DIDALOS NIOVA FO ?? ...

  Рет қаралды 13,798

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 70
@julietteraharifidy3618
@julietteraharifidy3618 13 күн бұрын
Io no tsy mampandroso Madagascar ! Miseho azy mahay Andriamanitra daholo n'importe qui !!! Lasa fitadiavana vola ny fivavahana!!! Amidy zareo @ fivavahana ny vahoaka ! Aiza MBA vendrana ihany e!
@RasamilahyGabriel
@RasamilahyGabriel 14 күн бұрын
Merci koto mankasitraka anao za mangataka fanampina matetika otrizany NY Malagasy bado zao
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 15 күн бұрын
Koto ko tsy tara an 👍😂
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
Merci eh, betsaka mistn no mapme, ndrindra reo pvavaka mpiatsaravelatsi reo
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 14 күн бұрын
Fomba nampidirana n'y fivavahana Dia tam force betsaka n'y Ray amandreny nivavaka noho fatahotana ho tapadoha Ary izay babo taloha Dia mandalo tsirairay eo ambany la Croix ka hanontaniana izay manaiky hiankohaka Dia velona Ary n'y ni tenir tête kosa tapadoha n'y taranaka ndray Dia nanaraka ambokony fotsiny finoan i dada sy mama Zay le izy
@soprimmada6441
@soprimmada6441 8 күн бұрын
Soa ihany zaho fa t@ mbola zaza 10 taona zaho dia efa nahatsikaritra azy io, zany hoe 1982. Nanomboka teo zaho tsy niditra églises.
@razafisomatanuja1398
@razafisomatanuja1398 7 күн бұрын
❤️❤️👏👏
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 14 күн бұрын
ity iombonako: " entre olona iray sy ny mpahary (Zanahary) an'azy ve dia hila mpanelanelana hiresaka @ny", TSIA, izaho ihany dia zay
@otiniainaandriamiarana7774
@otiniainaandriamiarana7774 14 күн бұрын
Bien dit mon frère
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
😍
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
@@otiniainaandriamiarana7774 ❤
@rondrorajohnson2491
@rondrorajohnson2491 4 күн бұрын
Ka olona religieux ange no resahanao fa tsy ny tena hoe mpino e. Raha momba ny olona "religieux" fotsiny dia mety misy marina ilay izy.
@MiorasimbolaRavaka
@MiorasimbolaRavaka 14 күн бұрын
De mahasahy milaza 100% ve ianao hoe miadana nyfanahinao?manampiadanana tsy mananolana @ io fiainanao io?
@philibertsolondrainy3192
@philibertsolondrainy3192 14 күн бұрын
Toa mitovy ny Sezanao sy ny Sezan' Jeneraly Bomba😂😂😂. Vazivazy e
@annepatriciadelamour4630
@annepatriciadelamour4630 14 күн бұрын
Koto tegna maharaka. Merci. Azovy koa lelahy ty,tegna ty aiko
@PenoRakotonindraina
@PenoRakotonindraina 14 күн бұрын
ilay manompo fiangonana sy pasitera no tena olana eto madagasikara
@Christian-n8u6t
@Christian-n8u6t 13 күн бұрын
Ô rakoto a! Lany rora eto fotsn rangah ! 😂😂😂
@MADINNOSolutions
@MADINNOSolutions 14 күн бұрын
Mba eritrereto anie ity équation ity e ! Olona MINO = olona manaiky ny tsy hitany na olona manaiky ny zavatra tsy hainy Ny Olona Tsy mahita = Olona Jamba Ny olona tsy mahay = Olona Bado Olona Mino = Olona BADO
@BolidaRatovondrahona
@BolidaRatovondrahona 14 күн бұрын
Ka zay mihintsy ka, afenina @ hendry sy ny manantsaina fa naharihary @ zazamadinika
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 14 күн бұрын
tena marina; ny badraodra no maro mivavaka! indd mivavaka @lay jesosy! 🤣 raha eto mada ka avadika centre de formation professionnelle (arts et metiers) ireny fiangonana bdb ireny dia possible angamba handroso. - fanamboarana ireny zvtr ilaina an-davan'andro ireny - fiofanana fiompiana, fambolena, sns - atao farany mora ny ecolage ha ha , reveko le oe atao ringa ny tempoly eto a! 🤣🤣🤣
@DomoinaRamavoarisoa
@DomoinaRamavoarisoa 14 күн бұрын
Anampy an’i Révérant Medar , Odskrôs sikirikiri
@ngedabe2515
@ngedabe2515 14 күн бұрын
Marina ny Filazanao Koto, faha ny Fivavahana dia Resaka aman'Andriamanitra sy ny Olona iray ny ankaotran'io dia Fitaovana ny Olona Hanao Fahotana afaha an'ireo Mpitondra Fiangonana Hitory ny Antsony hoe : Soratra Masina izay Fitaovana Hitondrany aman' ireo heveriny faha Nanota. Rebika ireo dia ho setrin'y Finona an'izany dia Mitondra ny Fankasitrahana aminy Fanomezana Rakitra. Averiko faona eto faha ny FINOHANA dia IHANAO sy ilay NAHARY antsohina hoe ANDRIAMANITRA irery hiany aminy ANDRO FARANY noho MIFANATRIKA ny sisa ireo Mpitondra Fiangonana ny anka-behazany dia Mpisoloko naha antsoina hoe Charlatans indrindra indrindra ireo Pasteurs ny Fiangonana Zandriny. Betsaka ireo Scandales napetrak'izireo tena Malaza. Mankasitraka atrany Koto aaah !
