Cette dernière répond avec une intelligence remarquable.
Пікірлер: 16
@jeanpierrevalerie11602 жыл бұрын
Olona efa mitapy reny madame a 🤯
@mocassinsrouges61003 жыл бұрын
Ampela sagnagna koa ity
@alphonseherilanto72854 жыл бұрын
Marina aki zany manja kely aa mahafatifaty be dry💕💕💕💕💕💕
@daniellerak25325 жыл бұрын
Izay no atao hoe démokrasia. Aza mijery rehefa tsy tia ary rehefa mora influencer-na dia mijereva Viva
@universaltunes96065 жыл бұрын
y demokrasia tsy manopa olona ry kàkà an
@christiansmith12005 жыл бұрын
merci ma soeur , je suis d'accord avec toi
@andriatahirizarazanamanjao14534 жыл бұрын
Tsi menatra akory le olona miteny oe aza mijery refa tsi tia enao asa angamba mbola tsi manjanaka na manana anabavy na zandry mba menatra Eh madam Irene eee tsi i LUC HERVE mintsy no iaino an reny teninao reny Olo efa voa igny ppssible ary iny mety zanaka kakazo ka nivoka tam vodikakazo Tsi misy nenatra tsony iny e
@edwigehartz91995 жыл бұрын
Aza mijery NY vidéo Luc Hervé fotsiny , hita fa olona te halaza fotsiny izy fa tsy misy zavatra ho entiny @ firenena !
@cathyrandriamanga7794 жыл бұрын
Met ts fantany angamba zan hoe respect zany...
@jeaninefenina10154 жыл бұрын
Koa efa mi choqué anareo raha teneniny , aza zahana , zeny mora fo , izy tsy nangalatra , izy @ vavan'azy , izy magnasaha , aza jerena se tout , Zaho ity tsy mizaha asahasahan'azy Io , fa par contre misy raha maro marina raha teneniny , ka efa tsy tianao aza jerevana
@laseulestunique91065 жыл бұрын
Aza mizaha ianao tsy voatery .
@bedihery7395 жыл бұрын
anao ange anisany assassin,, manipulatrice, no sad taranaka 4mi mandrapahafaty nao
@sanousalam68884 жыл бұрын
Izy ef amin asan nefa mdrek tsihahasoa izy rh aton zio ary mbol ivaly aminazy fogn zio ary ef olo tsimety mis jery olo titihign mitsy fogn