Merci Mon Colonel C. Mazava tsara, fa sarotra amin ireo mpiaro fitondrana ny ho tapaka sotro. Tokony ho tonga saina ireo mpitandro filaminana sns... ny any Général Bomba (Cow boy. satrako miova isanandro sady tsy magneva azy.
@razafisomatanuja139813 күн бұрын
Merci monsieur koto , Tena mampalahelo mihintsy Madagascar , Tia tena b ny filloha malagasy, pays pauvres du monde i Madagasikara
@chrisrakoto835813 күн бұрын
nga nareo ts tia tena sady mibahana no manimba no mandoto
@ArmandMamba_12 күн бұрын
Remarque : pays “le plus” pauvre du monde
@olgabesoa333516 күн бұрын
Hela2 eky ho vaky barrage be 🙏🏾
@KonanyTidahy-w3i14 күн бұрын
Merci koto aaaa !
@KalaoeMada15 күн бұрын
Mr Koto, eo ihany anie i General Bomba, fa ny teny loza hadinontsika anie ilay Jeneraly anankiray sady mbola amperinasa tanteraka: dia ny Ministre ny Défense GAL Sahivelo izay manenjika ny miaramilany ihany, ary izy ihany koa no manaiky hoe halaina amin'ny Tafika ny arme lourde rehetra fa hafindra any amin'ny gendarmerie e araka ny lazain'i Col Charles...Aza hadino koa ny Sécurité publique..Etsy andaniny koa ireto izay milaza ho mpanohitra mampandry gisa fotsiny ny Malagasy, zaho manahy fa mbola ekipan-dry zalahy ny sasany amin'ireo
@ArnaudPelops14 күн бұрын
Merci baina
@inayatsama605911 күн бұрын
Mankasitraka Koto a 💯🙏
@Decius-p9t9 күн бұрын
Merci koto
@ArmandMamba_12 күн бұрын
Le gasy nie vendrana eh, refa ifidi ptondra mendimendi, d refavieo vao maita s minanemane. Efa film mverna fona nge io hatrn elaB. Aleo lalaovn reo mptondra reo ao refa vendrá-po
@RkaGAMING-lx3yn16 күн бұрын
Merci koto🎉
@andri516914 күн бұрын
Mazava be ny situation e : désarmé-ndri Richard Bomba zandary ny Tafika (miaramila) satria ambony be ny risika fiokona. Izay no antony anesorana @ Tafika ny fitaovany ary amindrana azy any @ Zandary. Resaka framasao koa ny an'dri Richard Bomba sy Radomelina ary Pentsay !
@GrimaBella16 күн бұрын
Tarito ary raha ianao mon Cel no nametraka azy teo fa aza manao hoe ataovy fa izahay miaro anareo nefa vitsy no mahalala fa ianao aza tsy miaramila intsony. Rompez les rangs et en avant!
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
i mOnja roedefo ary nitsefotra nefa anisan niketrika tao ko inona ze charles.
@HeryHenintsoa16 күн бұрын
Hita eo tohiny e... enga anie ka tena fitiava-tanindrazana no nilazana an'iny fa tsy zavatra hafa ... ohatrany hadino fa manana part de responsabilité @ izao situation izao ramose
@shakuruabdu447815 күн бұрын
Mampalahelo. Mety tsy mahafantatra ny tantara : le bouc et le renard. I commandant Charles nampiasaina handrongana fanjakana. Hazony ny fahefana ( pouvoir) de nomeny an'i Nirina aminy plateau d'argent. Redin'i sergent Samuel Doe ny commandants sy colonels? Zao vao manenina?
@JusticiaRazafihanaka16 күн бұрын
Tiako ay wait and see😂😊 bravo
@RochmedesteManaitra13 күн бұрын
Ary tsy MBA resahinao mihintsy Ilay Ray s'y Ray ny Mrs Siteny
@andriantsehenorivo163816 күн бұрын
I Koto koa ve zany fohy tadidy e ? iza moa ny colonel Charles ? Inona no nataon'ny Colonel Charles t@ 2009 ? Tena saika hanova rafitra ve ? Dia i Colonel Charles ve no source d'information ? Tsy dia mino aho hoe niova fo i Cilonel Charles fa lany fihinanana dia be resaka. Aza moa i Andry Rajoelina no ho voahongana ? Tsy misy hevitra ny mpanohitra dia mankahery saina amin'ity olona adala miresaka rehetra ity.
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
zany mihintsy ra charles ve no mba antenaina. Tsy efa voasambotra ndray ve
@coolman332216 күн бұрын
tsy radomelina irery fa ankamarozany merina no tay aminy amany alalino ny fijery depuis 1997 madagascar lalaoviny merina io no afarany. rabe rakoto rasoa iray ihany
@mi-araka207916 күн бұрын
Raha nahatadidy isika débat présidentiel 2018 anie colonel Charles niaraka tamin'i Ravalomana a e. Izy dia coutity ilay tsy navela niditra tao amin'ny TVM
@andriantsehenorivo163816 күн бұрын
ssssssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhhhhh....... i Ratsiraka namoaka basy, Ra8 namoaka basy, niongana foana. Tsisy hoe matahotra basy zany dia tsy mihetsika ny vahoaka. Fa ny mpanohitra hitarika no tsisy. Efa leo be ny olona hoe hamono tena d i Charles no lasa mandràva tanàna avy eo.
@raholimananatiana626516 күн бұрын
Sacrifice ho an fiarovana ny tanindrazana ,mahereza f fotona izao
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
tena tsy arako le hoe hamono tena ra charles
@chrisrakoto835813 күн бұрын
ndana ialahy raha hietsika fa firy zay no maty de nanova inona ndana mamono tena any
@tianasaib900316 күн бұрын
Kapakapao aminy famaky le irmar
@FANJARATAFIKA12 күн бұрын
Vo mahazo toerana eo io Charles io dia gina tanteraka, lazainy fa tsy nilaza anzany izy, ahoan mo no atokisana olona ohatran ireny, doa mino ve isika hoe noterena izy nanao ireny zavatra nataony ireny fa tsy sitraponu tanteraka oreny satria nanantena zavatra goavana be, zao izy mbola misy zavatra antenainy ndray ao, dia io milaza zavatra tsy voalarina io, eany hoe io Colonel io zany de anisan ny mpanakorontana matihanina na akaikiny mpitondra izy na akaikiny mpanohitra de zay foana ny anjarantoerany, ko dia mampiahiahy ihany
@RohamAmyelieVictorias3 күн бұрын
Tena grave b n fomba fijerinareo zok be an,zao za vo manarak an'ity pejinao ty fa misy hodinihina daholo n resak'ao ankoatra an'ilay miteny ratsy ,tena otran oe prof na fahalalana ankapobeny enao,
@mampiononaramahazomanana881011 күн бұрын
Ny gendarme lo sure fa ts maints anohana satry ireo efa natao tsara tsara tohana fona. Le miaramila ireo no asa. gendarme vo nivoka kely firy volana mahavidy Volkswagen raitra be. Ny miaramila zany atao tsinotsinona mits @zao. zay no mahatonga an'le oe omena an'i gendarme ny arme lourde an'i tafika satry ireo no efa tsara tohana sy vonona anohana hatr@ farany
@user-sadika15 күн бұрын
Inona moa no tsy hakasitrn'ialahy eto @ ny fiainana, olona samy mitovy fisainana sy hevitra ihany koa, toy ny angidina , ka inona no miazona ny loany???.Andevo saina sy fiainana.
@spdgige696615 күн бұрын
colonel charles zany isany tompon antoka aminizao fiainana zao
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
aiza moa no handroso le Mkara. olona otran Charles foana no havadibadika eo
@Jobimakao16 күн бұрын
Efa tandroka aron'ny mpitondra fa tsy tandroka aron'ny vozona intsony ny tafika Malagasy. Zandary moa miaro ny mpitondra sy ny fananany fa lasa fahavalom-bahoaka
@tianasaib900316 күн бұрын
Baiko Nay fa nahazo vola bé Zay
@jocelinrakoto251816 күн бұрын
Miarahaba Koto a ,mazava ankehitriny ny paika maloto sy hevitra taingina kotrehin'dry zalahy matanjaka sy mahery koa dia miandry isika ,soa fa teo I Charles nanome izany sopapa izany koa mino aho fa tsy maintsy miova daholo ny paik'adiny satria tsy maintsy hisy ny fizarazarana ary rehefa io no mahazo toerana dia rava daholo ny tetika maloto . ho hita eo nytohiny ?????
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
ny tohiny dia voasambotra ra charles dia mikabary indray rajoel hoe hanambotra toerana fialam-boly lehibe ndrindra aty Afrika
@tianasaib900316 күн бұрын
Dory daholo Zay irmar hitanareo rehetra
@coolman332216 күн бұрын
c'est pas une solution
@yvesmanjakatsara466115 күн бұрын
Asiana fisainana sy fandinihina fa tsy atao bontolo ohatran'izany e. SAmy malagasy ve dia hifamono amin'ny resaka politika. Izany ve ny vahaolana hitana sy takatrao fa mety indrindra ? pffff
@olgabesoa333516 күн бұрын
Ho hisy farany Eky donc IZY ty 😢🙏🏾
@ravalisonfrancois944916 күн бұрын
i korotamby izany izao no asaina manao basse besogne? korotamby toa mitovy amin'ny gros bras.
