Misaotra betsaka fa tena tsara tampina Ilay kodiara vaky 👍mankasitraka e
@anjaranaivo4923 жыл бұрын
Merci beaucoup 🙏
@herizoraharison28283 жыл бұрын
Tantara tsis dikany
@pamellamougin7563 жыл бұрын
Merci 😊
@marcelafrancette88343 жыл бұрын
Misaotra betsaka o vo heno😍😍🎧
@andoniaina84152 жыл бұрын
Tsara ilay tantara saingy tsy tsara ny valifaty, efa in2 be zao Setra niangavy fanampiana nefa tsy nanampy zareo, nefa dia dradradradraina ery oe tokony hifanampy, dommage "tout le monde mérite une deuxième chance"
@lopotitchaat54883 жыл бұрын
Merci eh Tena misy lesona azo tsoahina ka
@yondayyonday11873 жыл бұрын
Makasitraka anareo fona izay mpihaino
@domoinajudiahvolaherimiran14253 жыл бұрын
Zany le we arabarabao ny mpandalo, fa tsy ho fantatra zay ho rafozana kkkkk Mankasitraka nizara eeh💖
@manukweul3 жыл бұрын
Tout le monde mérite une deuxième chance. Dommage 😢😢
@mamyraza18933 жыл бұрын
Mais ça se mérite
@angelcamarie86483 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra ❤❤❤👏👏
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Ts mis fisaorana o
@kumarimarthin13462 жыл бұрын
🎄🎄🎄🎄🎄
@haingotianaomega17463 жыл бұрын
Meric boucoup eh
@lilydaubec62983 жыл бұрын
Tsara tokoa ilay tantara ka hisaorana ny mpizara. Mankasitraka o
@monikamonika52933 жыл бұрын
Makasitraka tompoko
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Pneu vaky 😂😂😂.Mahay miresaka mihitsy ingahy Christophe 😜.kodiarana hafa koa angamba zany ka
Ho tantara comédie ndray zan izy Ty an f d misaotra sy mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto@ fizarana d mankasitraka an ACeem Radio syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko
@arivnana94743 жыл бұрын
Misaotra anareo nizara ee
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Tsara v n Tantara e?
@arivnana94743 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO Tsara tokoa e. Sady misy lesona foana. Misaotra ny mpikarakara rehetra , Ny mpanoratra, Ny mpilalao, Ny mpizara... mankasitraka feno Tompoko oooo