Koto Lilahimahitsoambo - Fikafika handehanana aty an dafy

  Рет қаралды 3,322

Vaovao Samihafa

Vaovao Samihafa

Күн бұрын

Nanome fikafika ve Koto sa tsy nanome akory?

Пікірлер: 6
@catch.22
@catch.22 Жыл бұрын
Never thought about it that way.
@jocelyneletruong8212
@jocelyneletruong8212 Жыл бұрын
Mankasitra anao nanome ireo izay fomba fiainana aty "Europe'' fa be tokoa ny any antanindrazana mba mitsiry ny fiainana aty andafy nefa tsy fantany fa mafy ihany koa vao misy ny fahafinaretana eo ampivelomana, aleo mailomailo sy mahay mitady ka tiako ambara ho an'ireo tanora dia ny fianarana tanterahana tsara aloha ho an'ireo izay afaka ka izay no mahatafita !
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 Жыл бұрын
Miarahaba anao Meur . Koto! Tena marina ny teninao sy ny trakefa izay lazainao eto ! Fa izao : @ toerana izay lazainao rehetra ireo , ny fijeriko dia tsy misy mora sy nofinofy izany ny fiainana , satria mifameno ny zavamisy eo @ fiainana sy ny toerana handehanana ! Fa raha hoarina any a Madagaskar kosa dia misy tombony ny aty !Ny aty dia ny hatsembohanao miasa dia ahitanao mba misy vokany, na dia tsy voatery ngezabe ! Sarotra ny hiteny ny tena marina ny @ fiainana , fa ny marina raha tia miasa ny tsirairay no tsy mifidy asa sy tsy be hetretra tsy te- handray ravindena dia mino aho fa tsy ho feno olona nahantra ny eto ambonin' ny tany manerantany ! Koa misaotra ry Meur. Koto ny fizaranao izao resaka izao, ary enga anie mba ho henon' ny maro sy ny tanora tsy mahafantatra izao trakefa izao ity Video ity ! Misaotra nitondra ny fahamarinana !
@acharaz6926
@acharaz6926 Жыл бұрын
Inn moa zany ny fikafika nataon'ny henjana Koto ka nahatonga azy any an-dafy io ?
@caesarweerasekara9719
@caesarweerasekara9719 Жыл бұрын
Ilay sourire manamok be kou tokony ajanona Koto fa tena manambany be anao
@razanamadycinquieme5926
@razanamadycinquieme5926 Жыл бұрын
Mila nosoratana ny site
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 126 МЛН
ПРИКОЛЫ НАД БРАТОМ #shorts
00:23
Паша Осадчий
Рет қаралды 5 МЛН
POV: Your kids ask to play the claw machine
00:20
Hungry FAM
Рет қаралды 17 МЛН
Koto - Fihaonana tamin'i Siteny
19:01
Vaovao Samihafa
Рет қаралды 3,4 М.
Fanirisoa- Valiny avy amin'ny HCC momba ny nationalité Rajoelina
42:41
Vanessa Manonga - Rehefa sarotra ny fiainana
2:47
Vaovao Samihafa
Рет қаралды 6 М.
RealTV fandaharana manokana Koto mpanambany Gasy 26/07/2023
1:31:08
Vaovao Samihafa
Рет қаралды 2,8 М.
Koto - Antso avo ho an'ny Diaspora
21:36
Vaovao Samihafa
Рет қаралды 315
Les choses utiles à savoir avant de venir en Malaisie
25:45
Mr Peuss
Рет қаралды 64 М.
VAKY NY ADY EO @ SOLOMBAVAM-BAHOAKA TSY MIANKINA
11:02
VAOVAO MALAGASY
Рет қаралды 10 М.
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 126 МЛН