@swann615 күн бұрын
AVAHO TSARA NY ATAO OE MIARAMILA (TAFIKA) SY NY ZANDARY RY KOTO A SAMIHAFA IREO
@tianasaib900316 күн бұрын
Aripaka n'y fianakaviany radomelina Dia vitæ n'y aminy
@chrisrakoto835813 күн бұрын
domelina ny anadahandreninareo rehetra
@tianasaib900316 күн бұрын
MBA Tonga saina ry malagasy fa gida maimbo eratany ianareo mianakavy ao
@chrisrakoto835813 күн бұрын
efa nisy nahay namorona fanjaitra angah ny gasy depuis 60 taona mahery zay
@MarieAgnes-v9c16 күн бұрын
Ka ny loza zao koto de hogadraindreo iny colonel Charles milaza marina iny.....
@jaomarengatsikoza314016 күн бұрын
Aza manahy fa tsy misy azon'ny fozaorana atao amin'i colonel Charles eo. Ilay volamena ao Comores angamba averina raha mafy ny mpitondra. 😅😅
@ctmdrivetest78916 күн бұрын
@@jaomarengatsikoza3140 ra eto @ youtube aloha dia marina fa le sur terrain toa efa voasambotra izay le iny
@sprokia174116 күн бұрын
I RAVALOMANANA tsy maty manota izy fo fototry raha jiaby , za oloha tsy hoany aminy 13 Mai.
@jobellsybevahiny199614 күн бұрын
Ravalomanana tegna loza Dada Dada , jery tsy atao tsara Io koa nipody eo , tsyhaï eky fiafarany madagascar 😭 Zay olo ty ho faty bonera mandihana amin’ny 13 mai Nn mahagaga baka tsisy plo hafa , na miaramila mba mety ho lasa président fa olo bado n’a olo efa hita fa tsy manjary no te hilatsaka president Dernière chance agnavôtagna Madagascar 🇲🇬 eky ty Izy koa mbala olo tsy Manjary na olo tsy tia tanindrazgna aby fo mbola nipody nipody eo ! ê ê ê ! By by Madagascar fa tsy Avotro eky
@NiainaJessica16 күн бұрын
Ka zay le misy farany ko tsy afk andainga fona sns zay le misy farany
@tianasaib900316 күн бұрын
Io volabenao Io oh tsy hiaro Anao any mausolée fa n'y havanao hiaro Anao any Madagascar
@fidinarivorajohnson722816 күн бұрын
Misy marina de misy tsy marina no voalazanao
@Tsilaitra41616 күн бұрын
Pierre Blue adinonqao
@raholimananatiana626516 күн бұрын
Bien dit
@simen-o2c16 күн бұрын
de raha omeny vola doly koa ny miaramila sy polisy de ahoana ndray
@DavidRandrianarijaona15 күн бұрын
ef naaz vola ry bomba fa le hafa manataterak baiko .zan v itan zala rariny .ampiasaina ftsn ho herimpamoretana na ts t anao az .mila tonga saina maro an isa fa ts olombitsy reo ve animba tsik samy gasy.fahantrana ef lalina
@nirinaprovost206416 күн бұрын
Ho avy raha ty e
@ratovoarivonynambinintsoas429916 күн бұрын
Efa maimbo rà daholo ilay gasy fa ohatran'ny hoe miandry leader mba mafimafy ngamba sisa
@vivianerakoto809316 күн бұрын
Wait and see mihitsy e
@tianasaib900316 күн бұрын
N'y fianakaviany jeneraly aripaka
@MarieAgnes-v9c16 күн бұрын
Misaotra Koto a!
@mariecoletteravololoniaina609016 күн бұрын
Tianao e
@ravalisonfrancois944916 күн бұрын
Manomboka izao dia "korotamby"😂
@chrisrakoto835813 күн бұрын
ty rangah ty bevava mivelona any antanin ol fa tsy eto milatsaha aloh de ataovy ze atao fa ny firenena ts vitan vavabe tsis atokona
@tianasaib900316 күн бұрын
Vraiment manipulateur ce radomelina
@lalanirinarandrianantoanin603816 күн бұрын
Le ridicule ne tue pas, dommage...!
@PierreRambolarijaona-cw3sd16 күн бұрын
Mazava anie izany fa misy @ ireo officiers niara-nivory t@ Rajoelina sy ny président an'ny Sénat, efa indignés @ teti-dratsy hamono izay vahoaka sahy midina an-dalambe e! Fa raha dila ve Rajoelina @ hetsi-bahoana eo, dia hisy hanaiky ny Jeneraly Richard Ravalomanana ho lehiben'ny fitondram-panjakana vonjy maika eo?