VONINAHITRA ho an'Andriamanitra irery ihany . Mankasitraka pasteur @ fampianarana fa tena nahazo sakafom-panahy tsara ny fanahiko 🙏 ! Jesoa Malala inty aho zandrinao izay nania fa hiverina Aminao , mamindr fo amiko Andriamanitra ô amen ✝️🛐🙏 !
@ronarambling7708 Жыл бұрын
Misaotra betsaka pasteur nampahery de misaotra n jesosy kristy koa @ zavatra rehetra 🙏🙏 , zah tato tena tafalatsaka t@ fanamelohantena mihitsy nataoko fa ts andray ahy intsony jesosy satria mivavaka aho fa reko efa ts mahaino fikasihany fanahy mihitsy ny foko otrany vavaka maina be fona , satria zah t@ toeram-piasako de tena mafy asa be tsisy fotoana mba hamakiana baiboly na anovana fitokanana @ vavaka mihitsy nandritsany 3volana , farany de nialako le asako ,, mangataka @ jesosy hahita hasa hafa ndray zao 🙏
@cintsmati500911 ай бұрын
Voninahitra ho An Andriamanitra irery hany mankasitraka Pasteur a mitondra hery ho ahy bedebe toriteny zay atolotrao rehetra ❤❤❤❤
Mankasitraka Pasteur. Voaray ny hafatra. Mbola vonona hiarina indray!
@anjaranaivo49211 ай бұрын
Mankasitraka pasteur 🙏
@cellsayde474011 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤❤
@BienvenueFanirisoaRazanajafiar11 ай бұрын
Amen!!!
@NadiaStephanie-uh3we11 ай бұрын
Misaotra
@NadiaNadia-d1j4 күн бұрын
Mankasitrka
@ainaaina9174 Жыл бұрын
Misaotra mizara, mety hisy version podcast ve indray andro?
@mk1615_PstTahina Жыл бұрын
Fiadanana, afaka mandef lien eto ambany eto ve ianao hoe toy izao ilay zavatra tianao hataonay, ts azoko tsara ilay podcast
@NadiaStephanie-uh3we11 ай бұрын
Mankasitraka pasteur
@NadiaStephanie-uh3we11 ай бұрын
Mivavaha hoahy
@ainaaina917411 ай бұрын
@@mk1615_PstTahina atao version audio fotsiny, hoe ilay son afindra any amin’ny Apple Podcast ohatra, na spotify, izaho manokana tena mihaino version audio tsy misy support vidéo toriteny satria na tsy misy internet ary dia efa voatahiry ao anaty ny Telefon-ako ilay document dia afaka enohoina foana, indro kelin‘ny KZbin manko tsy maintsy misy connexion internet foana vao mandeha.