Piano ,guitare, batterie, basse ,parole fa indrindra ny fomba niangaliana azy babo tanteraka ,mankasitraka .
@tovorasoanaivo5084
@tovorasoanaivo5084 6 ай бұрын
Ode à la femme Noir🖤❤‍🔥
@fantasialiege6170
@fantasialiege6170 2 жыл бұрын
Mais quelle voix 😳😳!!!! 🥰🥰🥰🥰❤️❤️❤️
@MrSpartane
@MrSpartane 6 ай бұрын
My favorite song ❤
@user-ex9lb8jd9d
@user-ex9lb8jd9d 6 ай бұрын
Milay ranga nareo ❤❤❤❤tena tsara le hira e
@iainarandria422
@iainarandria422 7 жыл бұрын
Totally in loooove 😍
@vonintsoaharivelorakotomal1550
@vonintsoaharivelorakotomal1550 6 жыл бұрын
Manja 😍😘
@ramihramih6579
@ramihramih6579 6 жыл бұрын
MERCI IMIANGALY AN!!!!
@randrianasolozo1102
@randrianasolozo1102 Жыл бұрын
Milay nareo e mankasitraka e 👍👍👍🙏🙏🙏
@valoherysamsarahandrianjak6762
@valoherysamsarahandrianjak6762 6 жыл бұрын
merci bcp pour cette chanson
@randrianarisoalee8389
@randrianarisoalee8389 5 жыл бұрын
Alefa Imiangaly a!!!! Tsara!!!!!!!!!!!
@rinanoos
@rinanoos 4 жыл бұрын
magnifique ,paroles et musique j'adore
@hasinaramaroson7746
@hasinaramaroson7746 7 жыл бұрын
tiako loatra, kanto 💓😘😍
@Sitrakapamela
@Sitrakapamela 10 ай бұрын
Such a good song❤
@32d4rkn3ss
@32d4rkn3ss 5 жыл бұрын
Mampiaiky i Rolf ... Mankasitraka
@volaramahefason8630
@volaramahefason8630 4 жыл бұрын
Ça va be 😍😍😍
@ainahpisou7484
@ainahpisou7484 2 жыл бұрын
Diso tsara loatra ❤❤❤
@lovamael
@lovamael 7 жыл бұрын
@rasoakely9527
@rasoakely9527 4 жыл бұрын
Tiko be Mia❤😘
@mitiadarianneandriamanandr9061
@mitiadarianneandriamanandr9061 5 жыл бұрын
misaotra betsaka fa tafita ny hafatra
@ruddyisandratra4293
@ruddyisandratra4293 3 жыл бұрын
Cette musique me fait littéralement plané et c'est parole plaine de bonnes intentions je dis bravo et merci 🙏🏾
@antsacynthiaramaharitrariv2369
@antsacynthiaramaharitrariv2369 3 жыл бұрын
2021🖤
@smaugy5852
@smaugy5852 4 жыл бұрын
Ireo anie ka maniry ny anao.... Tena marina. Maro be ny vazaha fantatro miteny anà mba te hanana hoditra marron sy volo oliloly mitovy @ gasy.
@rinanoos
@rinanoos 4 жыл бұрын
magnifique
@rianakinky1561
@rianakinky1561 5 жыл бұрын
Babo e!!! Tiako loatra ilay feeling!!
@Kelly-zg2xf
@Kelly-zg2xf 5 жыл бұрын
tsara loatraaaa
@stephaneranarivololona9726
@stephaneranarivololona9726 4 жыл бұрын
Reveko be! 👏
@harimiorarandrianarison118
@harimiorarandrianarison118 6 жыл бұрын
Zany ka tena kanto, mankasitraka
@belongo435
@belongo435 7 жыл бұрын
tsara be zokibe le hira merci!!!!!
@ramahitamahita7795
@ramahitamahita7795 5 жыл бұрын
Manja e, mankasitraka
@ratianarivotahinamiary1993
@ratianarivotahinamiary1993 6 жыл бұрын
tsara e, arrangement, tonony, clip tsotra, mampiseho kanto nolalinina
@nanahr.627
@nanahr.627 6 жыл бұрын
Amoureuse an'ity morceau ity za ihihihihii
@nathanranarivololona5203
@nathanranarivololona5203 5 жыл бұрын
👌🎵👏
@anthonyandriatsimba7086
@anthonyandriatsimba7086 5 жыл бұрын
Da fffff. Tsara ito le.
