Franchement mahay i Toky fa tena mbola level hafa Ken. Sady ilay hira efa misy signature an’i Ken tokony ovainy amin’ny signature -n’i Toky
@andriamihajacathucia29842 ай бұрын
Hira noforonin'i Lita ny fahalalako an'io, izay mihitsy ny arrangement nanaovan'ny auteur compositeur an'ilay hira
@HamintsoaRAMIARAMANANA-k7o4 ай бұрын
Live mémorable🥰🥰 misaotra e
@HardiMadagascar4 ай бұрын
M'lay e !! mankasitraka
@AndriamalalaElise3 ай бұрын
Mihainoha an'i ken, sady vao namoaka hira mipoaka be izy
@NyHasina-z9kАй бұрын
Za vao niaino MAGE 4, fa ito tiko kokoa noho ilay original 💕
@Varanga-l7n3 ай бұрын
Mamorona lesy lisany hira hafa a. Tena miverina amin'ilay endriny tamin'ny année 90 le mage 4 raha izany vocal izany
@andriamihajacathucia29842 ай бұрын
Ilay taloha mihitsy ara no tianay, izay no tena d'origine aminy. Io samy manana ny tiany, ary tsy misy manery ny tsy tia hiaino.
@heritanjakaedouard3 ай бұрын
tena aleo ken ra timbre vocal
@rakotondrazakaparany68903 ай бұрын
Il ne s'agit pas de Ken mais de Mage 4😊
@RantoSatriko3 ай бұрын
Bien dit@@rakotondrazakaparany6890
@limoza21142 ай бұрын
@@rakotondrazakaparany6890 son commentaire s'agit d'une comparaison entre deux voix et non deux groupes Je ne vois pas le mal, il donne juste son avis sur sa préférence vocal, il ne remets aucune question sur le groupe
@NarindraRak3 ай бұрын
Tsy Tiko ka.
@onjarazafindrakotoo3 ай бұрын
Tsy voatery ho tiavina anie e 🥹 Leur route doit continuer. Mage 4 doit continuer d’exister 🫶🏼
@NarindraRak3 ай бұрын
@@onjarazafindrakotoo nga nisy nanontany hoe makaiza n'y routeny fa tsy Tiko fotsiny n'y anaovany azy e. Oadray
@onjarazafindrakotoo3 ай бұрын
@@NarindraRak pas besoin d’être aussi frustrée, misy moyen hafa hanehoana hevitra anie e 😂😂 bisous, bon dimanche! ✨🫶🏼
@NarindraRak3 ай бұрын
@@onjarazafindrakotoo ohatran'ny mitapy, fa inona ny tinao teneniko hoe tena zéro tsy milay ve sa hoe inona.. ko raha tsy hoe maneho hevitra tsy mitovy aminao Dia hoe frustré... Mitapy
@onjarazafindrakotoo3 ай бұрын
@@NarindraRak non fa en même temps ça se voit hoe frustrée ihany ianao 😂😂😂 bisous