Akory aby isika Malagasy rehetra 👋azafady fa efa 50 taona no taty ivelany aho fa tsy mihankina @ ny fomba ny fitenenana malagasy fa tenindrazantsika 🙏🏾tsy mahamenatra fa Mahavelombolo 😀malagasy anio apitso mandrakizay ❤❤
@yanncariou6610Ай бұрын
Tsy gasy jiaby mipetraka hadafy mitovy e
@patriciabardou5674Ай бұрын
tiako mizaha vidéo no fa ... Atova agnabo volume fa tsisy raha régny .. Mba azafady
TENA MARINA BE KOSA NY AZY SATRIA FIFANAJANA TOKONY HITENY VAZAHA SATRIA TENY SAMIHAINTSIKA JIABY ZANY ATY ANDAFY.. NAREO AZA MITENY GASY MBOLA MANAO MOT A MOT . EFA TSY TENY GASY INT SONY ANIE TENINAREO T VARATRA REO SA TSY MARINA ZANY ...ASIANAREO TE VAZAHA KELY FOANA
@clauderakotomalala2354Ай бұрын
Maro tokoa no mitrny izany izaho efa voanizany mihintsy
@adrianslufАй бұрын
Ny ao @ fianakavianay na ivelany na aty Dago dia manaja ny maha Malagasy. Ireny voalaza eto ireny dia olona tsy lasa lavitra ny sainy hoe, vao mivoaka ny trano misy azy any frantsa any izy dia „RAMAIZINA“ no fiantso azy. „Les NOIRS“ hoy ny fanambaniana. Vao tsy eropeanina ianao dia RAMAIZINA na NEGRE no fiantson‘ny eropena rehetra anao, n‘aiza n‘aiza erantany. „Les ‚MAL‘ ‚GACHE’s hoy ny vazaha frantay dia mbola manaiky ihany. Izany rehetra izany no misy ve dia hanaiky foana ny hiteny vazaha kanefa Malagasy ny maro an‘isa manodidina? Azafady tompoko, opay @ reniny izy ho tonga saina! Raha ohatra mantsy ka tsy mahay teny Malagasy ilay olona dia ampianarina teny Malagasy ary tokony hiezaka izy hahay izay resahina @ teny Malagasy. Misaotra tompoko
@PatriciaVoliaАй бұрын
Bonjour monsieur en principe on ne parle pas une langue étrangère quand on a des amies à côté de soi qui comprend pas pas la langue c est mal polie c est comme ça et après entre vous vous pourrez mettez vous à la place
@ManiryMadagascarАй бұрын
En principe si deux américain parle en anglais dans une famille française c'est acceptable ou deux portugais ou deux espagnole,,,,,,, mais si c'est deux Malagasy c'est impolie innaxetable sauvage..à notre époque les colonialisme reine encore, les règle et les politesse ne s'applique qu'au faible!!!!!!!
@adrianslufАй бұрын
@@PatriciaVolia mety marina mety tsy marina satria, ny frantsay hendry sy tia ny Malagasy dia matetika miezaka ny hahay izay teneniano. Misy aza olona avy any amerika, tsy manambady Malagasy kanefa rehefa tiany dia miezaka ny miteny ny mihaino ny teny Malagasy izy. Efa voalaza ange fa izy samy Malagasy no miresaka E. Ny fahendrena tompoko dia miresaka @ teny azon‘ilay olona raha miresaka aminy, marina izany raha ilay vahiny no resahina. Fa ity ange imaso-imaso Malagasy-Malagasy na iza na iza, na anglisy na vazaha ny eo akaikiny E. Inona ny olana @ izany? Adika aminy raha toa ka ilaina izany, izay no fahendrena. Ankoatr‘izany rehefa avy miresaka @ ilay Malagasy ianao dia miala tsiny kely @ ‘voazaha’ fa Malagasy no nanontany. Tsy misy fahadisoana izany. Ary azo anontaniana hoe tsy maninona aminareo ve raha valiako @ teny Malagasy ny fanontanian’ny Malagasy namako? Mino aho fa tsy sarotony ny namana frantsay. Ny olana ange dia ny fanambaniana antsainy ny teny Malagasy E! Ianao izao manoratra eto mbola tratry ny FANJANAHAN-TSAINA🤣. Soratra Malagasy ny eto dia mbola valianao @ teny vahiny. Ka aleo asiana teny japone kely fa io angamba no mety ho azonao tsara ny dikany🤣🤣 あなたはまだフランス人の奴隷です. もっと理解していただくために日本語で書きます.🤣
@adrianslufАй бұрын
@@ManiryMadagascar Thank you. Mucho Gracias, Arigato gozaimasu, Xièxiè, Danke sehr, Mille grazie…..