INDRO TSINJOKO (audio) - Dadah R'Abel / Kanto Sophie

  Рет қаралды 84,612

Dadah R'Abel Officiel

Dadah R'Abel Officiel

Күн бұрын

Пікірлер: 29
@boysstifler4479
@boysstifler4479 5 күн бұрын
Efa tsinjoko any ho any Tonga ilay fiafarany Fa tsy nisy zava-mamy Natao haharitra hatrany Nony tonga ianao nilaza Hoe tojo ilay sahaza Izaho nanaiky sy nanaja Na dia mafy tamiko aza Satria ianao no tompon-tsafidy Ny fonao, any aminao ny fanalahidy Fa sendra vato ianao raha nitady toko Izaho tsy hifokofoko Na sanatria hioko Amboariko ny foko Ny irariako androany Ianao ho faly hatrany Ka ho tonga lafatra Ny fonareo mitambatra Eny mitso-drano Fiainanao io ka tantano Ataovy feno hamamiana F'efa akaikin'ny olon-tiana Fa ny antsika tsisy dina nifanapahana Fitia tsy an-tery fa feno fahafahana Koa mandehana, aza mitodika any aoriana Ny lasa aoka ariana, ny ho avy fitsikiana Mahazoa izay irina
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Mahafinaritra foana. Tso-drano malefaka. Tsy mitodika fa mitraka sy mihezaka mitsiky. Mbola mitoetra ny fitia. Mankasitraka nizara itony hira kanto itony. :-)
@MegaDrala
@MegaDrala 4 жыл бұрын
Ny nofo no miraraka fa ny zava-bita hitoetra ary ny kanto mbola hitohy handrotsirotsy antsika.
@Letasona
@Letasona 4 жыл бұрын
Tena tsara. Meilleur compositeur. Kanto koa ny feon ‘i Kanto
@razafimamonjyrazafindrakot4499
@razafimamonjyrazafindrakot4499 5 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpihira sy ny mpamorona Fantatra ihany ny hira miteny sy misy lanja @ itiavako azy Ny tena mpanakanto no miaraka @ i Kanto ka tena milay Tsindrian-daona miandry ny manaraka e!
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 4 жыл бұрын
Ndryyyy ampionony fonay Andriamanitra o
@franckrakotovao303
@franckrakotovao303 4 жыл бұрын
Iraikitra ampo foan n kanto nforoninao RAD. RIP
@tianacaro2398
@tianacaro2398 4 жыл бұрын
Oh là là, 😭😭😭😭😭indrisy, veloma ndray Dadah à ! Mandriampiadanana e.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Tsodrano ho an'ny ireo hanambady atsy ho atsy..
@justinrakotomalala3989
@justinrakotomalala3989 6 жыл бұрын
Mankasitraka e. Tohizo fa tena tsara.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Tsy hifokofoko. Fitia Tsy antery fa feno fahafahana n'y azy.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Vazo malefaka s'y feno Fahendrena Ary fiononana. Sento. :-(
@jocfred9277
@jocfred9277 5 жыл бұрын
Hay ve misy an'izao hira izao e ? :-o Misaotra amin'ny kanto rehetra noforonina sy zaraina e :-)
@ketakarasoa9054
@ketakarasoa9054 4 жыл бұрын
Mamy ilay navelanao ry dadah handry piadanana enao any
@radoranaivozanany3755
@radoranaivozanany3755 4 жыл бұрын
tsara dia tsara ny tononkira
@hkdiagauto4765
@hkdiagauto4765 4 жыл бұрын
Ndriiii , mandria ampiadanana Dadah :(
@randriatahinasitrakiniavo7439
@randriatahinasitrakiniavo7439 5 жыл бұрын
tsara be Kanto a!!! :-)
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 6 ай бұрын
Tena kanto !😢
@jocelynrandria1128
@jocelynrandria1128 4 жыл бұрын
Malahelo ny aty ô!
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 7 ай бұрын
@jeanferdinandrakotomanants4466
@jeanferdinandrakotomanants4466 Жыл бұрын
tsara
@rotaharisoa1089
@rotaharisoa1089 6 жыл бұрын
tsara bee 😍
@DadaRabe7
@DadaRabe7 5 жыл бұрын
Kanto tena kanto
@benjarafaralahy668
@benjarafaralahy668 4 жыл бұрын
Hira mandrotsirotsy malefaka mavesa danja ny tonony mankasitraka feno hafatra
@jeanrh7902
@jeanrh7902 6 жыл бұрын
Tsara ho’aho :)
@akonlook-alike4572
@akonlook-alike4572 Жыл бұрын
Ok
@tatamoranalison3658
@tatamoranalison3658 5 жыл бұрын
tsara loatr
@hervrasam
@hervrasam 6 жыл бұрын
Diam penin i Dadà ?
@hervrasam
@hervrasam 6 жыл бұрын
Tsara
IREO NITAIZA (vidéo officielle) - Dadah R'Abel / Kanto Sophie / Éline
4:40
Dadah R'Abel Officiel
Рет қаралды 142 М.
Dadah R'abel feat Inah - valio anie aho
5:15
Rova Ram
Рет қаралды 51 М.
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН
Modus males sekolah
00:14
fitrop
Рет қаралды 26 МЛН
Dadah - AO IZY E
5:58
Njaka RATOLOJANAHARY
Рет қаралды 126 М.
Ao izy e !  (Dadah & Inah)
5:57
Magnelatra
Рет қаралды 517 М.
OMALY AKIA  (Dadah Rabel et Charles)
4:09
José RANDRIANASOLO
Рет қаралды 37 М.
Tsisy tsiny (Dadah sy Inah)
3:50
Mozikantsika
Рет қаралды 118 М.
Satry ihany DADAH RABEL
4:23
MadaGasy61
Рет қаралды 59 М.
Dadah R-abel - mbola irery
5:33
Rova Ram
Рет қаралды 8 М.
ianareo Zanako DADAH RABEL by HTEG
4:23
HTEG
Рет қаралды 60 М.
Dadah R'abel feat Inah - Tokantrano maso
4:53
Rova Ram
Рет қаралды 46 М.
SAO DIA TEZITRA DADAH RABEL
4:13
RH
Рет қаралды 107 М.
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН