Satria efa nandresy ho ahy sy ho Anao Jesosy ! Nadika avy amin'ny hira Victor's Crown - Darlene Zschech • Victor's Crown - Darle...
Пікірлер: 8
@RalaindrianaVololona Жыл бұрын
Aleloia , nandresy ianao
@helitianarasoavelonanahary19452 жыл бұрын
Alelouia, Jesosy o, efa nandresy ilay fahafatesana Ianao, mankalaza ny fandresenao izahay amn izao herinandro masina ny Paska izao. Mamela ny helokay re, tahio izahay Tompo o, mombà anay, aza avelanao izahay, Ianao no hanakinako ny fiainako sy ireo ankohonako, sy ireo akaikin ny foko rehetra.😍🙏🙏 Alelouia. Mankasitra Pepe Shine😍🙏