@rakotonirinatsimamangafila8380
@rakotonirinatsimamangafila8380 10 күн бұрын
rehefa tsy mahatakatra ny baiboly ianao dia badobado izay. kkkkk.
@mAs1n-
@mAs1n- 14 күн бұрын
Je suis une de vos plus grandes fans. Mais aujourd'hui je vous demande d'arrêter de vous attaquer à la FOI chrétienne ou autre.. Ce n'est pas parce que vous êtes athée que vous pouvez vous permettre de tt critiquer. Méfiez-vous de la loi du Karma : ce que vous répandez impunément vous le recevrez proportionnellement en retour de par la Loi de l'univers.
@mAs1n-
@mAs1n- 14 күн бұрын
La FOI c'est l'unique raison pour un Homme de tenir debout et de croire encore EN LA VIE.
@zandriniparani
@zandriniparani 13 күн бұрын
Non, il ne faut pas se voiler la face, dire la verité n'est pas toujours aisé mais la vérité libère. Manompo anaram-piangonana sy tsabgan'olona ny gasy. Zay no mampilentika ny firenena. Ny fanompoan-tsampy manaraka sy mifangaro ao ihany. Marina ny teniny Koto fa refa manompo an'Aa tsy mila olona manelanelana sy intermédiaire
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 11 күн бұрын
@@zandriniparani ❤
@RasamilahyGabriel
@RasamilahyGabriel 14 күн бұрын
Marina daolo NY resakao Mr koto f izahay Malagasy aty naadala sy bado
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 14 күн бұрын
Beuz koto a, tsitanao nga Arnah niova fo, de aveo nanine ???
@rakotonirinatsimamangafila8380
@rakotonirinatsimamangafila8380 10 күн бұрын
Ny olona intelligents no mahay misaina ny ao amin'ny baiboly.
@RochmedesteManaitra
@RochmedesteManaitra 14 күн бұрын
Ny finoana dia avy amin' toriteny Mrs Koto voalazan' Baiboly..,Ka ny olona no mitoriteny satria nohiraina hanao an' izany izy...
@atmosphere44205
@atmosphere44205 13 күн бұрын
Les radicaux ne se limite pas seulement sur le racisme même dans la fraterie on les trouves
@leasidonieranaivoson
@leasidonieranaivoson 12 күн бұрын
misy sambatra toa an'i Didalos ve ???fahasoavana lehibe no noraisiny t@ Andriamanitra....
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k 11 күн бұрын
Marina ny voalazanao rehetra Bado le gasy.......
@FelixRANDRIANATOANDRO
@FelixRANDRIANATOANDRO 14 күн бұрын
Zah letsy Koto tsy tratrany damopre sy dapasy,ary efa nifamaly tamiko ireo tsy te hierika ahy zay mahafatatra ahy,eny na ny zanako aza tsy ampianariko an'zany,Tain'omby mivadika efa misy tompony e!
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 12 күн бұрын
Mankasitraka Koto @partage. Ahoana no anazavanao an'ilay phenomène tany Los Angeles iny? Hoe: GOD=0, après 24h seulement dia potiko sy rava ny tanàna.
@FetraANDRILALAINA
@FetraANDRILALAINA 14 күн бұрын
IZA miteny anla ary avy aiza ny hypothèse milaza fa refa lazain olona any an dafy fa débile de hoe ratsy, anga ny any an dafy midika hoe modèle arahina, de mba fantaro ny atao hoe QI inona avy mo no mampitombo ny QI, tadidio fa raha diso ary ny christianisme eto dago, tsy midika zan hoe ny an scientifique no marina, ny scientifique de arrogant tsy mino satria mba hieritreretany ; fa aiza amzao ; limité ny science mba hirahirainlaisany, en tant que scientifique mahantra, ts mahavita manao visite ny connerie any ivelany mba hiaina am fiainana lamaody , de mba hianaro ihany ny philosophie de ampiasao , zahay ary less, tsy makany an dafy mahay hoe samy hafa ny miresaka am alika sy ny kisoa sy ny omby, ny zanakela sy ny gasy,
@razafisomatanuja1398
@razafisomatanuja1398 7 күн бұрын
Marina loatra teny nao
@sarahanitriniaina3422
@sarahanitriniaina3422 14 күн бұрын
Tsy hitako izay olana raha ho ahy, aleo ho vide anyd ia maidy sy izay tiana rehetra, Andriamanitra tsy mipetraka amin'ny trano namboarin'olombelona. Aleo mihitsy hiavaka ny vary sy ny tsiparifary fa ilay mivavaka ny olona dia mba mivavaka io mihitsy no tsy mety. Aty Afrique anie izao, rehefa ho avy ny andro mandroso dia ho hita eo amin'izay fa be no tsy hivavaka e, amin'izao manko mba cache misère sy anésthesie hoan'ny olona maro ilay vavaka fa tsy tena conviction, lany fotoana fotsiny nefa tsy tonga zanaka akory.
