To saotsa tokoa ..... Tsa misy fo mahafoe vady fa ny maso ro te hanambao koa ... Misaotse !
@zafindrabegenevieve76058 жыл бұрын
tsar be tena tiako.ho lava andro iainana agnareo e!👍👍👊
@daodajean60443 жыл бұрын
P KO
@ainalina7938 жыл бұрын
Tsara dehe! soraha manidigna dehe e
@razafytoky44307 жыл бұрын
Agne lavitsa, eko atoy tsa tsinjo... Ny eritseritsa tsa miala amin'ny aomby. Misaotsa Rana â! Hampiaterin-jaza manampagnahy agnareo, ho tiany manao tsa ho tea, eko ny tea tsa hanam-piovana....!
@heryditzarefrasoamiaramana96427 жыл бұрын
Trop, roso sahady aby zalahy zokiko reto: Maurice, Jean Emilien, Rastefa! Rotika ny foko!!!!!
@paranyandry19486 жыл бұрын
Eeeh magnigna fa tsa afaka e mitsaosa raogna ee💗💗💗💗
@DanielleAinafanahy3 ай бұрын
Afa ihany ny an-tany an-tanana e!
@BIANKINANAJoëlNestorАй бұрын
Za tsy betsileo fa mankafy gadona Horija, ao tsara lay medley
@raharivaojeanneelisabelle5023 жыл бұрын
20 décembre 2020 manigna tehody agnambala agny ategna tehody fa ny andro fety dia mitaino hira ro sisa atao 😍😍misaotsa anareo e❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@olgacreti55266 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@thierryandriamiandrisoa41703 жыл бұрын
misaotsa leka, 2021 juillet taraky aty , mbola mihaino le hira de manganohano, misaotsa rangahy a
@suzannahandriantsitana65204 жыл бұрын
te ho deh iaho😭😭😭😭
@natchageraldinerr48478 жыл бұрын
maha hody any ankadivory(imady)agnay kilongany MADY. misaosa
@arttantaraproduction59447 жыл бұрын
manimanina agna tanàna agny rôba mandre anity, souveee soa anizanii
@fenosoafidel62929 жыл бұрын
Tena mety de mirary soa atsika aby eee!! hoela velogna ny tarika!
@derrickrahaja29206 жыл бұрын
Saotsa Baba Raprosy a! havanareo leko lavitsa an!
@khair9748 жыл бұрын
misaotsa ny mpihira fa de afapo tokoa
@voahiranaherinirina51479 жыл бұрын
Makasitrak e,tsara beu!! Matsiaro any miints ya zan!
@coltenwestin74573 жыл бұрын
I guess it is quite off topic but does anybody know of a good website to watch newly released movies online?
@sebastianmiller91013 жыл бұрын
@Colten Westin Flixportal :P
@coltenwestin74573 жыл бұрын
@Sebastian Miller Thanks, I went there and it seems like a nice service =) I really appreciate it !
@sebastianmiller91013 жыл бұрын
@Colten Westin Glad I could help :D
@celestinnirina4 жыл бұрын
eh agny lavitsa ko aty tsa tsinjo VLOMA ABY E!
@nyh.gabriel7 жыл бұрын
Ny agnaranay arö Betsileo Ny Reniranognay Matsiatra Ny Gadogiragnay Horija Ny Dihin-drazagnay Kidodo!! Ao soa liaka!!
@raharivaojeanneelisabelle5023 жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@kimnoel98732 жыл бұрын
SAVIKA! ⛹🏾♂️🐂🏝🇲🇬🏟🥤💎📻🎶
@mariemotomena47196 жыл бұрын
Ekaaaaa.Ni atagni an tanana 😚😘😘😘
@haingoravaka88253 жыл бұрын
Azafady Tompoko izay mahay azy . Izay moa no mihira ilay hira misy oe ( mitomania lehe maharary azy , fa ny mendrika tsa ho anao irery ) inona no titre ? Misaotra e
@alyssahashelley76664 жыл бұрын
Ndriiiiii manigna agny antananà agny zao 😍😍😍😍😍
@tsilavinasoha42035 жыл бұрын
17/03/19 😢😢😭mapte hody..haf ian fianar
@lucasparany6 жыл бұрын
Eka roooaaa mankasitraka 👌👌💖💖
@kimnoel71793 жыл бұрын
The parties of Madagascar.💃🏾🌍⛹🏾♂️🐄🇲🇬📻🎶
@galaxy-zl2po8 жыл бұрын
tiko ti hira ti (Y) 3 mapiantso ana any fianar
@halokuwait57692 жыл бұрын
Manignae fa vohoavy 🙏🙏🙏🌼
@nomenajoserose20798 жыл бұрын
hafa mintsin netsika aaaa😊😊😊? 👍👍👍👍👍
@haingoravaka88253 жыл бұрын
Misaotsa anareo e ! Soa aby ny hira . Maneho ny fiombonana sy fihavanan malagasy