ADY HEVITRA : AFAKA MINAMANA VE ANDRIAMANITRA SY NY DEVOLY ?? [ Live Spécial avec RJL ] ...

  Рет қаралды 5,388

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 76
@yvesrajaonarison5083
@yvesrajaonarison5083 10 ай бұрын
Excellent débat que je viens de partager à des connaissances qui ont besoin d’ouvrir leurs yeux et d’entendre autres chose. Félicitations aux intervenants.
@Ericombelomananjara
@Ericombelomananjara 10 ай бұрын
SAMBATRA IZAY NOANA SY MANGETAHETA FAHAMARINANA HOY NY TOMPO MANGETAHETA FAHAMARINANA IZY MIRAHALAHY EFA MISY IO RESAKA ATAONAREO IO ETO MADAGASKARA
@ngedabe2515
@ngedabe2515 10 ай бұрын
Bravo Pasteur et Merci Koto.
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 9 ай бұрын
Misaotra Pasteur très bonne idée déchristianisation
@reneerasoanjanahary8331
@reneerasoanjanahary8331 9 ай бұрын
Intelligent be n'y adihevitrareo
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 9 ай бұрын
Mankasitra Mr RJL
@lijarabenarivo4056
@lijarabenarivo4056 9 ай бұрын
Mankasitraka eh!
@reneerasoanjanahary8331
@reneerasoanjanahary8331 9 ай бұрын
Misaotra Pasteur s'y Koto
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 10 ай бұрын
Matoa gasy mahantra de dondropory Zay
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 10 ай бұрын
Tsy voatery hiteny maloto toa izany rehefa maneho hevitra an-katezerana. Azo atao koa ny mangina.
@Elie-m4d
@Elie-m4d 10 ай бұрын
Marina fa masina andriamanitra koa tsy maintsy mandai n'y fahitanao rehetra n'y olona izay te hiaraka amin'andriamanitra mifady n'y ratsy rehetra Ary tsy maintsy mandeha amin'ny fahamarinana s'y fahamarinana Ary Tia vavaka voalazany baiboly Ilay teny masina avy amin'ny Jéhovah
@roselinebrunner426
@roselinebrunner426 10 ай бұрын
Dans la vie , dabeaure voire, ecouter, reflechire , a la fin de decide , na koa refechir avent reagis,dikanizany ndre heverina tsy mitovyhevitra ianareo roa mila mifampihaino aloha avieo samy mamakafaka
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 10 ай бұрын
😂😂😂😂❤❤❤❤ mafinaritra bé tiko bé nareo roalahy tohizo fa tsara
@hanitrinialaramarimampiani2531
@hanitrinialaramarimampiani2531 10 ай бұрын
Mankasitraka anareo mirahalahy 🙏
@reneerasoanjanahary8331
@reneerasoanjanahary8331 9 ай бұрын
Tena marina n'y essentielle ho amin n'y fampandrosoana ara panahy s'y ara nofo no tanjon i Kristy koa
@gabriellaandrianaly5822
@gabriellaandrianaly5822 10 ай бұрын
👋Mankasitraka nareo 2 lahy 😊❤
@livaandrianaivo
@livaandrianaivo 2 күн бұрын
Lava lotra kosa refa i koto no moteny e!!
@chris-cybersec6509
@chris-cybersec6509 10 ай бұрын
Firy marina aminareo mpivavaka ireo no mahalala ny zavatra hain‘i Mr Koro momba an‘i Jesosy SY ny baiboly irero 43:36. Tsoriko ny marina fa ny sasany mandeha any am-piangonana fotsiny juste pour etre vue.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Ka na Devoly na Dieux dia mpihavana fianakavian Elohim ihany ireo. Ka tao Saha Edena no biraon drizareo ...na hoe " Birao foibem pitiavana " ka mamaly tsara ny Fanontanian ny Pasteur sy Koto fa iray ihany ireo .
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 10 ай бұрын
Misaotra anareo manome lesona.
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 9 ай бұрын
Amiko mitombona ny raisonnement nao Mr KOTO
@andriambahinyjeanmichel9056
@andriambahinyjeanmichel9056 10 ай бұрын
Salama, Tena tiako be ny fampianaranareo satria malala-tsaina ianareo, izaho mantsy somary mitovy fisainana amin'ny Andriamatoa Koto. Efa nisy fotoana aho nanaraka tsy nahy ny fampianaranareo fa tena nety tamiko.