@andriarimalalatsioory982
@andriarimalalatsioory982 5 жыл бұрын
Eka Ozizy
@caramboleshop5870
@caramboleshop5870 4 жыл бұрын
Hey, Beauty! These eyes who are not blue has character Hot but friendly How many were hurt, how many were shocked… You seems to be blind, You want to change urgently. Honey, These skin who are not white is covered with gold Burning love, full of light, It never tastes bad, the taste never fade. Be aware that black is not bad. You're beautiful the way you're born Don't expect to be a stranger They want yours You are beautiful, don't ever try to change. Never try to change. Sista, Your hair is not smooth, it's nappy, It doesn't choose hair style , it has a "color". There are not many who have the same so don't spoil them Forced to be smooth? Let it live.
@imiangalyrandrianomanana906
@imiangalyrandrianomanana906 4 жыл бұрын
Wow ! Misaotra !
@caramboleshop5870
@caramboleshop5870 4 жыл бұрын
@@imiangalyrandrianomanana906 Tsy misy fisaorana! Niezaka ny tsy iala amin'ny dikany amin'ny teny gasy.
@a.rakoto5094
@a.rakoto5094 5 жыл бұрын
wow
@SVahombey
@SVahombey 7 жыл бұрын
Tiako loatra! (y) Manja ery ilay arrangement!
@jocyayvetterahary5558
@jocyayvetterahary5558 5 жыл бұрын
MANJA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! manja tanteraka manja ilay hira manja ny tonony manja ny mozika manja madame mihira :) mankasitraka ô
@ainatantely2116
@ainatantely2116 5 жыл бұрын
Latsa-pitiavana tanteraka amin'ity azo ity
@diamranaivoson2842
@diamranaivoson2842 5 жыл бұрын
Tsara clikéko ni j'aime
@lantoniainafannyrasoamiara2099
@lantoniainafannyrasoamiara2099 7 жыл бұрын
@HarmonyWhitney44
@HarmonyWhitney44 5 жыл бұрын
Kanto loatra !
@malalajeannalucia5217
@malalajeannalucia5217 6 жыл бұрын
Tonga le afatra ... tiako loatra
@raheliarimiadananathalie4226
@raheliarimiadananathalie4226 6 жыл бұрын
Tsara sady kanto
@maheryreneyrazafitsiarovan9328
@maheryreneyrazafitsiarovan9328 5 жыл бұрын
tsara ny mozikanareo. ny tonony kanto tokoa. oct 2018
@zazamalagasy5843
@zazamalagasy5843 4 жыл бұрын
kiiiiiiii tapitra sahad ve
@rabesoelinalalaina5946
@rabesoelinalalaina5946 2 жыл бұрын
Tiako ity hira ity.
@velotonganathalie4205
@velotonganathalie4205 6 жыл бұрын
Tiako aki ity hirandry ity Mimi a !
@emmanuelranaivoson8985
@emmanuelranaivoson8985 4 жыл бұрын
Mahafinaritra ilay revy é ! mankasitraka fisaorana be
@mikealogistictoliara8431
@mikealogistictoliara8431 6 жыл бұрын
Tiko b
@thefaniry
@thefaniry 7 жыл бұрын
LIKE be
@JairusNOUVEL1
@JairusNOUVEL1 5 жыл бұрын
Mody henoy tsotra fa enjana be ty hira ty leaza a
@andryandriantsialonina1686
@andryandriantsialonina1686 5 жыл бұрын
Ok, raitrz
@rianav.ramanantsalama3713
@rianav.ramanantsalama3713 5 жыл бұрын
tiako loatra
@tokymamison9486
@tokymamison9486 5 жыл бұрын
milay rolf a
@landihnantenaina7882
@landihnantenaina7882 6 жыл бұрын
saode mba misy manana parole version gasy anio azafady
@azaelofficiel851
@azaelofficiel851 6 жыл бұрын
io am comm ako io eh !
