Mendrika: Tantara gasy vaovao (RDB)

  Рет қаралды 21,936

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Жыл бұрын

Пікірлер: 19
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 Жыл бұрын
😢❤anisan'ny tantara novokariny RDB tena misy ventiny lalina dia lalina tokoa ity indray mihaino ity👍👏💐misaotra e!
@fabbiosilva08
@fabbiosilva08 9 ай бұрын
Slt. Tena marina mhts! Tsara
@nirina562
@nirina562 Жыл бұрын
Ilay feon-kira re ry Gasy Rakoto azafady a! Tena mandreraka be ilay izy anie e! Indrindra rehefa miteny ireo mpilalao dia alefa ilay izy sady tsy heno izay lazain'ireo mpilalao moa tena mafy loatra. Misaotra mialoha.
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Tena marina izany
@killerbloody4212
@killerbloody4212 Жыл бұрын
tena marina mitsy, manaitra tampoka tonga de mampitsangana mitsy anajanona anle tantara
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 6 ай бұрын
Indrisy 😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔tegna tsy tagnako ranomaso, in 2 @ zaho niheno ity tantara ity. Mankasitraka indrindra Tompoko 🎉❤
@user-yc2wj6hi3s
@user-yc2wj6hi3s 5 ай бұрын
❤❤
@ratsimivonyirenevictoria4447
@ratsimivonyirenevictoria4447 Жыл бұрын
Tantara tena Mendrika ho any rehetra ho ahy sy anao .... tantara mpiainana hisainana.... Misaotra tompoko. Mpilalao tena AVO leta ianareo. .Mankasitra indrindra.
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@miarisoarad635
@miarisoarad635 Жыл бұрын
Tena tsara mankasitraka tompoko ♥️❤️
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👍👋🙏🇲🇬🇲🇬
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Tsara tokoa ny tantara. Mankasitraka ô
@marrymarry8826
@marrymarry8826 Жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@zazavavyrakotondravao7801
@zazavavyrakotondravao7801 11 ай бұрын
franchement tena nitomany fona za 😢😢😢
@olivierandriamihaja8538
@olivierandriamihaja8538 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko. Ny Marina hono tsy ho maty. Enga anie ka ho Tonga izany. 🎉
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Misaotra nizara
@ninahnomenjanahary6620
@ninahnomenjanahary6620 Жыл бұрын
Andraiii 😭😭😭tena latsaka n'y ranomasoko 😢😢
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Vao henoko omaly t@ RDB ity .
@gshvs8057
@gshvs8057 Жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko
Tantara gasy  VOA ROA Tantara RDB #gasyrakoto
50:18
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 11 М.
Can You Draw A PERFECTLY Dotted Line?
00:55
Stokes Twins
Рет қаралды 114 МЛН
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 1 (Tantara lava MBS)
57:50
D-aly
Рет қаралды 2,9 М.
Nifankatia tamin'ny mpamosavy (INTÉGRAL - Tantara Gasy)
1:02:06
FANEFITRA : Tantara gasy vaovao (RDB) #gasyrakoto
1:00:18
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
AMPY IZAY:Tantara gasy vaovao (Kolo fm)#gasyrakoto #gasyrakoto
1:03:32
ilay iraka: [Tantara Rdb] #gasyrakoto
1:33:33
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 12 М.
DIAM-BANGY TOKANA : Tantara gasy vaovao (RDB) #gasyrakoto
1:08:41
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 24 М.
Ny fanafodiko: Tantara gasy vaovao (Aceem Radio) #gasyrakoto
1:03:49
Tantara malagasy - SILAM-BATAKO (Tantaran'Iarivo Radio) Tantara Indray Mihaino
1:02:41
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 3,3 М.
MIANGOLA sy MIANGALY (Tantara lava MBS)
1:07:24
D-aly
Рет қаралды 6 М.
IL’HAN - Pai-pai (lyric video) 2024
3:24
Ilhan Ihsanov
Рет қаралды 315 М.
Janona
4:09
Release - Topic
Рет қаралды 2,2 МЛН
Iliyas Kabdyray ft. Amre - Армандадым
2:41
Amre Official
Рет қаралды 1,1 МЛН
Jakone, Kiliana - Асфальт (Mood Video)
2:51
GOLDEN SOUND
Рет қаралды 6 МЛН
Zattybek & ESKARA ЖАҢА ХИТ 2024
2:03
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 345 М.
V $ X V PRiNCE - Не интересно
2:48
V S X V PRiNCE
Рет қаралды 2,6 МЛН