Tiako ity hira ity fa sady mampazoto no mapandihy, sady tsara be ilay parole
@misoumisou84533 жыл бұрын
God bless ! Thank you again Very Nice voice
@Jo_384 Жыл бұрын
Tsaroako ny fiainako taloha lavitra Anao,Nivezivezy tsy nanan-katao, very ny saiko eee Tsy mba nanana an’iza itarainana, Fahoriana nameno ny fiainana, saika niala ny aiko eee (zan miitsy) Soa ihany aho fa navotanao, Nomenao fiainam-baovao (ehhh), faly ny foko eeeiii Noho ny herin’ny fanahinao, Resy ny ratsy fanao, matanjaka sady matoky eeie (misaotra Jesosy a) Tsy vitako e…tsy vitako e (haha), Tsy vitako e aleo tsika roa ihany Fa tena tsy vitako e (tsy vitako mihitsy) tena tsy vitako e, Tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso Misaotra Jesosy am famonjenao…ouy…hahahaaaah Misaotra Jesosy mahery ‘zay tantananao, Mandresy amin’ny adiko re aho izao Ianao no inoako eee (mandrakizay), Tsy foiko intsony ny anilanao, tena tsara lay fiainam-baovao mamin’ny foko eeee Fa n’aiza n’aiza no mbola ho aleha, n’inon’inona koa no atao, Ianao no ho enoiko eee Fiderana no atao be dia be, asandratro ny anaranao e, kalokaloiko eee(haha tsy vitako Jesosy a) Tsy vitako e ny (ny analavitra anao),tsy vitako e…aleotsika roa ihany(aleotsika roa ihany) Tsy vitako e (Jesosy), tena tsy vitako e, tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso Ianao ihanyx3 Jeso Tsoujororororo Ianao ihany tiako ny anilanao Ianao ihany Jeso Lalana lavitra mbola ho aleha, ny anilanao re no tsara e Loza sy fandrika koa be dia be, ny anilanao re no tsara e Tantananao no sady mandre ny anilanao re no tara e Anilanao zaho pare (houuuuuuuuuu) anilanao re no tsara Tody ny zavatra iriana…, fahasoavana sy fitahana e hehe..ny ady sy ny fijaliana e he e… Ny Anao fiadanana sy fifaliana eeeeeee Tsy vitako e ny analivitra Anao, (zany mihitsy Jesosy a) …yeaiei
@tojorasolofoarimanana62685 жыл бұрын
Tsara be .. amin'ilay gadona amin'izao fotoana izao mints ...
@miary24754 жыл бұрын
Tena tsara be lay hira 👍🏻👍🏻 Fa lay fihaingona masina fitondra midera no tsy hita 😑 sitraka avy amin Andriamanitra nge no ilaina @ hira fiderana e! (2Tant20:21)
@aldrajfelin45764 жыл бұрын
eny oa,mba limiteo ihn le fiakanjo ,surtout ho an vehivavy,le pataloha tery be pour etre direct,nefa handihindy b
@steffymandranto Жыл бұрын
Tohizo f tsara e!
@annalandeau375 Жыл бұрын
Ohatry ny kwass loatra lay fandihizana an!😮
@jackyniair9343 Жыл бұрын
Greats voice all I love it ❤
@LaPlumeMadagascar3 жыл бұрын
Ho anareo tery saina mitsara olona io ! Angaha ianareo Andriamanitra no mi se permettre hitsara hoe ny ataon'ito na ny ataon'io mety na tsy mety. De quel droit ? Izay hahavonjy ny fanahinao aloha iasana saina sy andaniana hery. Andriamanitra manana ny fomba fiasany. Tsy izay fisainan'olombelona fohy kely ery ho hiseho hanakatra ny fisainan'Andriamanitra. Na izaho na ianao samy tsy misy mendrika fa aza mifampitenineny. Ary raha toa hoe araky ny Baiboly tokoa ny fomba fitafy sy fihaingo, maninona ianareo be kiana ireo raha mirebareba, misaron-doha aloha ho hita ? Jereo ny fitafy sy ny fihaingon'ny olona tamin'ny andron'ny Baiboly dia ireny anaovana ho hita.
