Tsisy tsiny (Dadah sy Inah)

  Рет қаралды 118,089

Mozikantsika

Mozikantsika

Күн бұрын

Isika nifankahala, nifampijery toa vahiny e
Nefa anie malala mba nifankatia fahiny
Tsisi tsiny e,tsisy tsiny ny amin'iny e
Tonga ny alinga sy ny fitaka
Ny toky,teny tiany e
Zary saritaka ny fony no vanginy
Tsisy tsiny e,tsisy tsiny ny amin'iny e
Saingy ny ankizy eo afovoany
Tsy hay zay hadisoany
Tsy hainy ny hataony
Mikorontana ny fony
Tsy inoany, hoe tsy mifankatia intsony
Ianao mandrirotra an-kavia
Izaho misintona an-kavanana
Iza no haraha-dia, sy ho toloran-tanana
Tsy azo avahana
Samy tiany ho arahina
Jereo ireto zaza,manao izay idifirana
Leo ny vazavaza
Ny ato an-trano tsy azo idirana
Sahirana, toa tsisy andry ifikirana
Aleony mirenireny
Ny ato an-trano andosirana
Na ray na reny tsy ahitana mangirana
Sahirana, toa tsisy andry ifikirana
Isika no tia tena
Manao ny adalana
Ny menaky ny aina
No zary mihanahana
Tsy tamana, manahy izay hiafarana
Isika indray no gagagaga
Manao hoe indrisy
Rehefa injay ny zaza
Mandao lalan-mahitsy
Tena tsisy ny mahazo ny ankizy

Пікірлер: 21
@ramarolahyemerantienbenoit7050
@ramarolahyemerantienbenoit7050 5 жыл бұрын
tsy tontan ny ela:gasigasy retro
@jonraha588
@jonraha588 3 жыл бұрын
Mba niova rithme ra-Dada,, tena mlay be,
@isaiaitf7764
@isaiaitf7764 3 жыл бұрын
Hira mampisaina ANTSIKA ray amandreny IZANY AZA de tia tena fa jereo ny zanaka
@heryparsonwilliamandriaman5530
@heryparsonwilliamandriaman5530 5 жыл бұрын
tsara rangah
@ndimbynarivony9346
@ndimbynarivony9346 4 жыл бұрын
T.@ À. Le hira e ! Mankasitraka. Mandria ampiadanana
@fanjarintsoaram4049
@fanjarintsoaram4049 10 жыл бұрын
aoka marina e!
@jouheryidealy9393
@jouheryidealy9393 9 жыл бұрын
Tena tsar ee! Fa mba mangataka an'le "Manahy aho" fa ten tsy tafavoakako mihints !!! :)
@rhavouadrianantenaina3558
@rhavouadrianantenaina3558 7 жыл бұрын
marn ranga zan ààà
@thiers526
@thiers526 8 жыл бұрын
mamitaka zay jerena à...
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 5 жыл бұрын
Tsisy tsiny
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Tsy misy tsiny n'y amin'iny e:-)
@fanjaly1239
@fanjaly1239 4 жыл бұрын
Teny tsotra sady fohy: MAMY
@HasinaAngelot
@HasinaAngelot 10 жыл бұрын
Tsara dia tsara
@nampoinaharisoabenjamin2849
@nampoinaharisoabenjamin2849 3 жыл бұрын
Tsara loatra
@jmr9801
@jmr9801 6 жыл бұрын
❤❤❤
@malagasyvaovao
@malagasyvaovao 9 жыл бұрын
aoka tokoa marina
@barisonandrianiaina7818
@barisonandrianiaina7818 11 жыл бұрын
tsara e
@Mozikantsika
@Mozikantsika 11 жыл бұрын
Marina mintsy izany
@rabemanantsotoky7261
@rabemanantsotoky7261 10 жыл бұрын
mahafinaritra
@rajaobelinafano7173
@rajaobelinafano7173 10 жыл бұрын
Anatra be
Dadah - AO IZY E
5:58
Njaka RATOLOJANAHARY
Рет қаралды 126 М.
Dadah R'abel feat Inah - Kalon'ny antitra
8:36
Rova Ram
Рет қаралды 10 М.
WORLD BEST MAGIC SECRETS
00:50
MasomkaMagic
Рет қаралды 44 МЛН
МАИНКРАФТ В РЕАЛЬНОЙ ЖИЗНИ!🌍 @Mikecrab
00:31
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 39 МЛН
Sarak'olontiana
3:45
Release - Topic
Рет қаралды 19 М.
Fa Angaha - Felaniary sy Lilie - Clip officiel
5:08
FELANIARY
Рет қаралды 32 М.
INDRO TSINJOKO (audio) - Dadah R'Abel / Kanto Sophie
4:06
Dadah R'Abel Officiel
Рет қаралды 84 М.
Ny ainga || Fitiavako masiaka::ANG
5:50
nomenagabriel
Рет қаралды 192 М.
Dadah & Fafah - Ny tena Fitia
5:47
Mozika Ntsika
Рет қаралды 20 М.
Coulisse On Tv : DADAH
1:05:25
tvpluscoulisseontv
Рет қаралды 85 М.
Valio anie aho (Dadah sy Fafah)
3:37
Mozikantsika
Рет қаралды 49 М.
Satry ihany DADAH RABEL
4:23
MadaGasy61
Рет қаралды 59 М.
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)
14:47
Hira sy Mozika
Рет қаралды 117 М.
WORLD BEST MAGIC SECRETS
00:50
MasomkaMagic
Рет қаралды 44 МЛН