Fa Colonel Tojo koa ? Mahavita magnano Alika masiaka ny Andry Rajoelina Français, horavagna ato ato io fitondrany Andry Rajoelina Français io ry Colonel Tojo, fa nahavory Volam-bahoaka maro anao am-pôso nao ry Tojo ? Zagnahary fa kajo toetry narô. Ny tody tsy misy fa ny natao ihany no miverina.
@razafimahefajeanpaul363327 күн бұрын
Mafy ry Colonel tojo ny halahelo vahoaka 😢aminao io tamin ratra nataonao tamin vahoaka ts manatsiny hatramin Zaza tsimanatsiny no poahinao bomba lacrymogènes ireo fa zavatra hafa mety hahazo anao fa ndao ary😢
@antoinetterazafitseheno36742 ай бұрын
navoakan'i rajoelina indray ny Alika masiakany !
@Margue-er5sw2 ай бұрын
Miseho milay io fatina kolonely Raholijaona Tojo. Voatamby vola, sy te hisondrtra grady. Dia ilay fifehezany ataony FITAOVANA, TOHATRA daholo dia manaiky, raha sahy io RAHOLIHJAONA TOJO, ny asan'satana io, tokony huatrika irery fa tsy manao fitaovana ireo ambany fahefany. Ireo ambany fahefany ataony fitaovana dua manaiky
@andrianasoloyolande46532 ай бұрын
Tojo a, mieritreritra ny taranakao ve ianao? Sa efa lasa andafy ka zay no mampizahozaho anao? Malagasy ianao ka mba misaina e
@ahmadaladullah78602 ай бұрын
Nanino M kolonely io tsy madeha manindry dahalo mamon vahok any
@malalarakotomalala26082 ай бұрын
Fanjakana jiholahimboto io ry Vahoaka Malagasy mbola hoazy nianaovany Rajoelina anareo mampalahelo Ny Malagasy amidy aminy vahiny tanindrazana
@rakotomalala401Loscarlos2 ай бұрын
Heureusement colonel FANEVA tsy miasa Antananarivo mba tsy voahiraka ny Rajoelina hoatrany io
@malalarakotomalala26082 ай бұрын
Dahalo samborina ry Tojo an fantatra ianao fa voky Vola any Rajohelina Mafia ianao anie avy any aminy vahoaka ee
@heriniainageffroy73742 ай бұрын
Aiza ny liberté d expression lehiretsy ah, avelao reo hivavaka eh. Dahalo ngah reo ? Dahalo ary sy mpanao kidnapping feno mila vonjy eh. Avelanareo ho faty fotsiny ny olona mila vonjy
@user-vo2gk7jz4v2 ай бұрын
Hajao fotsiny ny démocratie point final
@hermannstamm5237Ай бұрын
Le hanitra koa efa mirodana @ ity seza tsy azo Mihonona @ zay mm hanitra
@Margue-er5sw2 ай бұрын
Tahotra an' Marc RAVALOMANANA io. Dia lamorona lainga
@hermannstamm5237Ай бұрын
Ravalo efa malazo io ko ve dia ho atahorany fitondtsna tim zany efa zero
@4devmada3552 ай бұрын
Le alika lahy ty marikoriko
@AliKwt-qg7qk2 ай бұрын
Ity 4maso ity no olo misotro n Ranaferony Rajoel e farany Zao ol tsis ilainlanazy ity
@coolman33222 ай бұрын
anareo mpanakorotana siteny anao mahay mivavaka ra hoviana
@estellesoumira70102 ай бұрын
Mahay mivavaka niany, misy problème ?
@coolman33222 ай бұрын
@@estellesoumira7010 mivavaka famitahana vahoaka
@melybridge-ps1vg2 ай бұрын
@@coolman3322mitovy @nap sy Andry hiany.
