Jubilé d'Or Bessa sy Lola 14 janvier 2023 - Ny itiavako anao

  Рет қаралды 50,150

GR94

GR94

Күн бұрын

Jubilé d'Or Bessa sy Lola 14 janvier 2023 - Ny itiavako anao
CEN RNS

Пікірлер: 20
@njilarako1164
@njilarako1164 Жыл бұрын
Merci Bessa. Manaiky anao tanteraka hatramin’izay. Ho lava andro iainana anie ianao sy ny vadinao❤❤❤
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 Жыл бұрын
2024 Ny itiavako anao Bessa sy Lola ♥️♥️💐💐
@mbolarazafitsiory7456
@mbolarazafitsiory7456 Жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara o 🙏🙏👍✌️fa matsiarovako olona maro iny hira *NY ITIAVAKO ANAO* 👍✌️❤️🎤🎹🎼🎵🎶🎵🎼🎶MAAAMYYYY MAKASITRAKA INDRINDRA RY BESSA SY LOLA AAAH 💋💋💋💋❤❤💞💞💞💞
@gasyihany
@gasyihany Жыл бұрын
Tsy lany hamamiana 🥰😍
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 Жыл бұрын
🎶🎶🥰🤩 Tena tsara fôn e. Ts miova mits n feonzareo fa d tanora lalandava an👌❤❤💐💐
@jocelynratandramanana6291
@jocelynratandramanana6291 Жыл бұрын
mankasitraka Bessa sy Lola a!
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 Жыл бұрын
Merci Dieu nomeny fahasalamana indray Bessa.
@heidicael1
@heidicael1 3 күн бұрын
Mamy loatra ! Mankasitra eh !
@lalamiandrisoa7992
@lalamiandrisoa7992 Жыл бұрын
Misaotra an'i Bessa & Lola t@iny hira iny nahatsiarovana n'y fitiavana
@villamusyk9509
@villamusyk9509 Жыл бұрын
Izahay ato amin'ny Villa MuSy'K dia mirary soa ho an'i Bessa sy Lola amin'ny izao jobily izao , ho ela velona tompoko .
@andrianfaly
@andrianfaly Жыл бұрын
Une vidéo en Or 💐🍾👌‼️
@thiers526
@thiers526 6 ай бұрын
Ho ela velona e 🙏
@S.Ratsimisetra
@S.Ratsimisetra Жыл бұрын
Ny itiavako anao , tsara loatra , ho ela velona Bessa sy Lola .
@thierrynamby3240
@thierrynamby3240 Жыл бұрын
tsara be ilay izy fa ilay clavier manao strings kosa lo tena mafy an
@drofonazy6027
@drofonazy6027 Жыл бұрын
Lay inoako
@hantasoaminoarivelonandria6229
@hantasoaminoarivelonandria6229 Жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara tompoko ❤️
@hanitraanjarafanomezantsoa1823
@hanitraanjarafanomezantsoa1823 7 ай бұрын
❤❤❤
@alfarazafimahatratra9047
@alfarazafimahatratra9047 5 ай бұрын
Hafa mihitsy Lôla rehefa mihira an'ity hira ity.
@faraandriamanirydesire6985
@faraandriamanirydesire6985 Жыл бұрын
😍😍😍😍
@ranjarinelinaandriamiariso4665
@ranjarinelinaandriamiariso4665 Жыл бұрын
❤️❤️
Ambondrombe sy ny zavamiafiny
22:06
Vahatriniaina RakotoMalala
Рет қаралды 33 М.
啊?就这么水灵灵的穿上了?
00:18
一航1
Рет қаралды 51 МЛН
This mother's baby is too unreliable.
00:13
FUNNY XIAOTING 666
Рет қаралды 38 МЛН
She's very CREATIVE💡💦 #camping #survival #bushcraft #outdoors #lifehack
00:26
Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)
6:39
Feon'ny Fahazavana Lyon
Рет қаралды 118 М.
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)
14:47
Hira sy Mozika
Рет қаралды 130 М.
Raha mbola misy tsiky - Bessa (Lyrics)
2:55
Doom's harmony
Рет қаралды 155 М.
Hira - Bessa, Lola, Bodo - Clip
4:27
Miary Louisien
Рет қаралды 3,7 М.
HARMONIA - Olive sy Francia
5:49
Olive Rama
Рет қаралды 15 М.
啊?就这么水灵灵的穿上了?
00:18
一航1
Рет қаралды 51 МЛН