Betsaka no nihira azy ity,fa tena tiako loatra ny nanaovanareo azy ity ❤️ ❤️ Mankasitraka e!
@LALY92370 Жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka 🙏
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘🎤
@mangiran-dratsy4 ай бұрын
Andrianary RATIANARIVO
@olgahelys65645 жыл бұрын
Misaotra indrindra o! Mba azo omena ve ny anaran'ny Mpanoratra sy mpamoron-kira azafady - Raha misy tonon-kira vao maika tsara - Misaotra indrindra e! MANGA FEO tokoa
@heryandrianarivelo82945 жыл бұрын
Indro omeko anao ny Mpamorona (Tonony sy Feony) : ANDRIANARY RATINARIVO izay namorona sy nitarika ny Tropy Jeannette (niantomboka ny taona1929). Ho ezahiko alefa manaraka ny tonony. Misaotra anao nankafy....
@olgahelys65645 жыл бұрын
@@heryandrianarivelo8294 Mankasitraka indrindra o
@ndremarandriananja34453 жыл бұрын
Tena tsara ny nanaovany azy, ary mazava tsara ny fanononany ny tononkira - Misaotra ary mankasitraka.
@LALY923703 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko !
@ndremarandriananja34453 жыл бұрын
@@LALY92370 androany maraina d naveriko nohainoana +ny indroampolo ilay hira fa nankafiziko loatra, ary efa nanana tononkira aho fa nisy fanitsina nataoko taorian'ny fihainoana azy. Nahatsiaro ny alahady hariva t@ RTM niaraka t@ Ray Aman-dReny fahiny... tany @ 1977-1978.. tany ho any, efa lasa daholo zareo, ny tena aza efa hananika ny 60 fa misy hery hafa milaza fa "mbola misy rakitra tsara @ fiainana" ary tohizana ny fitiavana ny hira tena malagasy..
@sahondrarey-vignau2071 Жыл бұрын
Ndriiii lay fifaliana niserana ihany...💔 😢
@ulrichavilaza52596 жыл бұрын
Misaotra betsaka, tena tiko bé ilay hira taloha
@LALY923703 жыл бұрын
Mankasitraka ê !
@ernestinelegros3156 ай бұрын
Misaotra betsaka amin'ny fizarana fa tena mahafinaritra be lay hira.Tamin'ny mbola kely aho dia efa naheno ity hira ity fa androany dia tena mazava tsara ny toninkira sady tena mahay mampiara-peo izy mirahavavy. Iza moa ireto mamelona ny hira ireto azafady? Zany ka hira malagasy. Tena mamerina mihaino foana aho io fa tena tiako be. Mankasitraka ê!
@LALY923706 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏. Ny mpihira eto dia i Farah sy Ranja, tao amn tarika Ranjal, anisan'ny namelona ny kalon'ny fahiny nanomboka ny taona 1990.