@ravelosonvoaharisoatakalo34062 ай бұрын
Tsitako hoe inon no olana raha mivory ao reo! ts ahongana fanjakana reo rah makao! avelao izy ao de izay mihoampefy no tokony alamina! Misy tahotra be marina
@marcrkt93312 ай бұрын
Mba tadidio rangahy ty kolonely tojo ty refa rahatrizay miova io fitondrana io a! nahavita be izy
@josephinerasoarimalal29792 ай бұрын
Misafidy ny korotana eto na ny filaminana anareo ry Antananarivo ary tsis hijery anreo zany eo satria las hifanilihana, ngindrangitra tsis farany no hitraga raha lany benin tanana Antananarivo R8 manana dia hijery cinéma isan andro otrany izao eto olona2 efa hita fa tsy afk hiara hiasa izany mihitsy ireo ny vahoaka etsy an daniny sahirana aram pivelomana , ny asa fivelomana mikatso, korotana lava fa dia anareo ny safidy
@@melybridge-ps1vgandao fa Samy ahita eto ntsika koa, fa ny Filoha Rajoelina koa tsy matahotra aniza iza ary tsy ampatahorin iza iza ihany koa ao anatiny fitondrany tanteraka izy
@melybridge-ps1vg2 ай бұрын
@@josephinerasoarimalal2979 filoha tena ratsy indrindra @izao tontolo izao i rajoelina io ,tena devoly velona.
@melybridge-ps1vg2 ай бұрын
@@josephinerasoarimalal2979 koa mafy marina anareo atovy mandroso Madagascar , esory ny fahantrana fa tsy vavabe eo 15taona nitondra tsy rah manjary ,mahantra vohaloany @donia i Madagascar.
Hatreto aloha mbola tsy misy olona na iray aza afaka milaza fa kandida ofisialy amin'ny fifidianana ben'ny tananà ho avy ka rariny raha ampitovina ny mieritreritra ho mpilatsaka ho fidiana rehetra ka rariny raha Sakanan'ny mpitandro filaminana toy izao ny hetsikareo député heverina ho mpanao lalàna kanefa mandika lalàna fona isakin'ny sitrampo tiana hatao
@bodoratsimbazafy68172 ай бұрын
LEO TANTERAKA an i ty Ra8 vs Rajoelina ty a, fa tena azy mianaka irery MADA,,, mba jereo ny fahasahiranan ny vahoaka indrindra amzao fidirana mpianatra izao, f aza tia tena mamboly korontana isan andro, tena leo sy tofoka e,,, samia mipetraka, mahaiza miaina, mahalala fomba,,, refa tsy nahazo alalana ko d ajanony fa mpanakorontana e, aza atao fitaovana lay fivavahana, manao tsinontsinona an Andriamanitra, zany no fahasahiranan ny Malagasy,,, ny samboadin ny député entina mandresy lahatra eny andalambe,,, menatra a,, n iza n iza mpitondra teo d mitovy foana ny barrière, arotsahy ny ttasy filatsahan ko fidiana d miandrasa propagande e, azonareo antoka fa Ra8 no hitondra ny renivohitra d mahandrasa tanana MBA AVELAO ZAHAY MBA HIAINA E, nareo mpitarika reetra reo EFA VOKY ANTENDA DHL MAMAMTAM BONONA,,, avelao zahay mba hitady ampilaminana, LEO RA8 VS RAJOELINA,,, aza misekoseko ko Gascar, aza mandrangitra fa MILAZA NEUTRE d aza misintona lakolosy, mila filaminana izahay e
@EdelineKALOBE2 ай бұрын
L
@lovarajohnson1332 ай бұрын
Raha azoko dia mpanohana an-dRajoelina ianao fa tsy neutre. Tsy ady no misy eto fa fitadiavana pouvoir. Ce sont des politiques. Amin'ny maha tany démocratique an'i Madagascar, avelao hiteny ny mpanao politika, aza tapenam-bava, raha tsy izany dia tsy misy liberté d'expression ohatran'ny ao amin'ny tany tsy refesi-mandidy.