@jackyrandretsavola37695 жыл бұрын
tsara loatra!! tena tsara
@antsafy98125 жыл бұрын
tsy vitako raha tsisy anao JESOSY a!!!!
@lindarah89514 жыл бұрын
Tsara loatra...misaotra an ekipa rehetra...voninahitra ho an Andrimanitra
@holyrakoto61433 жыл бұрын
ny hiranao zany dia tsara daholo fa ny hitako amin ilay mpihira sasany dia izao tontolo zao no halainy tahaka fa tsy izy no halain izao tontolo tahaka 🙂
@herizorasolofomanana88475 жыл бұрын
Tena tsara be fa mankasitraka eh!!!
@razanakotostephen59355 жыл бұрын
Ry zareo bogosy reto an ! Mankasitra tsara kosa an, !
@robersonjudi26813 жыл бұрын
Tsara ny tonokira, fa saingy za mahita hoe inona no tsy hitovizana amzao tontolo izao am fihetsika, ny gadona, ny zava-miseho rehetra eto. Ouz ny Romana 12 " Aza manao ny fanaon'izao tontolo izao"
@rzjme2 жыл бұрын
miombon-kevitra aminao aho...De misy ilay ohatra momba an'i Jesosy hoe bandy niandry vehivavy tany am-patsakana, tsy bandy fa Andriamanitra anie Jesosy ehh.... Masina, Masina, Masina...3 fois Saints.
@christophecolombe8593 Жыл бұрын
N'y tsy manao s'y tsy mahaivita ihany no manakiana s'y mitsikera, MBA manaova raha mahaivita ho jerena e
@razanakotostephen59354 жыл бұрын
Manja ki nareo ;)
@valniaina56555 жыл бұрын
Tiako be:)
@ramanohisoaangeloalain77895 жыл бұрын
Ao tsara mits....
@paubertjeta93392 жыл бұрын
MERCIIIIIIIII !!!!
@EmmaLeclerc-i9v Жыл бұрын
France 🥶🥵🥶🥶🥶🥶🥵🥵🥵🤑😎😎😎💀💀
@CelestineBarijoelinah Жыл бұрын
❤❤❤❤
@jaoanjara62823 жыл бұрын
tiako loatra
@hawraamatar84925 жыл бұрын
Tsara lay hira fiderana
@ranaivoalbertisabellenomen24904 жыл бұрын
aleo tsika 2 iany Jeso a
@AlainCovers4 жыл бұрын
salut ralahy sesena, où trouvez vous toutes ces chansons originales? :) c'est toi qui fait le montage ou bien? Alain
@leroyvalery3765 жыл бұрын
Tsara
@createprogram76024 жыл бұрын
Ny Hira/tonon-kira tsara fa ilay paozin'ilay olona sasany kosa misy tsy mendrika entina ho fiderana an'Andriamanitra (Tsy azo atao exemple). Ohatra: ilay lehilahy manao volo ohatrany rasta iny sy ilay vehivavy mena volo be
@rakotozafyandriamanantenam81454 жыл бұрын
Ahoana mo no hahafahantsika SAMY OLOMBELONA mifampitsara hoe "IANAO" na i "RANONA" tsy MENDRIKA ny HIDERA an'ANDRIAMANITRA? Tsy ny ao am-pon'ny tsirairay ve no tena zava-dehibe? Moa va isika tsy tempolin'Andriamanitra ka tokony samy mikolokolo sy mikarakara izany araka izay heveriny mahatsara azy, mba ho Azy? Ny boite de nuit zao no misy fantina eo ampidirana ka mety tsy ho tafiditra raha tsy araka ny pozy mendrika aminy, fa ny manompo sy midera koa ve misy tahak'izany? Ny Tompo ve mety miteny any an-danitra any hoe tsy mety amiko ity rasta be ity fa na madio fo tahaky ny inona aza ianao dia tsy tafiditra raha tsy miala io rasta io :)
@andrianinaandriampenomanan593 жыл бұрын
tsisy ni nilaza oe tsy mendrika ny hidera ny lehilahy lava volo sy ny vehivavy menavolo, aiza mitsara fa mbola hotsaraina enao
@elgatandratiana92464 жыл бұрын
🙏💕
@arivolaaina30685 жыл бұрын
tsara ny eo akaiky ny jesosy
@hawraamatar84925 жыл бұрын
Ny olana de tokony tsy mendrika ny hiderana an'Andriamanitra ny fitafy sy ny volon'ny vehivavy sasany ao @ jaws band, tsy manome voninahitra ny Tompo😭😭 fa manala baraka ny Tompo
@mendrikaralison894 жыл бұрын
Fa ohatra ny ahoana aminao zany ny VOLON'NY VEHIVAVY manome voninahitra ny Tompo fa tsy manala baraka Azy ??
