Tsara tarehy ny vazaha taloha an! Ny lahy kely beau gosse !
@ikalalonjo11 ай бұрын
😅😅😅
@navadare6 жыл бұрын
Oadray ! Tena hain'ireto vizongo ny hira Malagasy marina
@fanomezantsoaranarison3685 жыл бұрын
chapeau l'arrangement
@jackfruit77633 жыл бұрын
Tena tsy mba fantatro mihitsy io interprètation io. Tsara be
@BECOOLJOYCE6 жыл бұрын
💖💖💖💖💖💖
@TinoahaonaMadagacar6 жыл бұрын
ce fut dans une ambiance très coloniale au centre Albert Camus ou au Tranopokonolona Analakely qu'ils interprétèrent cette fameuse chanson de Barijaona que Franck Sinatra avait volé : il n'y avait pas de droit d'auteur à l'époque !!
@ericeric38915 жыл бұрын
Vous avez raison, Le tube mondial Something stupid est directement volé de cette belle chanson. Apparemment les descendants desb2 cotes essaient de regler.
@randrizaka17036 жыл бұрын
milay be eh
@12frettes206 жыл бұрын
Tsara (y) mety fantatra ve hoe nandritran'ny inona ny tantaran'ny hira?
@Rondro_Volantsoa6 жыл бұрын
toa nandritra ny emission iray tao Frantsa nampahafantarana an'i Barijaona sy ny tariny izy io satria nisy interview kely teny antsefatsefany teny. Mino aho fa tany amin'ny taona 70 tany ho any satria tamin'izay koa no nivoahan'io vinyle-n'ny PCCB misy ilay hira io.
@fanomezantsoaranarison3685 жыл бұрын
on dirait une chanson disney
@anderstarhery37342 жыл бұрын
Nancy & Frank sinatra l'ont plagié avec " somethings stupid". Et Barijaona a perdu aux procès 😪