@giseleramasiarinivo9745
@giseleramasiarinivo9745 4 ай бұрын
Mankasitraka e
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Ireo Dieux Andriananahary ireo koa anie mbola nifandrafy e! Satria territoire malalaka i madagascar ka samy te hanjaka daholo...d samy mifandrafy mifampisoketa hoe ianao Dieu Sampy, ianao Dieu Devoly...fa fianakaviana iray ihany ireo...
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 10 ай бұрын
Mankasitraka 100% ny débat - nareo roa mirahalahy , fa tena nahafinaritra ary tena anisan'ny zanak'olombelona feno fisainana ianareo tompoko ! Tohizo hatrany ny fifanatonana samy madio fo toa anareo izao , fa tena zava- dehibe hoan - tsika zanaka Malagasy rehetra ! Masina ny Tanindrazana ! Misaotra tompoko !
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 9 ай бұрын
Vongatsary ny masina marie, vongatsary ny masindahy 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣👍👍👍👍Marina ny raisonnement nao amiko KOTO
@gokhlayehenki3418
@gokhlayehenki3418 10 ай бұрын
I Yaveh aza dia nanambady fa dia nafenina fotsiny. I Asherah dia sampy vavy vadin'i Yaveh
@reneerasoanjanahary8331
@reneerasoanjanahary8331 9 ай бұрын
Ambony be niveau n'y resakareo ka raha olona tsy intelligent tsy ahatakatra n'y resakareo sady olona tsy spirituel tsy mahatakatra
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 27 күн бұрын
lava be refa koto no miteny nefa ny eo ihany no miverimberina
@acharaz6926
@acharaz6926 10 ай бұрын
Fa Koto kay ve izany devoly ??
@eliramiliariniaina2207
@eliramiliariniaina2207 10 ай бұрын
Ampiasao ilay spécialiste-nao koto. Teneno ilay tenin-dratsy ilay mahazatra. Opay @reniny Pasteur ,dia ho hita izay amaliny azy
@KotoLilahimahitsoambo
@KotoLilahimahitsoambo 10 ай бұрын
😂 Lol
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Koto tsy miteny ratsy izany, fa ianao no mivadik ondana
@agentsimpots9598
@agentsimpots9598 Ай бұрын
Ny fisarahan'ny atsinanana sy andrefana ve dia t@ andron'i Constantin ?
@patrickada4786
@patrickada4786 10 ай бұрын
Manaona daholo,mba azonareo azavaina amiko ve Jean 16:12 "J'ai encore beaucoup de choses à vous dire, mais vous ne pouvez pas les porter maintenant. 13Quand le consolateur sera venu, l'Esprit de vérité, il vous conduira dans toute la vérité; car il ne parlera pas de lui-même, mais il dira tout ce qu'il aura entendu, et il vous annoncera les choses à venir. 14Il me glorifiera, parce qu'il prendra de ce qui est à moi, et vous l'annoncera." ary raha nangataka zavatra tamin'ny "Ray" ve "Jesoa"de mety hoe tsy hoenoiny? satria nisy fangatahana nataony mantsy, Matthieu 26:36-39 "36Là-dessus, Jésus alla avec eux dans un lieu appelé Gethsémané, et il dit aux disciples: Asseyez-vous ici, pendant que je m'éloignerai pour prier. 37Il prit avec lui Pierre et les deux fils de Zébédée, et il commença à éprouver de la tristesse et des angoisses. 38Il leur dit alors: Mon âme est triste jusqu'à la mort; restez ici, et veillez avec moi. 39Puis, ayant fait quelques pas en avant, il se jeta sur sa face, et pria ainsi: Mon Père, s'il est possible, que cette coupe s'éloigne de moi! Toutefois, non pas ce que je veux, mais ce que tu veux." Tadidinareo tamin'i Abrahama nandeha hanao sorona ny zanany tokana, tamin'ny fotoana farany nisy anjely nilaza taminy hoe ajanony fa ry misy ondry.... Mpandinika ny baiboly hatramin' fahakeliko hatrany Madagasikara aho ary tsy manaiky ny saiko, ny foiko ary ny fanahiko hoe tena maty novonoina i "Jesoa" , misy boky masina iray natolotry ny namana iray ho ahy tamin'izaho vo tonga taty, telopolo taona mahery zay, nolaviko avy hatrany satria izaho efa manana baiboly maro izay nianarako, ny zavatra tadiaviko hoy aho dia filazana hoe tsy maty novonoina i "Jesoa". Dia namaly izy hoe volaza mazava ato anatin'ity boky ity fa tsy maty novonoina akory izy tamin'ny fotoana farany, tsy misy miova ny finoako, vo miha lasa lehibe, "Jesoa à100%" ? Manantena ny mba hahazo ny fomba fihevitrareo aho. Misaotra indrindra. hampadrosona ny soratra masina fa tsy hidina anaty boite, mila mbola mihezaka ny tsirairay hisokatra bebe kokoa.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Dia ireo Groupe des Dieux Andriananahary ireo no nanjaka teto madagascar. Ireo groupe de Dieux teto madagascar io no nisy ny Dieu Zanahary sy ny Dieu Ranokombe sy ny Dieux mbola ho karohina...
