Tegna tsisy ampiagna, tsisy angalagna fa avy hatrany dia marigny.❤misaotra Koto
@MbolaTiana-f2n5 ай бұрын
Tena marina zany Koto fa tsy Mbola nisy fitondrana tahak'izao
@ArmandMamba_5 ай бұрын
❤
@AnuckaelRda-io7eh5 ай бұрын
Misaotra anao Koto,fa izahay mipetraka eto mihitsy no bado.satria tsy tonga saina.
@fleurettekobel24905 ай бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tsy ho diso ny fanantenako ry Malagasy namako , koa aza kivy ka hatramin'ny farany isika izay mijoro @ fahamarinana rehetra ! Efa miasa be mihintsy ny asan'ny (Devoly), koa raha tsy tapitra ny fanehoany ny Devoliny rehetra, dia tsy tapitra ny skandal . Manao provocation farany izay tratrany izireo , dia ho romotra ny vahoaka , fa ny tsy tsapan'izireo sy tsy heverin'izireo : fa tsy ny mpanohitra ihany no ho tratran'ny fifamonoana eto , faisika mianakavy ! Ary ianao natao ho Filoham- pirenena io tompoko :dia tompon'andraikitra tsy afa miala na ho aiza ianao tompoko ! Phänomene io toetra tsy mety hitsahatra io tompoko ! Koa mivoaka isan'andro ny fisehoan- javatra , satria malahelo ny tany sy ny fanjakana nohon'ny toe- tsintsika tsy mety tonga saina tsy hifankatia io ! Masina ny Tanindrazana !
@arivo145 ай бұрын
Koto efa kivy tsy mahita vahaolana, inona sisa ny antony anaovana youtube raha izany ??
@payetbruno81005 ай бұрын
Koto ane tsy manao youtube e. @iarivo14 Olonkafa no mamoaka ny videon'i Koto eto
@arivo145 ай бұрын
@@payetbruno8100 OK, fa inona fotsiny ny ataony @ facebook raha tsy mahita vahaolana ?
@raelisonriantsoa15935 ай бұрын
Habadoana ny resaka ..... Fitondran iza no namotika ny fanabeazana , nampiditra ny wera2 sy nanome vahana ny jiolahimboto karamaina, nisian ny dokambarotra fidiran tanora boite gratuit vehivavy sns sy revy , aleo ireo fotsn aloha
@ArmandMamba_5 ай бұрын
♥
@Lala-t5d5k5 ай бұрын
Mankasitraka Koto Marina daholo ny hambaranao Mampalahelo fa tena bado no betsaka.
@ArmandMamba_5 ай бұрын
Zay mitsn,
@dorotheerichard76325 ай бұрын
Ndao hatôvy ny lalana Nosibeanala Koto a! Ts ireo akamanao andafy ireo no hanavotran tanàna
@vazimbatongasaina50615 ай бұрын
Firenena minan neman e,toeran tsaina bengy,Zao ref 6e d'âne no mitondra
@lantz-1825 ай бұрын
❤, minanemane
@izao1235 ай бұрын
ny toe-tsaina sy ny fitiavan-kely amiko ry Koto no olana a! ny manapahaizana misy maro fa entin'ny fitiavan-tena dia tsy mijery ny firenena
@vivirazafimahaleo58255 ай бұрын
Tamin'ny fitondran'i Président philber Tsiranana ihiany, no naha Madagascar an'i Madagascar, malahelo anao aho ry Tanindrazako
@noaxpixfull78805 ай бұрын
Ry lalatiana eo am fitondrana indray no milaza victime n'a halabato n'y ceni anazy n'y hcc anazy 😂🤣🫢 trop bé
@tid-m5 ай бұрын
Ity efa tsy tafa intsony fa fialana eto no vaha olana!
@ArmandMamba_5 ай бұрын
ra afaka miala d miala, ra misy fanampiana afaka ataonay aty ivelany d ny ilana tao, Zay ihany - Courage B
@hanitranil44893 ай бұрын
@@ArmandMamba_nahoana no manontany e!? Tonga de manampia!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
@@hanitranil4489 nga ze tinao no atao, sa 😘?
@tsitorandria85735 ай бұрын
Koto a! Koveta sy sira kely aza no zaraina teo e! Nilatsaka tety @6è arrondissement ilay hoe anabavin'i Rajoelina, fa dia nisy fizarana koveta faobe tao Ambodimita tao, mitangorona izay tsy izy ny olona. Sady mampalahelo no mahasosotra ny mahita ilay izy. Tellement ilay Malagasy bado sy sahirana dia izay hanaovan'ny mpanao politika azy dia ekeny.
@maxam24805 ай бұрын
Ka normal ne namana raha tsy afaka manao analyse intsony ny Malagasy satria 1-ny Fampianarana dia tena simba, kely budget ka izay tsy tafatafa tany no lasa ao amin'ny fampianarana sisa 2-Mafy loatra ny fiainana ka lasa mifantoka any amin'ny besoins physiologique sisa ny valalabemandry.
@hanitranyainaandriamboavon29655 ай бұрын
Vao androany mihitsy za no gaga sy talanjona nahafantatra sy nahita fa nohidin'i Naivo Raholidina ny borne fontaine ao aminay Analamahitsy Cité ao amin'ny Secteur V ao;Tena gaga ialahy hoy ny fitenenana.
