No video

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐀𝐎 (Unplugged 2021 . Sehatra.Com)

  Рет қаралды 35,314

Samoela

Samoela

Күн бұрын

AMORONAO
Omeo ny tsikinao hifaliako amin'ny fiainako
Dia omeo ny feonao aho mba hihira fitia ato anatiko
Fa ny tsikitsikinao iny, no zava-tsy foiko indrindra
Ilay hirahiranao iny no porofom-pitia aminao
Isan'andininy :
Omeo tsiky sy hira kely aho raha tia ahy ianao
Fa ny fikambanantsika roa no toa rôpilany
Miezaka hisondrotra hatrany hanakatra ny avo
Omeo ny masonao hijereko ny lalako
Omeo ny tananao mba hiazona ahy tsy ho solafaka
Fa ny jerijerenao iny, ny hata-masonao 'lay manjamanja
Ny fitantananao iny, ny tananao misafosafo an-dalana
Omeo maso sy tanana kely aho raha tia ahy ianao
Hividianako "chocolat"
Hitondrako "vespa"
Hotolorako vatomamy
Tambazako lambahoany
Tsy havelako izay harary n'inona n'inona
Fa ho ody tazo ho an-dry ny "nivaquine"
Voninkazo zakarandah no hamenoantsika ny "agenda"
Tsy ho resahiko pôlitika
Tsy ho resahiko fivavahana
Fa ho ampireveko THB, mba ho soa ny fiarahana
Hividianako "saucisson"
Hijerentsika "vidéo"
Hampireveko "la glace", sy "jus"-na mananasy
Fa tiako ny amoronao
Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : MANATOSAKA ( MARS 1999 )

Пікірлер: 22
@jimmyneuer8802
@jimmyneuer8802 8 күн бұрын
Hiran Samoela anisany Tiko indrindra ❤ Mankasitraka RASAM ah
@mariebrigitte4227
@mariebrigitte4227 Күн бұрын
🎉🎉
@user-dv7lx3ol5q
@user-dv7lx3ol5q 5 ай бұрын
Zay maka anao fôna rasam a.alleefffaaaa fônaaa
@dagorama4079
@dagorama4079 Ай бұрын
Matsiro be
@raharivony8212
@raharivony8212 4 ай бұрын
Mahafinaritra e ,tsara foana ny hiranao Samoela ❤😢
@francistsirahonana7634
@francistsirahonana7634 3 ай бұрын
J'adore ❤
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 3 ай бұрын
Etÿ amin'ny Bord Majunga no mihaino amin'izao fa vao nody any Tana teo rafotsy....🔥
@samoelabandyrangahy25
@samoelabandyrangahy25 3 ай бұрын
Sur mihitsy…
@Rovijun21
@Rovijun21 5 ай бұрын
Norme iz zan
@Ericratsimandresy
@Ericratsimandresy 4 ай бұрын
Milay b eh
@minorkt5186
@minorkt5186 5 ай бұрын
hira tiako indrindra ❤️
@trandrakafototra8209
@trandrakafototra8209 4 ай бұрын
Milay hatrany ilay revy e 👊👊
@MalalaArintsoa
@MalalaArintsoa 4 ай бұрын
Mahafinaritra foana e!!!
@lalainarandria8217
@lalainarandria8217 5 ай бұрын
Une de mes préférées ❤
@samoelabandyrangahy25
@samoelabandyrangahy25 5 ай бұрын
Sur mihitsy eh
@JuliannatRANAIVOSON
@JuliannatRANAIVOSON 4 ай бұрын
Préférée ako❤️
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 3 ай бұрын
Samy mihaino isika izao
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 3 ай бұрын
@maheryrakotoarison8623
@maheryrakotoarison8623 5 ай бұрын
milay fona eh mankasitraka antsahamanitra rdv
@samoelabandyrangahy25
@samoelabandyrangahy25 5 ай бұрын
Sur mihitsy ...
@HerizoStéphaneRANDRIAMANANTSOA
@HerizoStéphaneRANDRIAMANANTSOA Ай бұрын
norme be rangahy an
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 3 ай бұрын
Reveko rangah
Just Give me my Money!
00:18
GL Show Russian
Рет қаралды 991 М.
Blue Food VS Red Food Emoji Mukbang
00:33
MOOMOO STUDIO [무무 스튜디오]
Рет қаралды 33 МЛН
MAMY BASTAH FINAL4k FITIA SOMONGAMONGA
5:15
Mami bastah
Рет қаралды 3,9 М.
Richard le popman
6:58
Samoela - Topic
Рет қаралды 17 М.
"Izay ratranao dia feriko" Dama et Erick Manana en Suisse
7:24
Rachid Victor
Рет қаралды 421 М.
Mahaleo::Sao dia ataon ialahy hoe
6:53
Gasy.net
Рет қаралды 72 М.
Ilay fisarahantsika
4:01
Rado Manalina
Рет қаралды 168 М.
samoela mila namana
6:32
besarety akaikn dalle
Рет қаралды 116 М.
Samoela - Mampirevy Full Album
43:22
Gasyers Tv
Рет қаралды 338 М.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Galasam Kickee
Рет қаралды 168 М.