@landihnantenaina7882
@landihnantenaina7882 6 жыл бұрын
oui merci itako
@dinafranciaramanantsoa8615
@dinafranciaramanantsoa8615 7 жыл бұрын
tsara tsotra zao
@AlanStreet-hp4qi
@AlanStreet-hp4qi 4 жыл бұрын
que idioma es este? que bonito suena.
@hajarandrianantoandro1148
@hajarandrianantoandro1148 4 жыл бұрын
Mankasitraka anareo. Tsara ny hira sy ny hafatra
@nyainatsioryandriantsoaran3504
@nyainatsioryandriantsoaran3504 2 жыл бұрын
Malagasy mix english
@azaelofficiel851
@azaelofficiel851 6 жыл бұрын
tena tsara ! aiza no mety ahitana parole ??
@dzOkonssO
@dzOkonssO 6 жыл бұрын
Hey, Beauty ! Mason-dry tsy manga io ange ka manan-toetra Mafana fijery nefa toa sariaka Firy ireo voadona, firy ireo taitaitra… I ndry anie toa jamba, ny hanova no mahamaika. Honey, Hoditrao tsy fotsy io misora-bolamena Mahamay fitiavana, voky hazavana, Tsy mba mety lany tsiro, tsy mety matsatso. Aoka ho tsapanao fa tsy ratsy ny mainty. Sista, Volon-dry tsy tsotra io fa toa volonondry, Tsy mifidy randrana io, misy « loko ». Tsy be ny ohatr’azy ka aza dia simbaina. Terena ny ho tsotra ? Avelao izy hiaina. You’re beautiful the way you’re born Ny hoe ho vazaha aza antenaina Ireo anie ka maniry ny anao You are beautiful, don’t ever try to change. Never try to change.
@azaelofficiel851
@azaelofficiel851 6 жыл бұрын
merci bcp ,bcp ,bcp :* :*
@azaelofficiel851
@azaelofficiel851 6 жыл бұрын
ts mampino le inspiration nanoratana anle izy ! ts takatr n saiko ndrai inii ! :o
@ginetterabefitia6587
@ginetterabefitia6587 5 жыл бұрын
Sambako nihaino dia tiako.... misaotra e
@ludonievelotrasina7635
@ludonievelotrasina7635 6 жыл бұрын
@drawstsu6399
@drawstsu6399 2 жыл бұрын
tiako loatra
Imiangaly - 421 (Live video)
5:19
VOOTS
Рет қаралды 53 М.
FO MIFAMPITADY - Sity Rakoto
6:25
Fanja Andriamanantena
Рет қаралды 104 М.
THEY made a RAINBOW M&M 🤩😳 LeoNata family #shorts
00:49
LeoNata Family
Рет қаралды 42 МЛН
孩子多的烦恼?#火影忍者 #家庭 #佐助
00:31
火影忍者一家
Рет қаралды 52 МЛН
Little girl's dream of a giant teddy bear is about to come true #shorts
00:32
Fabiosa Animated
Рет қаралды 4,1 МЛН
تجربة أغرب توصيلة شحن ضد القطع تماما
00:56
صدام العزي
Рет қаралды 58 МЛН
HAFANANA - Nate Tex ©2024
4:33
Nate Tex
Рет қаралды 121 М.
Niova Ianao (Nanie) - Tsanta Randri featuring Sity Rakoto
5:48
Tsanta Randri
Рет қаралды 86 М.
Imiangaly - Soul mety
4:32
Rolf Razafindrakoto
Рет қаралды 8 М.
ALALÁ - Vero (Live Session)
4:20
Babai Lugu
Рет қаралды 273 М.
Imiangaly - Je serai là
5:36
VOOTS
Рет қаралды 11 М.
Izay
5:14
REKO BAND - Topic
Рет қаралды 43 М.
Miantso anao // Henika
4:46
heavenellie
Рет қаралды 172 М.
IMIANGALY - Miesora moa (Justin RAJORO)
2:32
VOOTS
Рет қаралды 115 М.
ALALÁ - Tsodrano (Live Session)
4:13
Babai Lugu
Рет қаралды 168 М.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
Munisa Rizayeva
Рет қаралды 6 МЛН
Әбдіжаппар Әлқожа - Ұмыт деме
3:58
Әбдіжаппар Әлқожа
Рет қаралды 676 М.