No video

L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 08 NOVAMBRA 2023 👉 Harifidy RAMANANDRAIBE

  Рет қаралды 11,744

Real TV Madagasikara

Real TV Madagasikara

Күн бұрын

L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 08 NOVAMBRA : 👉 Harifidy RAMANANDRAIBE - Mpamakafaka raharaham-pirenena

Пікірлер: 25
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Misaotra anao Harifidy. Fa sao dia hendry loatra ihany ka hararaotin'ireto tsy mataho-tody !
@FranckMarcel-bm9qh
@FranckMarcel-bm9qh 9 ай бұрын
Mankasitraka an'i Harifidy sy Gasikara fa mbola mandray zavatra vaovao avy @ nareo samy ho tahian'i JESOSY kristy anie isika rehetra ho tafita anie i Madagascar ho any Malagasy.
@dood587
@dood587 9 ай бұрын
Merci Grand Harifidy 💪👍
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 9 ай бұрын
Notiifirina eny aminny Tarehiny ilay malagasy mitolona teny MAHAMASINA .tsy azo EKENA. Destination 13 MAI.
@tianacaro2398
@tianacaro2398 9 ай бұрын
Misaotra anao Harify Ramanandrainibe ,tena olona Maranitra be enao ,miavaka any ihany ny nahita fianarana
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 9 ай бұрын
Ny olana eto Madagasikara dia ny tsy fanarahandalana, à tous les niveaux !😮😮😮😮
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Dia tena lasa ny sainy hoe dia sahn'i paoly rabary ny niakatra teto niampanga ny 11 candidats ho tsy manara-dalana. Mino aho fa tsy mino akory izay noteniny iny fa manome porofo @ mafia hoe efa namadika pailtao izy mba ahazoany ny anjarany @ fihinanana
@eugenierazafimbelo1976
@eugenierazafimbelo1976 9 ай бұрын
Mahafinaritra ny mihaino ny fanehoankevitr'i Harifidy R., tsy mankaleo mihitsy na 24h aza angamba ny mihaino azy.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Ilay fahavoazan'i Handry Raobelina anie dia asan'ny mpanompo azy izay tena manararaotra ery mampiasa hery @ olona tsy mitam-piadiana. Tsy enfant de choeur amiko ny mpanao poliyika ifa ity laharana fahatelo ity tsy olombelona intsony, avelako ianareo ny hanome famaritana mendrika io !
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 9 ай бұрын
Tonton Harifidy. Salamà TOMPOKO
@henintsoahasinaravonimpara2376
@henintsoahasinaravonimpara2376 9 ай бұрын
Misaotra an'i Gasikara sy Harifidy amin'ity émission ity. Mafonja ny hevitra navoakan'i Harifidy. Ary tena tsy mankaleo ny mihaino azy 🤣😂🤣😂
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Premier tour dia resy i Siteny. Tsy resaka tahotra na tsy tahotra fa mitombina ny sary nataon'i Harifidy mikasika ny lalao. Ny erreur dia ny nirotsahan'iny 11 candidats @ lalao tsy madio. Tokony navela izy hirotsaka irery teo raha tsy novaina ny rafitra rehetra hitantana ny fifidianana
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 9 ай бұрын
Miarahaba anareo jiaby! Faly mihaino an'Harifidy R.indray! Tsy MAINTSY MANOHANA AN'SITENY NY CC10 => HANDRESENA AN' RAJOELINA. C'EST TOUT! VITAL ET PRIMORDIAL POUR MADAGASCAR POUR TOUS LES MALGACHES! Tsy misy solution hafa, fa tsy maintsy izay ihany no SOLUTION UNIQUE ET RIEN D'AUTRE, POUR BATTRE LES DEVOLY ET LEURS TENTACULES.😮😮RY MALAGASY, MITSANGANA ARY HAROVY NY TANINDRAZANTSIKA !!!❤
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Toy ny mamo miantso polisy ity régime mafia ity sahy miampanga ny hafa ho tsy manara-dalana. Tena mamono eritreritra mihintsy ry paoly rabary satria efa nifidy camp. Nanomboka t@ fanonganam-panjakana, fanaovana tsinontsinona ny lalam-panorenana efa impiry; ny code de nationalité, ny code budgétaire.dia modian'i paoly rabary tsy fantatra fotsiny. Rehefa olona sahala @ ipaoly rabary reny no manamarna fanitsakitsahina ireo lalàna velona dia tsy misy antenaina @ ireo fitondrana ireo. Ny olona iray rehefa tsy mba manao fandihnan-tena dia olona tsy hiova mihintsy. Indrisy fa mahantra loatra ny malagasy ka novodiana 5000, 10000 ariary mba hihinan-kanina mandritry ny propagande fa ho noana indray mandritry ny 5 taona. Ampahantraina fatratra mandritry ny 5 taona manaraka dia ho vidiana 5000 sy 10000 ariary indray @ 2028. Stratégie efa maty paika ny an'i paoly rabary satria efa ela izy no nilaza fa i rajoelina no ho lany satria manam-bola izy hividianana ny malagasy izay hampahantrainy