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 14 күн бұрын
AZA DE MITENITENY FONA RY KOTO À . MBOLA AHITA LOZA AMIN ANDRIAMANITRA ENAO IO INDRAY ANDRO ANY TADIDIO TRARA IZAO TENINO IZAO
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
fa enao aita loza @ iza😆
@BolidaRatovondrahona
@BolidaRatovondrahona 14 күн бұрын
Ndry mampalahelo aby nareo to, sendra mba nahita de nijery e!!
@kevinrakotoarisoa4507
@kevinrakotoarisoa4507 14 күн бұрын
Ny olona tsy kopy amin ilay zavatra mihitsy, anotaniana izy hoe ela ve efa nahita olona nitsangana tamin maty dia mamaly izy mbola hono dia maninona no mbola mino anzany ihany ? Tsy mamaly apres, za manokana tsy mino anzany tant que mbola tsy itan ny masoko 😂
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
W😍w, 👍
@kevinrakotoarisoa4507
@kevinrakotoarisoa4507 12 күн бұрын
@ArmandMamba_ yessss, za tena karazan olona tsy mba mino anreny tantara ireny
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
@@kevinrakotoarisoa4507 ❤
@danielloki8506
@danielloki8506 14 күн бұрын
Marina
@fqa25
@fqa25 14 күн бұрын
Manasa anareo hijery ity vidéo ity: kzbin.info/www/bejne/b2LThqZort15etU Fiangonana rahavavy angamba izany an. Izaho Kristianina fa manana Fiadanampo anaty fa tsy ilay fiadanana ety ivelany (vola sy harena) izay matimatesanareo, TSY MAHANTRA KOA ANEFA FA MANANA NY AMPY. Tsy mitombna zany ilay filazana fa bado ny Kristianina. Fantany izay inoany☺ 🌟Formule raha te ahomby @fiainana : Finoana (fametrahana @Atra ny tanjona) + Asa + Fisedrana + Fanantenana = Fahombiazana 💪 (Manana ny ampy fa tsy manankarena, tsy tanjona ny harena fa ny Fiadanana)
@AnouskaRANAIVOMANANARIVO
@AnouskaRANAIVOMANANARIVO 12 күн бұрын
Google und Wikipedia sind keine seriös Informationsquellen.
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 14 күн бұрын
Raha lasa kristianina ianao amzao Dia satria kapotsaka Zay taranakao
@RakotoDede
@RakotoDede 14 күн бұрын
Malasa adala fivavahana any mada
@mraj2234
@mraj2234 14 күн бұрын
Tsy tamin'ny moyen age ihany no manana pouvoir politique ny fiangonana fa na hatramin'ny andron'ny romana koa, mba fantatrao ny titre ana pontifex maximus? raha tena hoe signe absolu ny fahantrana sy ny kolikoly sns ny resaka finoana dia ahoana aminao ny empire romana? tsy io fanjakana io ve no anisan'ny fanjankana natanjaka indrindra fahiny? Mba manao fanadihadihana momban'ny cas inde koa ve ny etude nataon'ilay université? Ny inde zao anisan'ny sangany amin'ny resaka informatique fa tsy any moa ve anisan tompon'ny fivavahana koa? ahoana ny corrélation QI sy finoana any?
@RamaroTahina
@RamaroTahina 10 күн бұрын
Koto ve zany le tena intelligent ? ... Tsy intelligent noho ny Baiboly Koto satria n'y Baiboly efa niteny fa hisy ny anti christ ,de io tokoa izy io
@nirinayvonrandriamiarisoa1141
@nirinayvonrandriamiarisoa1141 14 күн бұрын
Za koto tena niala tam fivavahana satria tsapako fa manasanana olo n fivavaha, mbol ho ela n gasy vo hanaiky an zany,❤❤❤❤
@mraj2234
@mraj2234 14 күн бұрын
safidinao manokana izany fa tsy verité absolu, ny tontolon'ny asa sy andavanandro manahoana? madio tsy misy pentina? maninona no mbola miasa sy mifanerasera amin'olona ihany?