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 10 ай бұрын
Tsarabe n'y débat fa tohizo. Ahazoana lesona afaka mandray
@Elie-m4d
@Elie-m4d 10 ай бұрын
Tsika tsy afaka miaraka mihintsy andriamanitra su n'y dévolu miafanohitra ireo koa satria andriamanitra Dia masina Ary tsy Tia ota koa inona no hiraisany andriamanitra s'y n'y beliala koa ilaozy n'y fanapn'izao ntotolo i 4:27 zao
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Dieu Yaveh dia nifandray koa tam Baal ( Bala sy Balam ) tao Canaan. Ny Dieu Thor sy ny ralahiny koa nifandrafy tao Norvege...ny Dieu Wang sy ny Havana koa nifandrafy tao Chine...ny Dieu Vera sy ny havany koa nifandrafy tany Amerique Atsimo...ny Dieu Mazda sy ny mpiray tam po azy nifandrafy tany Turquis... Samy manam pahaizana moa ry ka mahay manamboatra fitaovam piadiana sy mahavita vaisseaux spatiaux. D mitady territoire hanjakana, d miady an trano e! Misy aza mifampirafy miitsy
@yvesrajaonarison5083
@yvesrajaonarison5083 10 ай бұрын
Salama Salama, Amin'ny fiheverako azy dia misy Andriamanitra sy Devoly ao amin'ny olona tsirairay. Ny Devoly dia mpaka-fanahy (tentateur, provocateur raha adika teny frantsay) ary Andriamanitra dia ny lafiny maha-endry ny olona izay. Ohatrin'ny zavatra rehetra misy eto ambonin'ny tany. Misy ny tsara ary misy ny ratsy ao amin'ny olona iray. Ny zavatra mampisongadina ny fiainana amin'ny izao fotoana izao dia ny ratsy no mahazo vahana. Dia marary ny fiara-monina. Ny fiseosehona, ny filàna ara-materialy toy filan'ny nofo tsy voafehy satria tsy mahafehy tena intsony sns sns. Tsy hiova io raha tsy miezaka ny tsirairay ary izay ezaka izay no tsy vitan'ny olona amin'iazo fotoana izao. Ny natiora dia misy ny vavy ary misy ny lahy. Ireo no miaraka dia afaka mameno ny tany ny olom-belona arakin'ny voasoratra ao amin'ny soratra masina. Ny plus (+) miaraka amin'ny moins (-) no manome jiro. Ny plus (+) sy (+) na moins (-) sy (-) tsy hanome jiro mandrakizay. Hevitra mandalo iny an . Mirary soa daholo e !
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Marie anie ka efa.nanoroka an I Jesus e! Tsy hoe nanjavona i Marie, fa tsy navoakan ny Constantin ny Evangile de Marie. Misy koa ny Evangile de Judas, fa tsy navoaka io boky io. Tsy namadika an I Jesus izany I Judas, fa resaka miafina tam izy roalahy io...
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Ry zareo Dieux ireo reefa nahazo ny territoires samy nanjakany avy, d samy miana kendry mampianatra ny olony avy izay teny mamy sy mampianatra izao soratra masina reetra izao...ary samy miteny hoe izy no namorona izao tontolo izao. Mampianatra ny olony ho tsara fanahy sy mampianatra hoe izao sy izao no ratsy ataon ny Devoly, izao sy izao ny haratsian ny sampy sy tsangam bato, sns... Izay ilay izy izay e!