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 9 ай бұрын
Tsy mety io famaranana ny ratsy tsy mety any amin ny Sovietika avokoa, tsy afaka ambavan ny Mpanao gazety na politika io a la sovitieka io amin ny fandaharan iLalatiana, Andrianjato, honorable Hanitra. Ianareo aloha no henoko.
@mamodakilbadouraly4736
@mamodakilbadouraly4736 9 ай бұрын
Aza be resaka ambony latabatra raha henja vakio 13/mai
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 9 ай бұрын
Atoa Harifidy R. ah! Ny fanahy no maha-olona! Kanefa ny candidat N°3 dia MIZIRIZIRY ary mampiasa herim-pamoretana => Bomba+Prefet de police+N°3+Mpamatsy vola= KORONTANA . Théorie du K.O no misy. Coûte que coûte, quoi qu'il arrive, le N°3 roule en pleine vitesse sur autoroute, quitte à provoquer des accidents, mm s'il est en excès de vitesse, il s'en fout de tout le monde, mm s'il y a des morts métaphore io a! Ireo zay tokony hanasazy azy, polices, gendarmes l'autorisent à rouler avec effraction de toutes les lois en vigueur !😮😮😮😮😮
@tianacaro2398
@tianacaro2398 9 ай бұрын
TENA MAMPALAHELO NY ZAVAMISY ETO MADAGASCAR
@zalomrsgfa4310
@zalomrsgfa4310 9 ай бұрын
Ny mampalahelo dia mazava fa didy jadona dictature no misy saingy ilay vahoaka mintsy no tsy hay intsony na mbola mahavita mi révolte na tsia. Aleony ihany mizaka délestage, fahalotona, marary lava, efa maty fanahy mbola velona. Ny an'ny gasy dia hoe aleo maty rampitso toy izay androany fa tsy hoe mourir en étant libre vaux mieux que vivre esclave
@rivoraza9227
@rivoraza9227 9 ай бұрын
Tsy tokony hanao propagande faramprany ve ny 11 candidats hanohana an'i Siteny, sa ahoana hoy ianareo ? Hi barrena an'i rajoelina no tanjona ka tokony handefitra ireo sisa !
@user-dt3id8ex9g
@user-dt3id8ex9g 9 ай бұрын
Ef olona MINIA miboto toerana @fomba tsy misy fanahy GASY intsony izay tsy TONGA SAINA @izany fanazavana ny toedraharaha misy eto Madagasikara izany ! Misaotra anareo mifampiresaka sy manampy ny FANZANTSAINA ho an'ny rehetra
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 9 ай бұрын
Ekeko ny famakafakanao fa aza miteny Firaisana Sovietika. NY TANDREFANA FANTATRAO FA TSY MAHAY MANAO DISINFORMATION SY MANIPULATION NANDRIZRA Izay 500 taona izay. Ny Sovietika tsy nisy 100 taona akory.
@dorotheerichard7632
@dorotheerichard7632 9 ай бұрын
Ary ahoana ny hoe: fampielezakn- kevitr ' Rajoelina ihany fa ts lazaina hoe fampirlazan kevitr'i Siteny ?
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 9 ай бұрын
D ahona zoky no hanazavako an'izany rehetra izany @ MPIVAROTRA PRIX SCOLAIRE ? 😰😰😰😰😰😰😁😁😁😁😁
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 9 ай бұрын
Vaziva tonga tato antsaiko tokony ho atrinona zany ny visa tokony aloany nandritra izay nazahony io 8 cm io
EMISSION SPECIALE DIDIER RATSIRAKA DU 07 MAI 2013
1:29:16
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 92 М.
Interview de Ravaka Andrianaivotseheno - Professeure à l'Université de d'Antananarivo (Madagascar)
1:32
ARES - Académie de recherche et d'enseignement supérieur
Рет қаралды 47 М.
Kids' Guide to Fire Safety: Essential Lessons #shorts
00:34
Fabiosa Animated
Рет қаралды 16 МЛН
王子原来是假正经#艾莎
00:39
在逃的公主
Рет қаралды 12 МЛН
Little brothers couldn't stay calm when they noticed a bin lorry #shorts
00:32
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 20 МЛН
If Barbie came to life! 💝
00:37
Meow-some! Reacts
Рет қаралды 77 МЛН
CHRONIQUE DE HARIFIDY  21 FEVRIER 2024
32:00
i-BC TV
Рет қаралды 6 М.
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 27 AOGOSITRA 2024 #Madagascar
56:35
Real TV Madagasikara
Рет қаралды 4,1 М.
TAHALAN-KEVITRA 24 OCTOBRE 2019 Pr RATSIMA James
1:04:32
i-BC TV
Рет қаралды 18 М.
INVITE DU ZOMA  DU 31 MAI 2013
1:37:56
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 24 М.
DON-DRESAKA PESTE SY FAMADIHANA DU 12 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:11:26
FIAINAN'I ANDRY NIRINA RAJOELINA DU SAMEDI 01 DECEMBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:16:54
RealTV invité - Harifidy Ramanandraibe
1:27:32
Vaovao Samihafa
Рет қаралды 1,9 М.
Kids' Guide to Fire Safety: Essential Lessons #shorts
00:34
Fabiosa Animated
Рет қаралды 16 МЛН