@NomenjanaharyRanivoariso-gn9uo5 ай бұрын
Tena marina mints abadoana mints n'y olana eto! Ny ambanitanana n'y Ilana koa ts Tia fianarana
@noaxpixfull78805 ай бұрын
Mety eto no fifaranan'ny fitondrana rajoelina
@tianasaib90035 ай бұрын
Ny vahaolana dia dorana ny ceni dia vita ny ady
@noelagerard11345 ай бұрын
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂ilay abadoun mitsy ny any Madagascar
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q5 ай бұрын
enao ko zany mety te ho abadoun ko😊😊😊😊
@TahiryharilalaRazafindrakoto5 ай бұрын
Misy farany ny zavatra rehetra
@AminaMamine-vo3wg5 ай бұрын
Non s'y zany n'y hafatra. Halatra no be indrindra de fitiavatena Tia vola Loatra nariany taranaka n'y zarazarao anjakana.
@lantz-1825 ай бұрын
Oh Yes Koto, It’s true. It’s a dead country (no way out)
@ArmandMamba_5 ай бұрын
♥ Oh Yes Bro, no escape, tena ita mihintsy oe minaniamaniny tanteraka le
@jeffmilbeck56015 ай бұрын
Ndriii... tonga ndray i Koto Nandra Botom-bazaha Pervers Narcissique fa miseho ho dadany nefa lohan'angindina maivan-doha tsisy saina 😂😂😂
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q5 ай бұрын
iza no tena maivan doha enao sa izy mandiniha tena e
@noaxpixfull78805 ай бұрын
Mitovy am Zao toetsaina Zao daoly n'y foza n'a enao délégué mpangalabato n'a manondrana volamena n'a le foza tsotra nahazo koveta
@tid-m5 ай бұрын
hummm, zany ny fomba fisainanao izany no anisany mahasarotra hialana amin'izao loza mianjady izao
@bonheurboutique58305 ай бұрын
Nanenina ngah fa very koveta😂😂
@kjkcocosquezip31385 ай бұрын
Fianarana inona poury koa no mba nataon’la Te ho deraina poury foana le gidro efa toetrany mihitsy ilay tapohany
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q5 ай бұрын
Rajoelina sy ny forongony no tena tsy misy ilaina azy menakavy ka😊😊😊
@noaxpixfull78805 ай бұрын
ELA le habadoan i rajoelina mitsy no tena dondrona
@bonheurboutique58305 ай бұрын
Lisany mitsy no bado tsy ampy solaitra
@ArmandMamba_5 ай бұрын
@@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q ♥
@ArmandMamba_5 ай бұрын
@@noaxpixfull7880 ❤
@ttlsolo66715 ай бұрын
tsy haiko hoe inona kay no manakana anareo diaspora sy ny mpanohitra rehetra na izay rehetra miady ho an'ny fahamarinana tsy HANORATRA SY HANAO FANAMBARANA ANY AMIN'NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE fa de samy mimenomenona eto fotsiny tsika mianakavy. inona no olana raha samy mandefa taratasy any amin'ny ambassade rehetra daholo daholo tsika ? ny mahagaga ange de toa lasa MANAO SILENCE COMPLICE ireo any ivelany fa tsy misy réaction satria isika efa sady tsy manao manif no mbola mijanona mifanasa vangy fotsiny
@hanitranil44895 ай бұрын
Tsy afa mody ndray rababakoto de manozona
@lantz-1825 ай бұрын
Who needs to go back to this “Ass” , you?
@ArmandMamba_5 ай бұрын
ny ao Mada mitsn no efa minanemany ry kimamamnty a, iza no ody any anaty lavabody, ny vavanao? tsy misaina fa de ny commenter Koto fotsn no mba takatry ny sainy ty
@hanitranil44893 ай бұрын
@@ArmandMamba_tsy afamody koa nga tena ry ti? Sesitany koa zany? Manampy isa ny babakoto anaty zoo ny vazaha? Tsy asiany vazaha sira ne tenisany de malahelo Mary fa tsy afa- mampidera amy gasy namana, dia miteny ratsy sisa... Tsy tena rery ne no mipetraka aty andafy, fa ny olona tsisy manambany tany nihaviana zany.. Gasy maimbo vody kely eny foana tena.. Zao Europa efa mandroaka vahiny, de mba ho aiza tena io? Lol!
@hanitranil44893 ай бұрын
@@ArmandMamba_misaina ve tena de manaratsy tena? Mba mipetraka aty ihany fa tsy mivoatra.. Taiza ny vazaha mba manaratsy sy manozona ny taniny sy ny olony zany??? Tena zao no manamaimbo ny taniny, ka tsy mahagaga raha roahiny.. Raha hendry de nde mody manatsara ny any tena... Tsisy saina mintsy!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
@@hanitranil4489 ts azo ty le resaka😄, i Koto no sujet ts afaka mod, za nga modi an Mada? nareo no mod anati lavabodi ani s manatsara n lavabodinareo ao , ita mitsin oe dondrona. Ty zao no horoasinai ati@ taninai at fa dondropori, sad avi ani anatilavabodi 😉
@MargueriteMarieLydieRAZANADRAF5 ай бұрын
Miteniteny fona nahona 'o tsy hisy vaholana intsony
@ArmandMamba_5 ай бұрын
Sokafy tsara ny mason'la sy ny vodin'la ra aita vahaolana eo ela, jereo tsara ny evolution of madagascar since 1958 - 2024 d maba fanakafankao tsara alo