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Mpiara miasa ao am BIRAO FOIBEM PITIAVANA daholo ireo. Matoa mpiara miasa dia midika izany fa mifampinamana izy
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 10 ай бұрын
Inty misy mba fanontaniana mangitikitika ny lohako iza moa Andriamanitra? De ny soratra ao anaty baiboly anie olona no nanoratra an‘io e! Fa ny fivavahana koa anie efa ataony ololna fitadiavambola daholo,ka afaka milaza zay ho teneniny daholo e!
@reneerasoanjanahary8331
@reneerasoanjanahary8331 9 ай бұрын
Mila sady mahay n'y atao hoe religion...s'y spirituel...mahay tantara n'y fiandohan n'y Baiboly s'y n'y voalazan n'y Baiboly...mila mahay tantara...mila mahay antompisian i Jesosy...n'y antom pisian i Jesosy.. Mifangaro politique spirituel...social ngeza be koa nentin i Jesosy...Marina voalazan i Pasteur...samy manana notion betsaka amin n'y lafin n'y rehetra nareo...tena mivelatra be n'y ady hevitrareo...haut niveau...fa aza atao mivaona n'y Baiboly lavitra be....Jereo ny bokin i Ellen White misy n'y fahazavana ny Baiboly izay milaza n'y fahatakarana io hevitra be nareo io ..mihoatra n'y hevitra n'y mpaminany Nenilava
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 10 ай бұрын
Mba mahalala menatra Anio andro iraisam- pirenena no an'ny Boka tsisy fanajana ireo marary Malagasy mampalahelo sa ianareo mahay manazava momba ny boka? sa mahay manasitrana ?
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 10 ай бұрын
Tsy hitako izay hilanay ny fihaonanareo roalahy ireo. Vitaonareo ao ny fihaonanareo fa tsy misy inona aky no idirako.
@acharaz6926
@acharaz6926 10 ай бұрын
Asio fahalalan-tsaina ihany ô
@agentsimpots9598
@agentsimpots9598 Ай бұрын
Nefa mandany andro manaraka ihany ????
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 9 ай бұрын
Misaotra anareo mirahalahy tena ekeko sy ankasitrahako ny resaka nataonareo teto
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Nony efa nahazo volamena tam quantité nilainy ireo Elohim ireo, d lasa niverina tany am planete nisy azy...fa ry Yaveh sy ny namany no tsy nety nody, fa mbola te hijanona teto an tany...dia io nandrebireby an i Abrahama, Jakoba, Ismael, Isaak, sy ny hafa io i Yahveh. Ny Andriananaharin tsika koa tsy nety nody...ka asa na mbola ao Madagascsr ihany ry zareo
@gokhlayehenki3418
@gokhlayehenki3418 10 ай бұрын
Izay aho vao nahita olona nahatakatra ilay kozy. Fa ny tena loza dia ireto Yaveh, Jehovah, Adonaï sy El Shaddaï ireto. Ireo no tena Satana amiko nefa dia nisoloky sy namitaka natao ho Andriamanitra tokana. Mbola eto i Andriamanitra Andriananahary, nefa naleony mipetraka aloa fa namadika azy nanomboka t@ Ranavalona II ny Malagasy ka miandry antsika hiverina any aminy isika. Efa misy ihany ireo tonga saina nefa mbola maro no voarebirebin'i Yaveh sy ny tariny. Mankasitraka
@manjakamiadana5554
@manjakamiadana5554 10 ай бұрын
Tsy mila bacc+25 koa ity resakareo. Mpanaraka anareo tokoa no hiresahabareo sy hiasa loha angamba. Asakasak'izay hanaraka izay "dechristianiser" izany😅. Jesosy Kristy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 Ай бұрын
Vola....
