Tantara Malagasy - ILAY EDENA MIAFINA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 2,950

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

4 ай бұрын

ILAY EDENA MIAFINA
Atolotr'i Radio Don Bosco
Nantsoina hoe "Edena" ny anaran'ilay tanàna satria nifankatia sy nahay nifanampy ny olona tao, nilamina ny tanàna, feno arena ankibon'ny tany : volamena sy vatosoa ; anefa nisy ihany ny olona nanana toetra ratsy toy ny fialonana sy fitsiriritana. Mpinamana i Manjompiaka sy i Eva. I Manjompiaka dia olona mazava fo sy saina ary manana fahitana ; i Eva dia manana fanomezam-pahasoavana toy ny fitsaboana ara-boajanahary, anefa mbola naniry ny hifehy ny tanàna manontolo tamin'ny alalan'ny tehina miendrika menarana izay sampiny.
Tsy voafehin'i Eva ny vokatry ny fampiasany ilay tehina miendrika menarana ka tsy maintsy nandao ny tanàna "Edena". Misa sy Dina dia mpivady nandray an'i Eva ho mpanampy an-trano satria dia tsy nanana antom-pivelomana izy sy ny reniny taorian'ny olana nitranga tany Edena. Nitsiry tao an-dohan'i Eva hatrany ny hevi-dratsy dia ny hamotika ny fiainan'i Dina. Novain'i Eva tamin'ny alalan'ny tehina ny fomba fijerin'i Misa ka lasa mpifankatia izy roa, ary noroahin'ireto farany i Dina izay tompom-bady. Nitombo taona i Natiora ary izy no nikarakara an'i renin'i Eva, i Dina kosa lasa tsy manan-kialofana, izay nanohy ny fikarohana ny zanany. Nifankahita tampoka tamin'i Natiora i Dina reniny, 15 taona taty aoriana. Nisy fitaratra nanagadran'i Eva an'i Manjompiaka dia hitan'i Dina ary teo no nanomboka ny fanavotana ny tanàna sy ny mponina tao Edena.
Mpanoratra : Voahanginirina Francia - Razanabary Voahangy Lalao
Mpilalao : Saturnin, Vanintsoa, Ony, Lalaina, Holy, Liva
Nandray feo - Mpanatontosa : Tovo Razanamamonjy, Holisoa

Пікірлер
Tantara Malagasy - AVELON'I KAMBANA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
49:43
I Can't Believe We Did This...
00:38
Stokes Twins
Рет қаралды 81 МЛН
Alat Seru Penolong untuk Mimpi Indah Bayi!
00:31
Let's GLOW! Indonesian
Рет қаралды 15 МЛН
Дибала против вратаря Легенды
00:33
Mr. Oleynik
Рет қаралды 4,9 МЛН
FANJAVONANA HAFAHAFA (Tantara lava MBS)
50:18
D-aly
Рет қаралды 4,4 М.
TANTARA MALAGASY NY RDB. VALIFATIN'ILAY MPIVAROTENA
1:34:08
Malagasy
Рет қаралды 18 М.
KODIARAM-POSY (Tantara lava RDB) Fiz.1
1:17:49
D-aly
Рет қаралды 9 М.
Tantara Malagasy - ILAY FAHATSIAROVANA MAFAITRA TAO ILAKAKA (Tantara Indray Miseho)
1:01:25
AMPY IZAY:Tantara gasy vaovao (Kolo fm)#gasyrakoto #gasyrakoto
1:03:32
VATA MAINTY na OUIJA (Tantara lava Record FM)
1:08:49
D-aly
Рет қаралды 11 М.
Tantara Malagasy - FONJA HAFAHAFA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
1:16:36
Tantara RNM ahenoana ny feon'i Vahandanitra - Divorce tsy nilam pitsarana
44:17
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 10 М.
I Can't Believe We Did This...
00:38
Stokes Twins
Рет қаралды 81 МЛН