Tsy maninona na simple opinion aza ny ataon'i Onitiana e. Manome safidy ny olona "pour" sy olona "contre" izy ary milaza ny chiffre araka ny valinteny nomen'ny olona. Izany tompoko no asan'ny journaliste: analyse, transmission d'informations ary neutralité. Tsy mahazaka olona manohitra ny hevitr'isika isika ka mila beazina amin'izany mba handroso. Bravo Onitiana
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Izaho manokana aloha dia mahita fa manana hevitra mitombina io Pr Blanche Nirina RIchard io. Fa mbola miandry ny tena programa havoakany aho alohan'ny hifidy sy hirona @ ny hevitra hoe mba aleo vehivavy @ izay no hitantana an'i Madagasikara fa mandreraka ireto lehilahy mpanao politika gasy ireto !
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Je n'ai jamais trouvé une journaliste objective que Onitiana Realy à Madagascar ! Sur sondage ou pronostic ou ...wawawa ! avelao ny malagasy hilaza ny heviny tsy misy teritery mahazatra ny HAT. Courage et continue Onitiana Realy fa aza mihaino ny vavan'ny mpankahala tsy misy antony.
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Azafady Professeur BNR! Ny sondage sy ny pronostic dia tsy mitovy ! > Ny sondage dia mivantana satria ny hevitro manokana no hanontaniana tsy miankina @ ny mpifaninana. > Ny pronostic dia tsy miankina @ ny hevitro manokana fa ny fiheverako ny mpifaninana haresy ( ny course soavaly no tena ampiasana ny terme hoe pronostic ! )
@Tsilavy12 жыл бұрын
En tout cas merci amin'ilay Invité
@pierrebrossolette157812 жыл бұрын
sna sondage na opinion na pronostic dia manahirana ny HAT satria tian-dry zareo ho azy irery ny marina fa ny hafa tsy afaka mamoaka ny heviny. Sarotra dia sarotra ihany ny fandidiana satria olona midongy toerana sy tsy manome fahafahana hoan'ny olona tia hanohitra ny heviny ry zareo. Ny dikany izany dia aoka tsy hisy ho voarebirebirebin-dry zareo HAT fa OLOM-BAOVAO
@MrVictory14612 жыл бұрын
Sondage est devenu pronostic, déjà pas mal. Mme OR devra appendre l’étiquette: pas trop poli de mettre les coudes sur la table ou couper la parole quand quelqu’un parle. Elle devra apprendre à poser des questions précises et brèves à la place de s’exprimer son opinion personnel et c’est l'invité qui l'écoute à sa place. Elle devra apprendre à s’habiller conformément à la circonstance. Pour terminer, il ne faut pas que Mme Onitiana transforme la TV+ transforme en audiovisuelle politique.
@rakotobeloha291112 жыл бұрын
Madame Onitina, journaliste dia tokony ahay anadihady vao mamoka valina sms fa tsy sondage io ataonao io fa simple opinion sur sms mitovy @ opinion sur internet, manome tsy anao daholo ny olona izay invite eto aminao eto, mba mieritrereta fa ny journaliste mahay dia manana question objective fa tsy resaka vedettisme
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Tsy nilaza mihintsy i Pr Blanche Nirina RIchard hoe hajanony ny sondage !!! Aza mandika vilana azafady. Ny nolazainy dia hoe ataovy hoe pronostic fa tsy sondage ! soso-kevitra ny azy. Ny fomba ilazana azy no manahirana ny HAT satria ambany ny salan'isa hazony.
@rabougry12 жыл бұрын
Ahitsy kely ny voalazan'i Pr Blanche. Ny doctorat (na Ph.D any amin'ny système anglo saxon) no DIPLOME universitaire ambony indrindra. Tsy misy diplome ambonin'io intsony. Fa ny hoe Chargé de cours, Assistant,Maitre Assistant, Maitre de Conférence kosa dia TITRE UNIVERSITAIRE D'ENSEIGNEMENT. Ka diso be ilay filazany hoe ny hoe Professeur dia diplome ambonin'ny doctorat. TSIA. Ny agregation à enseigner à titre de professeur dia TITRE UNIVERSITAIRE NA ACADÉMIQUE fotsiny ihany.Misaotra Tompoko!
@strikeforforchaos78412 жыл бұрын
Tsara hevitra kosa izy zany.
@rajoany598912 жыл бұрын
Ny olana amin'ity tantara ity mantsy dia izao: be ny TOKONY fa tsy atao.
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Hatramin'izao aloha dia hifidy an'i BNR aho. Ho hita eo rahampitso.