@Elie-m4d
@Elie-m4d 10 ай бұрын
Koa Samia manetry tena eo anayrehan'andriamanitra mibebaka btanteraka aty mahafoy n'y laldratsyfa andriamanitra tsy olombelona ka vazivaina Mila mibebaka tanteraka nu olona iray Ary manao n'y marina mahafoy n'y fahitanao tsy mandainga s'y mamonolona fa manao nu marina tsy manompo sampy n'a mijangajanga fa mifady n'y ratsy rehetra matahora an'andriamanitra
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Tsy marina ny hoe i Marie niteraka an i Jesus fotsiny, fa kambana ny zaza nateraky Marie, dia Yeshouah ( Jesus )sy Thomas. Ka tsy hain ny miaramila mpanjanaka romanina ny nanavaka an i Jesus sy Thomas... Fa hoy i Judas hoe izay horoiko no Jesus...ka ny tena tsy nampoizina dia nanjary i Jesus indray no norohin i Thomas, ka nahatonga an i Thomas namono tena , fa diso fiantefa ny oroky Judas.... Dia i Thomas no nisolo ny rôle Jesus nony efa nafenina nafindra toerana ny vatan i Jesus. Tsy hainareo roalahy sy ny olo maro koa tantara izany.
@rasolofhenri2592
@rasolofhenri2592 10 ай бұрын
La Bible n’est vivante dans la vie d’une personne que par l’influence du Saint -Esprit.
@Elie-m4d
@Elie-m4d 10 ай бұрын
Sarotra n'y mamaly fanontanianao fa n'y marina fa voasoratra hoe aza mamono olona aza mijangajanga fa mibebaka tanteraka mahafoy n'y ratsy rehetra fa misy maso iray mijery anao manda n'y ota tanteraka
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 Ай бұрын
Ze tsy nanota t@ nareo .......
@Smymahl
@Smymahl 10 ай бұрын
Niova coupem bolo i koto b 😂😂😂
@CatherineRAHERISOA
@CatherineRAHERISOA 10 ай бұрын
Ka raha Enao aza tsy resy lahatra ,Iza no handresy lahatra anoa et? Zahay tsy andevozin'ny Europeanina zany amin'ny resaka finoana Ary tsy andevo mihitsy am Zay hinoanay. Ary n'a hianatra 50 taona handalina eo aza Enao tsy ho resy lahatra am zany . Mazotoa mitady vola Dia Zay no mety angamba.
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 10 ай бұрын
Mifampilele vody ao nareo
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Tsara ho fantatra : Ireo ataon tsika hoe Dieux elohim ireo, dia mizara foto kevitra roa. - Dieux Parti Scientifique sy Dieux Parti Royal ao am Parlement d'Elohim. Ka ilay chef Dieu Parti Scientifique io no nanamboatra ny humains terriens. Ka talohan ny nanamboarany humains ( Lulu ), dia tsy tonga avy hatrany hoe humains lulu no nivoaka tao am labo. Ary teto Madagascar no nanaovany experience voalohany, izay vao nafindrany tao Saha Eden ny Labo. Ka reefa nahavita experience tam manipulation genetique teto Madagascsr ireo Dieux Scientifique ireo, dia toa bibidia miendrika bibiolona no resultat tanaty Labo. Dia namerimberina experience manipulation genetique ireo ry zareo. Vao mba hoe etre vivant tsy bibiolona no nivoaka tanaty Labo, fa biby tsotra tsy sauvage carnivore. Hitantsika izany ao am tantara sy anganon tsika miresaka karazam biby dia maro. Anisan ireo Dieu Scientifique tonga nanao experience manipulation genetique ireo ny groupe Dieux ANDRIANANAHARY.
