Рет қаралды 6
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Vao avy nankalaza ny Krismasy isika teo fa ny fanontaniana mipetraka dia hoe tena teraka ao am-pontsika marina ve Jesosy ? (Jaona 1 :12). Fa madiva ho tapitra ihany koa ny taona 2024 « Mila mandini-tena isika ny @ toe-panahy ananantsika » alohan’ny idirana @ taona vaovao 2025. Ka izany indrindra no nahatonga an’i Paoly hilaza hoe : Diniho ny tenanareo, na mitoetra @ finoana hianareo na tsia ; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny @ tenanareo fa ao anatinareo Jesosy Kristy, raha tsy olona nolavina hianareo ? » II Korintiana 13 :5. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!