@Sosoaberano12 жыл бұрын
Ataovy "pronostic" hono fa aza manome chiffre amin'ny sondage: Ho an'ny mpanao sondage dia ilaina dia ilaina ny manome chiffre précis mba ho crédibilisé ny résultat avoakany. Ka diso ianao mme fa aleo ho fantatry ny olona mangarahara ny résultat. Mahamenatra ilay mametraka grade Pr nefa dia voabaikon'ny olona tsy nianatra. Tsy masiaka i Onitiana milaza fa tsy misy ilana azy ny intellectuel satria tsy hainareo ny mi-appliquer ny fikarohana nataonareo (raha nisy fikarohana tokoa:)
@smilingocean12 жыл бұрын
oaoaoaoaoaoaoaoaoaoa tsy mety vita!!! efa action amzay zao fa aoka izay ny resa-be tsy hitondra mankaiza. Ity firenena ity efa tsy azo antsoina hoe latsaka an'katerena intsony fa latsaka anaty hady. Mijaly ny vahoaka, mitomany ny vahoaka fa tena efa tsy zaka intsony ity fiainana ity. Betsaka loatra ny malagasy tsy mahay mamaky sy manoratra ka mora rebireben'ny mpanao politika. Ry vahoaka malagasy mijoroa,mitraka fa efa vohitsakitsaka ny zonao sy ny hoavinao.
@hervrasam12 жыл бұрын
Lehibe ny andraikitry ny haino-aman-jery @ fifidianana. Mba hametetraka ny tena tokony ho fanontaniana @ ireo candidat momba ny fiainam-bahoaka sy ny fampandrosoana izy ireo. Inona ny vaha-olana heverin'izy ireo hoentina eran'ny firenena avy any atsimo ka hatrany avaratra. Inona ny hery hifaharan'ny asa heverin'izy ireo atao. Raha vita tsara izay débat ataon'ny haino aman-jery izay vao hafaka mifidy tsara ny olona.
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
C'est un risque et péril ! > Rehefa resy dia resy ary manaja ny safidim-bahoaka >>> dia miandry ny fifidianana manaraka fa tsy hanakorontana sy hanongana. *** Mila mianatra tsara ny mpanao politika malagasy fa tsy hanao loham-boto handromba fitondrana lava izao.
@ragnandrialonaky263012 жыл бұрын
Manomboka mivoaka izao ny resaka fa tsy manana doctorat en ECONOMIE mihitsy Ramatoa Blanche. Université taiza no nanaovany ny thèse économie-ny ? Mba jerevo kely hoe izay ry Onitiana Realy azafady a ?
@mahaleovagasy75312 жыл бұрын
Toa ny milaza ve ity ramatoa ity fa tsy manana ny titre maha-Professeur azy i Alain Tehindrazanarivelo ? Jereo ny rohy ofisialin'ny mpampianatra oniversite ity fa tena Professeur izy. I Alain Tehindrazanarivelo dia major de promotion foana tao amin'ny Médecine. Tsy marina ny filazana fa tsy maintsy manana Habilitation à Diriger des Recherches (HDR) vao lasa Professeur. Teo aloha dia ireo manana Doctorat d'Etat no lasa Professeur Tit.
@gracefitia49411 жыл бұрын
le rrrrrrrrrrrr anao aloha ramatoa hajao tsara natoraly fa aza ovaovaina
@MrVictory14612 жыл бұрын
Eh ben, c'est bien passé cette foisci. Mme Onitiana n'etait pas du tout agressive comme la semaine dernière.Voila une preuve de plus que Mme Onitiana a une haine envers le Président de la Transition. Concernant le sondange ou l'opinion publique de TV+, je suis pour le Pr Blanche qu'il faut arreter ca car ca ne nous emène pas vers l'apaisement. Et ce n'est pas du tout une bonne idée, ca stresse le peuple surtout à la veille de l'élection.
@ghislainemauvais260712 жыл бұрын
Tena sahirana mihintsy ny vahoaka malagasy tsy hitany mihintsy ny atao lasa mitarazoka loatra ny tetezamita tena mahafadiranova mihintsy ny nahazo any MADAGASIKARA enga anie mba ho tanteraka ihany ity fifidianana ity indray andro ihany makahery ny vahoaka malagasy rehetra
@ratovohajahanitra440912 жыл бұрын
Désolé, nous classé au pays sous-développé, faut il calquer impérativement les bienfaisances issues des pays avancés:comme ce moyen efficace de collecter les opinions publiques:"le sondage" selon leur choix.Ceux qui sont touchés du résultat proclamé par Tv plus annoncent ils de l'infaisabilité de ceci:A défaut depuis , les choix du peuple soient truqués et désinformés par les politiciens dont ce peuple même reste en otage et victime, désespéré du changement. Laisser tranquille Tv plus au sondage
@LivaRandriamiandrisoa12 жыл бұрын
Na sms, na internet, nga tsy olombelona ihany moa no afaka mampiasa an’ireny ? ka ahoana no ahafahana milaza fa simple opinion no miseho @izany fa rehefa inona no ampiasaina maneho hevitra vao tsy ho simple intsony ny opinion ? ka na sondage na tsy sondage io, olombelona sy malagasy mitovy aminao io ihany no maneho ny heviny fa tsy hafa akory.