@NRAKOTO
@NRAKOTO 10 ай бұрын
Fisian'Atra ekeko, ny religion ekeko fa ny fanontaniako dia hoe isika malagasy ve dia tsy mahay mitazona ny Andriamanitra ninoan'ny razantsika fa dia io Andriamanitr i Abrahama sy ny Jiosy io no ezahan'ny missionaire de la religion Abrahamique haparitaka eto @ Nosy? Jereo tsara ange fa ireo firenena mitazona ny finoany sy ny fombandrazany dia mandroso be daholo (exemple ireo asiatique). Mora ho an ny mpanjanaka mantsy no mi-manipulé ny saintsika @ io finoana Andriamanitrin'ny Jiosy io ka azony mora foana ny harenantsika
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Ireo etres intelligents de l'espace raçe Anunnaki ireo no ataon ny Jiosy hoe " Elohim ". Tonga teto an tany ry zareo efa 400 000 taona lasa nitady volamena teto an tany. Ary etres vivants nofo sy rà ihany ry zareo, fa ny structure biologique no tsy hitovizany amin tsika humans...fa ireo Elohim ireo dia mivelona taona maro millions d'années terrestre, ka izany no antony hilazan tsika azy hoe immortel ry zareo. Efa nisy fandaharana tam haino aman jery nataon ny Pasteur Tolotra nilaza hoe ry zareo E.T no nananmboatra ny humains. Fa tsy tiany tantaraina be io resaka io.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Maro no mihevitra fa Jesus dia Chretien...tsia ! Jesus d Judaisme. Fa talohan i Jesus, d nitovy ny Judaisme sy ny Musulman... Satria ny Religion Silamo dia Torah ihany. Midika izany fa ny Silamo dia Judaisme ihany taloha...fa teo am fiadiana territoire tao Syrie taloha no nampisaraka ny olona ho lasa Silamo sy Judaisme. Ny Coran izany dia nivoaka tam Torah ihany
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Tsy misy an izany hoe " Devoly na Demony " izany. Fa fianakaviana anatin ny Raçe Elohim ihany ireo. Elohim izany dia misy Dieux betsaka famille iray ihany...fa noho izy ireo niady territoire teto an tany, d mifanabanty, mifandrafy, mifanoso potaka samy te hanjaka territoire betsaka... Ohatra: Yaveh tiany hitarina tonga tany Sodoma sy Gomoro ny Fanjakan i Yaveh tao Canaan, dia notafihany ireo rahalahiny roa antsoina hoe Baalzebuth sy Baalseghor izay efa nanjaka tao Sodoma sy Gomoro... Ka alohan ny hanafihan i Yaveh ny tanana roa Sodoma sy Gomoro, dia nosoketain i Yaveh tam mponina tao hoe Devoly sy mpanompo Sampy ireo rahalahiny roa ireo. Ireo Dieux anatin ny fianakaviana Elohim ireo ihany no mifampisoketa satria ideologie alohan ny hanafihana ny soketa.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Ny atao hoe Dieux izany anie, ka isika humain ( terrestre ) ihany no namorona io expression hoe Dieu io...fa E.T etre intelligents de l'espace ry zareo raçe Elohim ireo. Ary tena manana technologie avancée ry zareo. Ohatra, ry zareo Elohim efa tam taona 450 000 lasa, no efa nahay ordinateurs, fa isika vao haingana no nahalala ordinateur...ka maty lolo tam ireo raçe Elohim ireo ny olona mbola Homo erectus dia nandohalika teo anatrehan ireo Elohim ireo...Dia nantsoiny hoe " Dieux " ireo Elohim ireo.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Tsy ireo Elohim ireo velively no nanao ny Univers, matoa rizareo nitady volamena teto an tany.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Lazaiko eto : Ny iray tam ireo membre des Dieux tanatin ny Fianakaviana Elohim no nanamboatra antsika olona ( terriens ), tam alalan ny manipulation genetique tam ireo Primate izay efa nisy teto an tany. Ka ny a.d.n tam vadin io Dieu namorona olona io no nampifangaroany ho lasa humains ( Lulu ) Ny hoe olona Lulu lahy sy vavy, d olona namboarin io Dieu io tanaty eprouvette tao am labo tao Saha Eden. Fa ny olona atao hoe Humains dia olona namboariny mba ho ny vehivavy no miteraka.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