@annicklayna4 жыл бұрын
Amiko dia natao hidera an'Andriamanitra daholo zay olona noforoniny, Teniny mihitsy zany,mba tokony ho faly ianao fa ny talentany ary ny azy hiderany an'Andriamanitra fa tsy nanaovany zavatra hafa, avelao izy hidera amin'ny fombany, amin'ny fitafy sy volo otran'zao mihitsy, io no hisintomany an'lay olona otran'zao zay mbola tsy mahalala an'Andriamanitra. Zareo tsy misy miboridana eo na manotsikotsina fitombenana ka inona ary ny olana amin'izao.
@legarmusic4 жыл бұрын
ZAY le mitsara ivelany nefa mandeha am tsy tokony ho izy le fanakianana! tssss
@hawraamatar84924 жыл бұрын
Ninona filazanareo de ts mendrika ny Tompo zao, mamaky baiboly de jereo. Ny fitondra tena sy fitafy mendrika ny filazantsara, by. Mpihira fiderana dia mitovy @ npitandrina mitory fa. Ny. Azy reo @ fiderana no hitoriny filazantsara, ka ra pasteur nareo menavolo ve sy mano pataloha lava de aona hoy nareo, any andanitra mihaona de hita eo zay tafiditra ny fanjakan'Atra fa za ef pret , ef vosedra, ef voatefy, ef nanaja didy sy lalana, nanao ny sitrapo ny Tompo, maranata
@legarmusic4 жыл бұрын
@@hawraamatar8492 tsy anjarantsika ny mitsara!
@parole53003 жыл бұрын
je me demande si Dieu écoute vraiment les chansons soi disant évangéliques trop commerciales avec des danses dombolo ? est ce vraiment ce qui est écrit dans la bible !!! si oui , pouvez vous me donner le verset svp !!! désolé mais si c'était une chanson non évangélique je vous donne un grand bravo ! mais pour moi ça frôle le blasphème !
@tantelyrabemananjara70823 жыл бұрын
On pourra débattre sur le sujet et encore et encore... C'est une question de conviction Je ne sais pas s'il est écrit dans la bible que les chansons évangéliques doivent être des classiques du genre Beethoven, Bach ou Mozart, ou de chants grégoriens ou élisabéthains comme les cantiques anglicanes. Vous dites que c'est du blasphème. Moi, je crois à l'omniscience de Dieu et je crois qu'il peut toucher quelqu'un quelque soit le rythme. Je connais des personnes qui ont témoigné qu'il ont été converti par le kilalaky "Jesosy ve" de Tsiliva.