@rabougry12 жыл бұрын
Ary ny docteur no mety hoe sady lasa Professeur raha mahazo ny accréditation na agregation amin'izany izy, fa ny agrégé rehetra tsy voatery ho docteur. Ao France zao dia misy hoe Agrégé en lettre ohatra fa prof any amin'ny Lycée, Maitrise en lettre ny diplome-ny saingy afaka tamin'ny consours d'agrégation hampianatra any amin'ny Lycée izy. Tohanako kosa nefa izy amin'ilay hoe betsaka ny mandainga diplome ao amintsika.Nisy 1 aza lasa ministre mihintsy nefa diplome tsy nisy no lazainy fa ananany.
@curiousfiboo11 жыл бұрын
Izany Constitution izany ange zareo tsy amendable isaky ny mihetsika na par candidat e. Zava-doza ho an'ny firenena ange izany e? Izay mihitsy ohatra no mahatonga ny firenena mandroso hafa hoe tsy misy Constitution écrite mba tsy hahafahana manova an'ilay Constitution, ny an'ny sasany Constitution efa t@ taon-jato. Fa maninona raha asiana ny karazana atao hoe "Bill of Rights" izay azo ampiana na amendable.
@curiousfiboo11 жыл бұрын
Resaka fanemorana fifidianana, resaka "logique économiquen' ny firaisam-bem-pirenena ilay izy", resaka vidim-bokatra, vidin'akora any @ tany mpamokatra toa antsika ilay izy sns (c'estpareil au Zimbabwe par exemple) fa ny candidat-ny moa ve tsy efa hitany.
@mahaleovagasy75312 жыл бұрын
Fa i Richard Ramanarivo ve mamaky tsara e ! Doctorat d'Etat (D.E.) no lazaiko fa tsy Doctorat nouveau régime na Doctorat 3e Cycle. Ny manana D.E. taloha dia tsy nanao izany HDR izany. Toy izany ireo Professeurs ao ami'ny Médecine be dia be taloha ireo.
@astienback11 жыл бұрын
Le monde moderne a beaucoup de défauts! beaucoup! MAIS vous ne pourrez lui reprocher d'être moins conventionnel, MOINS HYPOCRITE, MOINS ATTACHÉ AUX APPARENCES TROMPEUSES des anciens temps lesquels ont amené l'enfer d'aujourd'hui! Onitiana N'A RIEN À APPRENDRE, ELLE EST CORRECTE, PROFESSIONNELLE, QUELQUEFOIS IRRITANTE! LE RESTE, qu'elle mette ses coudes sur la table, qu'elle écarte ses grosses cuisses devant rajoelina, qu'elle COUPE des propos ININTÉRESSANTS, N'A AUCUNE IMPORTANCE! aucune!
@RAMARICHARD12 жыл бұрын
Tsy mazava ny lazainao Mahaleova Gasy â ! Tsy izay manana Doctorat akory no lazaina fa Professeur ! diso. Ny maitre de conférence koa mbola hafa sao tsy fantatrao. > Aza misalotra ny tsy an'ny tena.
@Tsilavy12 жыл бұрын
Tsy mahagaga rah tohizana lay zavatra miteraka disadisa,zavatra fantatra tsotra zao hoe iza no ambadik'ilay tv+,aza gaga raha tonga koa ny fahatezeran'ny vahoaka sasany amin'io tv sy radio +nareo io, lasa media fanaovana politika ny medianareo,tsy hoe ratsy fa toa efa toa tsy misy fanabeazana intsony ...
@TheMrgranted12 жыл бұрын
Aza adino Russie eh!!!
@laissaw11 жыл бұрын
le fandaharana aloha tsy mahaliana ahy fa le tavinao ry Onitiana no tena mahaliana ahy , inn kay no sakafo ho haninao mampatavy be anao otranio ????? mba lazao le resety
@ratovohajahanitra440912 жыл бұрын
Tsy mazava ny tian'i Pr ambara eo @ hoe pronostic.Na Phd na inona dia ampiasaina ny vokam-pikarohana natao fa tsy hatao haingon-trano ka manambany antsika mpikaroka izay mitondra grade Pr U. Mahamenatra ny milaza izany fa avadiho impito ny lela vao mamaly olona satria journaliste compétente io.Ary ny résultat tsy contester izany dia flagrant sy jadona .Koa mino ve ianao fa parfait sy dérouler ara-dalàna ny fizotran'ny fifidiana ka izay vokany eo dia dia hiarahana miaiky sy hankatoavina.Diso be .
@delano42312 жыл бұрын
Izay kandida tsy lany tsy hanaiky mora foana ny valiny e na voahaja ny lafiny teknika na tsia indrindra moa fa lany vola izy nandritry ny propagandy.