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
@@mraj2234 le fivavahana no resaka leroa, betsaka anie n zavatra iainana fa ts fivavhana ian eh
@mraj2234
@mraj2234 12 күн бұрын
@@ArmandMamba_ fivavahana koa ny resaka islam sy hindouisme leroa fa nen razoky sy ny mpanaraka an-jambany azy otran tsy objectif farany ny critique atao a
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 11 күн бұрын
@@mraj2234 in mo no mba ataon le fivavahana ao @i tany io, jerevo fotsn, in no vitan fivavhana manoloana ny insecurite ze tena efa mikoroso? aiza n fivavahana manoloana n ataon reo olon mitondra ? jereo tsara su analyseo n etat n io pays io d aiza le fivavahan? faha firy io pays io @zao?
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 13 күн бұрын
kdj ty koto ty ko mampme mintsy le anaovanlery anze maresaka sy vaovao
@TsilavinaNirinaRAZAFIARISOA
@TsilavinaNirinaRAZAFIARISOA 12 күн бұрын
Marina mintsy zan Koto ah... Debile be mintsy ... Baiboly efa impiry niova io vao tonga tany Madagascar no andemindemena sain´ olona
@otiniainaandriamiarana7774
@otiniainaandriamiarana7774 14 күн бұрын
Akory Raziva a
@HajaNary
@HajaNary 7 күн бұрын
Tu es extrêmement insupportable Koto.Hauntin,et tout ce que l’on veut. Mais je te reconnais bien une chose, c’est la percussion de tes propos et ta perspicacité.
@DimetAlexandre
@DimetAlexandre 11 күн бұрын
Psaume 14.1Au chef des chantres. De David. L'insensé dit en son coeur: Il n'y a point de Dieu!.......Vous êtes libre de vos opinions aujourd'hui, mais le temps vous apportera la clarté.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 11 күн бұрын
bla bla bla, et alors
@RandrianaivoMahaleoDaniel
@RandrianaivoMahaleoDaniel 13 күн бұрын
NA HO AIZA NA HO AIZA IANAO RY KOTO, NA HO TONGA ENY AMIN'NY VOLANA NA HIDINA ANY AMIN'NY FIAINAN-TSY HITA AZA IANAO DE OLONA ADALA, BADO SY TENA DONDRONA ENAO KA ADALA, BADO SY DONDRONA TOA ANAO IANY KOA IZAY MINO SY RESY LAHATRA AMZAY TENENINAO. IREO OLONA ANKOATR'IZAY DE TSISY HO AZONAO AMZANY HEVITRA SY SAINA MIREFAREFA IZANY.
@mandahery2693
@mandahery2693 12 күн бұрын
Izahay manompo an'i Jesosy foana na dia lazainao vendrana aza e! ianao milaza fa manankarena sy tampipahaizana io, mba manana inona moa ianao? Any andafy any ianao no mialokaloka fa tsy sahy miseo aty atanana! Jesosy henjehinao isan'andro io no hitsara anao indray andro any. Afaka hataonao daholo izay ratsy rehetra azonao atao fa tadidio fa vovoka ihany ianao ary hody vovoka koa tandremo ny vava fa ny andro iray no tsy ho zakanao.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 11 күн бұрын
ts voatery an, mis ko n lasa cendre / lavenona fa ts vovoka😉 , ar sam manan n finoan n olona
@mpinoiray-d5p
@mpinoiray-d5p 14 күн бұрын
Raha izaho tam toeranao dia mitodiha am'Andriamanitra .mibebaha am ity fanenjehana lava tsisy farany ity.zavatra 3 ,hoy ny anjely no itsarana ny olona rehefa maty: ny teniny,ny ataony ary ny eritreriny.vita horonan tsary toy ireny am film ireny ireo 3 ireo hoy ihany ny anjely.dia avoaka grand ecran tena lehibe ho hita avokoa na ny miafina rehetra aza!
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
aza mapme lets r anjely folpa a😄
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 12 күн бұрын
in n marque le grand ecran, sony sa samsung 🤭
Quando A Diferença De Altura É Muito Grande 😲😂
00:12
Mari Maria
Рет қаралды 45 МЛН
NIOVA FO I DIDALOS KA TSY ANTSOINA ANIZANY NTSONY FA RINDRA NO ANARANY AMIZAO
1:14:03
HAVOTAFO DU 19 JANVIER 2025 BY KOLO TV
1:27:54
KOLO TV
Рет қаралды 4,5 М.
EMISSION SPECIALE PETY  DU 21 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
48:42
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 4,9 М.
ROMANCE ÉCOSSAISE | Film complet en Français HD | ROMANCE
1:29:49
100% Romance
Рет қаралды 223 М.