Cette chanson n'a pas de prix, pour moi qui est loin de mon pays Madagascar 🇲🇬
@RrNatcha6 жыл бұрын
Tsara be mihints, sady mampatsiahy zavatra be dia be🇲🇬🇲🇬❣❣
@LELA_9743 жыл бұрын
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy Amin'ny ora tsy ampoizimpozina, Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy Hembona ahy ianao ka hiodinkodina; Mbola ho avy ê irony nenina ê Hitsako ny hadalànao, hangidy izay telina ê Mbola ho avy ê, hangifiry be Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho ranomaso be Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao Ireo dinantsika izay kosehinao Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbolanao Hohitanao ihany izany ngidiny a Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ê.
@LELA_9743 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@tarshaadriana12 күн бұрын
Misaotra ☺️
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Mozika kanto n'a Dia mampalahelo aza n'y tonony. :-)
@DominiqueRazanamparany Жыл бұрын
tena mahafianritra sy marina tsara io tononkira io . Merci
@harishue3 жыл бұрын
Hafa ihany ny henjana 🌹👍
@Letasona Жыл бұрын
Manja. Pro 🏆🇲🇬
@yvesmarcel80926 жыл бұрын
Tena latsaka ny ranomasoko vô maheno anty hira ity za tena malahelo ery satria ny vady tiako no nahavita nampirafy ahy (NB:Lehilahy ny tenako )
@aliceravoahangy80083 жыл бұрын
Très belle chanson magnifique !
@bosseboeufviviane37163 жыл бұрын
Trop belle chanson!
@ramanitrinionyhaingo90357 ай бұрын
Mbola hafa e❤
@henintsoaagnesramananarivo85594 жыл бұрын
mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ee
@aichaancel67686 жыл бұрын
Mankasitraka eee... Gasy ka tsara ❤❤
@tatelymisaotrajesosyooosah61115 жыл бұрын
Tsara ny hira e, ny fianako mints saigy tsy anenenako ny tsara vitako f ny tantara aoka hitsara
@ilaympivahiny95537 жыл бұрын
Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ê
@fraiseframboisemirtylle8 жыл бұрын
tsara e! na ny feony na ny tonony, mankasitraka zokibe ERick!
@thiagoandrypatrick56965 жыл бұрын
2019!!! 😍😍
@sandrineko1803 жыл бұрын
Kalakely samuela
@ainanicolas59197 жыл бұрын
mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e :-(
@ramasimananachristophe74259 жыл бұрын
Misaotra fa tena tsara ilay mozika.
@SantosFortunat8 ай бұрын
Wow ❤
@rianaraj7 жыл бұрын
Io hira efa Tiako hatramin’izay fa ampiana ilay gadona violon tena aoka fotsiny
@andyraz21726 жыл бұрын
Tiko beuh ❤
@cynthiaraberahona57706 жыл бұрын
Tsara e 💖💖
@jacquelineraharisoa72326 жыл бұрын
mbola ho avy tsy ho ela intsony ange
@jeanbessonprosper82215 жыл бұрын
Misaotra fa tena mamolivoly any anaty mihitsy izy zany eeee!!!!
@fabiemonia35723 жыл бұрын
2021 🥰
@henrirandriamandrato34869 жыл бұрын
izany ny malagasy rehefa manao tsara...
@spscconsulting71178 ай бұрын
😍
@naomimahasampo26583 жыл бұрын
❤️✨
@samp.89756 жыл бұрын
taiza ary oviana ity konseritran'ni eric manana ity ? azafady