Ô ry Mme Ministre ô. Pas question que les RAD payent même pas 1 ariary .... l'école doit être gratuite .. Nos enfants ...notre avenir pour le développement.
@MalyounRakoto-pb3jr2 ай бұрын
Mon Dieu cet incendie !!!! 😢😢😢
@valihahajaina35762 ай бұрын
Mifanaraha tsara aloha nareo Ramatoa Minisitra, fa zahay dia efa nandoa vola .
Rehefa tojo tsy fahasalamana ny tompon'andraikim-panjakana iray dia rariny sy hitsiny raha soloina satria ny asa marobe tsy maintsy tanterahina ka nahoana no manome tsiny fona ianareo avy amin'ny fanoherana sa tena mbola tsy nisedra tsy fahasalamana tampoka izany mihintsy ve ianareo miseho be resaka ireo indrindra enao Rtoa mpanolon-tsaina Clémence
@noaxpixfull78802 ай бұрын
Efa manomana alabato ndray ry manampahaizana toizo fona fa betsaka no bé calcul Téo
@sendramilanja5512 ай бұрын
Rehefa kanosa dia aza mirotsaka fidiana satria ny olona mpangala-bato ihany no mahafantatra an'izany hatreto satria tsy mitombina ny hangalaram-bato raha eto Antananarivo Renivohitra manokana satria feno Délégué an'ireo kandida avokoa isakin'ny birao fandatsaham-bato
@valihahajaina35762 ай бұрын
Vola very iny nanaovana téléphérique iny, tsy aleo ve ny RN2 no namboarina ? Caprice ana Gâté pourri iny téléphérique iny