@mandresyrasamuel42532 ай бұрын
«Louez-le au son de la trompette! Louez-le avec le luth et la harpe! Louez-le avec le tambourin et avec des danses! Louez-le avec les instruments à cordes et le chalumeau! Louez-le avec les cymbales sonores! Louez-le avec les cymbales retentissantes! Que tout ce qui respire loue l’Éternel! Louez l’Éternel!» Psaumes 150:3-6 «et lorsque ceux qui sonnaient des trompettes et ceux qui chantaient, s’unissant d’un même accord pour célébrer et pour louer l’Éternel, firent retentir les trompettes, les cymbales et les autres instruments, et célébrèrent l’Éternel par ces paroles: Car il est bon, car sa miséricorde dure à toujours! En ce moment, la maison, la maison de l’Éternel fut remplie d’une nuée.» 2 Chroniques 5:13 «Poussez vers l’Éternel des cris de joie, Vous tous, habitants de la terre! Faites éclater votre allégresse, et chantez! Chantez à l’Éternel avec la harpe; Avec la harpe chantez des cantiques! Avec les trompettes et au son du cor, Poussez des cris de joie devant le roi, l’Éternel!» Psaumes 98:4-6 «Louez l’Éternel! Chantez à l’Éternel un cantique nouveau! Chantez ses louanges dans l’assemblée des fidèles! Qu’ils louent son nom avec des danses, Qu’ils le célèbrent avec le tambourin et la harpe!» Psaumes 149:1, 3 «Comme l’arche de l’Éternel entrait dans la cité de David, Mical, fille de Saül, regardait par la fenêtre, et, voyant le roi David sauter et danser devant l’Éternel, elle le méprisa dans son cœur.» 2 Samuel 6:16 C’est bien de lire la Bible dès fois 😌
Ilay tonony sa ilay feony no nadika ? Sa kosa hoe mitovitovy fotsiny ilay gadona ? Tsy mandika no fiantsoana izany
@rajesearisonmoise4 жыл бұрын
Nga moa raha mitovitovy ilay izy de efa mila alalana ? Ny rythme ihany zao no tena hitako hoe mitovy amzany de tsy haiko hoe misy lalàna momba anzay ve ?
@TahinaRakotomalala4 жыл бұрын
Okay, tsy nandika fa nangalatahaka fotsiny. :)
@rajesearisonmoise4 жыл бұрын
@@TahinaRakotomalala eeee rehefa manao zavatra matetika de misy inspiration fôna. Zah aloa tsy hamorona hira blues mihitsy raha tsy efa naheno maromaro izay tiako de personnalisé-ko amzay. Fa ny teniko fotsiny de tsara io hira io sady mahafinaritra ahy no mihaino azy de ampy anah zay.
@TahinaRakotomalala4 жыл бұрын
Tsy diso izany, tsara ilay hira. Tsara koa ny mamorona nefa, tsy voatery hangalatahaka izay efa nataon'ny hafa foana.
@jedidiaraza94248 ай бұрын
Tsaroako ny fiainako taloha lavitra Anao,Nivezivezy tsy nanan-katao, very ny saiko eee Tsy mba nanana an’iza itarainana, Fahoriana nameno ny fiainana, saika niala ny aiko eee (zan miitsy) Soa ihany aho fa navotanao, Nomenao fiainam-baovao (ehhh), faly ny foko eeeiii Noho ny herin’ny fanahinao, Resy ny ratsy fanao, matanjaka sady matoky eeie (misaotra Jesosy a) Tsy vitako e…tsy vitako e (haha), Tsy vitako e aleo tsika roa ihany Fa tena tsy vitako e (tsy vitako mihitsy) tena tsy vitako e, Tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso Misaotra Jesosy am famonjenao…ouy…hahahaaaah Misaotra Jesosy mahery ‘zay tantananao, Mandresy amin’ny adiko re aho izao Ianao no inoako eee (mandrakizay), Tsy foiko intsony ny anilanao, tena tsara lay fiainam-baovao mamin’ny foko eeee Fa n’aiza n’aiza no mbola ho aleha, n’inon’inona koa no atao, Ianao no ho enoiko eee Fiderana no atao be dia be, asandratro ny anaranao e, kalokaloiko eee(haha tsy vitako Jesosy a) Tsy vitako e ny (ny analavitra anao),tsy vitako e…aleotsika roa ihany(aleotsika roa ihany) Tsy vitako e (Jesosy), tena tsy vitako e, tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso Ianao ihanyx3 Jeso Tsoujororororo Ianao ihany tiako ny anilanao Ianao ihany Jeso Lalana lavitra mbola ho aleha, ny anilanao re no tsara e Loza sy fandrika koa be dia be, ny anilanao re no tsara e Tantananao no sady mandre ny anilanao re no tara e Anilanao zaho pare (houuuuuuuuuu) anilanao re no tsara Tody ny zavatra iriana…, fahasoavana sy fitahana e hehe..ny ady sy ny fijaliana e he e… Ny Anao fiadanana sy fifaliana eeeeeee Tsy vitako e ny analivitra Anao, (zany mihitsy Jesosy a) …yeaiei