Tena hafa mihintsy ny feeling avy ao antananarivo tsy misy fitafy tsy maontina indrindra indrindra tsy misy fihetsika mamoafady ary le fitombenana dia mipetraka@toerany fa tsy mihetsika tsisy henatra otran ny fihetsikin ny mpanimba kiltiora Malagasy
@rivotianarafanomezantsoa9189 Жыл бұрын
zay mihits e, soa fa mbola misy anzao hira sady marina tsara no mihaja ts manimba sofina