**Tsara ho fantatra** Marina fa ny Empereur Constantin no nanova texte be d be tanaty Tes.Vao²... - Etsy kely ary : Ny romanina taloha, dia tsy Kristianina akory, fa religion Paganisme no finoany ...ary tam romanina nanao io finoana Paganisme io., d betsaka ny olona tao Rome no nanaraka ny Religion chretien...io religion chretien io d tsy nitovy velively am religion chretien ankehitriny... Ny religion chretien taloha io no antsoina hoe " Chretien primitif " - Inona ary izany Chretien Primitif " ary inona no nataony. Ireo chretiens primitif ireo dia Sectes, ka ny fombany, dia manao sacrifice zaza voalohan ny nateraka. Vonoiny ny zazakely dia alainy ny fòny, dia tetehiny dia asiany la farine, dia ataony test farine. Io test io no ataony mofo dia hohaniny...niely patrana be tao Rome io christianisme primitif io. Ka nahatonga ny Empereur Romain ho sosotra...Dia nataon.ny Empereur haza lambo sy novonoiny ireo chretiens primitifs ireo...ny sasany nofatorany velona dia napetrany teo am Arene des.Gladiateurs mba hohanin ny liona sy leopards, ny sasany nombohany tam hazo fijaliana navadika, ny sasany natsoboka tanaty koveta be feno menaka mamay, sy ny famonoana isan karazany tsy voatanisako eto... Reefa nandeha ny dia nizara 4 i Rome, fa niady an trano ry zareo, fa samy te hanjaka Nandeha ihany ny fotoana, d nisy sary la croix fotsy be teny an danitra tao Rome...ka ny fisehoan io La croix io no nahatonga saina an ireo Empereurs Romains 4 , ka nahatonga azy hanary ny religion Paganisme, fa nanaiky ny religion chretien ny Fanjakana Romain...ka io Empereur Constantin io mihitsy no nanamboamboatra ny baiboly, mba tsy hanaraka ny Sectes Chretiens Primitifs intsony olona tao Rome sy ny olona manodidina ny fanjakana Mediteranée reetra iny D nahomby ny tetik io Empereur Constantin io fa nisy fiovana be ny olona chretien maro. Fa nitambatra ho Religion iray, dia io Religion chretien manaraka ny ny baiboly Test.Vao² ** Jereo am saina tsy miangatra ** Nety ihany ve ny nataon io Empereur Constatin nanova texte maro ao am baiboly ??? Betsaka ny manankiana an io Empereur Constantin io am izao. Fa raha tsy nanao fanovana ny texte biblique anefa io Empereur io, d mbola tsy niala tam secte chretiens primitifs ny olom peheziny...Dia mbola manohy sacrifice d' enfants ihany ireo chretiens primitifs Izay ilay tantara
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Soa ihany fa nosokafan ny Pasteur Jean Luc sy i Koto ity debat serasera momban ny Finoana ity... Ity tantaran ny Romanina nanjanaka an ny Israel...ity finoana Judaisme Fariseho Sadoseo...ity Jesus nahazo laka tantaran ny Israel ity...ity Judas mpamadika ity......Ireo d nisy fifandraisany mafonja tokoa, fa maro ihany ireo chretiens tsy mahazo ny tantara... ***Satria nahoana *** Tsy ampy ny fitantaran ny bible azy. Marimarina kokoa tsy nosoratan ny Empereur Constantin tao anaty Test.Vao² ny tena tantara, satria nahoana ?????? Valiny : Dia nitazona ny sezany i Constantin satria rariny koa raha nihazona ny sezany Constantin. Rariny koa ve raha nanaiky ho saribakolin ny Colonisateur Romain ny Fariseho sy ny Sadoseo. Rariny sa tsy rariny raha nandroaka mpivarotra teo am Tempoly Jesus ? Rariny ve raha toa ka sosotra tam Jesus ny jiosy raha nakorontan i Jesus teo am Tempoly ny fivarotana ??? Rariny ve raha nifidy an I Judas ny Jiosy ??? Misy fifamatorany daholo ireo. Ary misy tsy nohazavain ny baiboly... * Izao ilay tantara * Maromaro tokoa ny Leaders Jiosy nanafaka an ny Israel nanohitra ny Fanjanahan tany Romanina. Fa ny Leaders roa mafy organisation sisa tavela...Dia I Jesus am firehin kevitra " Non violence "...sy i Barnabasse am firehin kevitra " Violance "... Nisy koa Leader tam Religions Judaisme, fa mora rava, fa Mal organisé, ka lasa nivadika ho saribakolin ny mpanjanaka romanina. Pontio Pilate solotenan I Empereur Auguste tao Israel dia natahotra mafy an I Jesus...Jesus no natahorany mafy noho i Barnabasse. Nefa anie i Barnabasse d tena sahy tsy nihambahamba nanosika ny miaramila