Alefaso amizay fa mbola hanaiky handevoziny sy lalaoviny hatramy ny rahoviana ihany ianareo mpimenomenôa ireo.!!!
@KennySedrick2 күн бұрын
Miraisa hina amizay isika vahoaka rehetra fa tsy rariny loatra
@rabelaniaina2 күн бұрын
Atao gel koa fananan'ireo mpandroba Firenena ireo
@tianasaib9003Күн бұрын
L'opposition dois alerté la communauté internationale pour donner un mandat international pour perquisitionné l'ordinateur du ceni
@SizaNirisoa-vu9or2 күн бұрын
Adao hanogana filoha mamotika vahoka io ino bola adrasana
@jaomarengatsikoza31402 күн бұрын
Mandeha izao ny ankamoaka mikasika ny filoha Siriana bachar al assad. Nogiazan'i Rosia ny volany ary ny vadiny tsy afaka mitsabo tena any Royaume uni na dia efa marary mafy aza ary zanatany ao. Averina amin'ny vahoaka Siriana daholo ireo vola sy harena rehetra tratra niafina tao antranony. Tsy zakan'i Bachard al assad avokoa ireo vola sy harena nangoniny hatramin'izay fa taraiky tao.
@hermannstamm52373 күн бұрын
Reto zany le manakarena be refa eo @ fitondrana? Aza mampiome fa tsy misy tià tanindrazana zany fa tià tenà no betsaka Fa zay tonga eo babany avokoa
Adefaso nareo fitarainana lehibe ni miaramila jaly vahoka mada
@josianeharrivel3845Күн бұрын
Dia avy eo hatero any Ambassade de France izy hody fa teran-tany frantsay,lasa person non grata,izay tia azy mahazo manaraka azy sa?
@zafinjanadambo3 күн бұрын
Maleeeeemy ireo..maleeeemy.goaik aaantitra..tsy efa injato am arivo hitsangana hitsangana!!tsy mety tafatsanga mahasarika vahoaka..!safidim bahoaka toa tena tsy mety mirona any aminareo mihitsy e!!!vao ts ela akory hita ny safidim bahoaka fa tsy any am tableau mis anareo mihitsy ny isam bato be indrindra..any am gisitra no laharana mos anareo toa ataonareo.mitabatab hoe gisitra i madagascar am fahantrana.nefa nampahantrana hatra tam fitondtanareo mpanohitra nigoka volam bahoaka hoan ny tombitsoa manokany.....député farany teo??22 monja lesy mba azonareo mpanohitra manerana an i madagascar.!!!.orange 90...fa aiza marina no tokony hitaomana laisoa e!!! Toa lanin ny foza daholo n'y laisoa nareo??? Impiry moa lera lera ityyyy. famantaranandro mi tourne à l'envers no hita eto... be tabataba am tele ..isanaaaaaandro...ahhoana marina !!!rodom ben ny mpanohitreeee...lasa zao eeee..sahia aaaaa..zao ny malazeeeee...lera eeeeee..alefa ny fifidianana 12% !!!!atao ny député..22 monja..ganagana mody hoy fitenin drizalahy am loto..ganagana tokony mody any am.kianja demokrasian bahoaka 2009 any behoririka😅😅😅😅.
@andriramaroson85202 күн бұрын
😮😮😮
@LantoWEBERКүн бұрын
Intony ilay marary saina fa efa matahotra fa tonga saina ny vahoaka 😂😅😅😅