romanina nitaky hetra tam Jiosy...nisy fanafihana maromaro miitsy nataon I Barnabasse sy ny mpiara dia taminy nampandositra miaramila romanina. Tam ireny fitakiana hetra ireny, d reefa misy jiosy tsy afaka mandoa hetra dia voatrobaky ny sabatry ny miaramila mpitaky hetra, na atsipy am Catapulte, na hombohiny am hazo fijaliana...ka reefa tonga ry Barnabasse sy ny tariny, d vaky nandositra ny miaramila romanina... Etsy andaniny Jesus reefa mahita miaramila romanina mamono jiosy tsy mahaloa hetra, d nilaza fotsiny tam ireo miaramila hoe: ampidiro tanaty tranony ny sabatrao. Toran ny hehy tam Jesus ny miaramila romanina, fa hoe Leader maivana tsy manohitra I Jesus fa miasa vava fotsiny... Ka rariny miitsy raha nifidy an I Barnabasse ny jiosy...fa tratran ny Pontio Pilate am pitaka I Barnabasse. Dia izy io voasambotra io Ny mahavelompanontaniana, d ny hoe fa maninona I Pontio Pilate sy ny Emprereur Auguste natahotra mafy an I Jesus nefa tsy nampiasa violence...? *** Valiny *** Tam Jesus nitory teny ireny hoe tsy maintsy mifankatia ny olona. Fa samy zanaky ny Ray daholo, ka tsy azo atao ny mifandatsa drà.... Nielim patrana tam ireo mpanaradia azy io tenin I Jesus io. Tsy tao Israel ihany fa nielim patrana tam olona maro tao Mediteranee koa io teny soa fa tsy azo atao ny mifandatsa drà... Nalaina ny mpiady tsy nety niady intsony tao am Arene des gladiateur...ary tsy nety nijery spectacle gladiateurs miady mifandatsa drà ny olona... Nefa anie io Arene des gladiateur na coliseum io no tena budget fidiram Bolan ny Empereur Romain...ka reefa tsisy nety nijery ny olona spectateurs, d tsisy vola miditra ny coliseum.. Vinitra sy sorena tam Jesus ny Empereur sy I pontio Pilate, fa tena dangereux aminy ny kabary fampianaran I Jesus ..ka nahatonga azy nisambotraan I Jesus. Izay ilay antony natahoran ny Empereur an i8 Jesus. Fa na dia mafy matanjaka aza I Barnabasse d tsy natahoran I Empereur romain... Izay izy io
@HenriRAKOTONIRINA
@HenriRAKOTONIRINA Ай бұрын
Makasitra anareo roa lahy mazava tsara n'y le izy. Ary mazava @gasy sasany tsy mahafatatra ny fifohazana 4 eto M/car. Izay afangaron'olo @ hoe secte
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 10 ай бұрын
que penses tu de la réalisation de toutes les prophéties bibliques , le peuple juif est sensé partagé le message évangélique, l'hébreu est vivant maintenant c est quoi cette théorie bidon.franchement ce débat est nul et qui n'est pas constructif, ce sont des gens qui comprennent rien au message de l'évangile et de la prophétie biblique, et même comprennent rien au message de la bible.conversation tsy fotony,. La vie de hebreu te permet de connaitre qui est le dieu que tu sers franchement c est nul , bande de nul, déchristianiser pour toi même annn
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву 10 ай бұрын
Le koto, tsy azoko ny hevitrelahy. Antony, anao anie efa manao themoin fa tonga napitandrina anao Jesosy tsy tadidiko tsgnaty ala. Tsyhaikp ny sainao fa mahay ny ttrany fivavahana anao satria nagnapy sorony mopera
@virtualcreator7077
@virtualcreator7077 10 ай бұрын
Ahoana ito pastera manao tchin ito ?? Mba fantatrareo ve ny dikan 'ny fanfaovana an io tchin io ??
TOROHEVITRA sy FAMPIANARANA ...
11:02
Koto
Рет қаралды 903
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 39 МЛН
coco在求救? #小丑 #天使 #shorts
00:29
好人小丑
Рет қаралды 85 МЛН
SIZE DOESN’T MATTER @benjaminjiujitsu
00:46
Natan por Aí
Рет қаралды 8 МЛН
Sigma Kid Mistake #funny #sigma
00:17
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 17 МЛН
NY OLONA MPIVAVAKA BE vs OLONA MPITENY RATSY ...
19:12
Koto
Рет қаралды 4,8 М.
Ady hevitra Koto Lilahimahitsoambo sy Pasitera Jean Luc (RJL)
2:11:00
Go Khla Yeh ENKI
Рет қаралды 2,8 М.
EMISSION SPECIAL TOJO   MARDI 19 NOVEMBRE 2024
48:41
MISSION MBS
Рет қаралды 458
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 39 МЛН