Amen amen amen🙏😇. Manavao ny fanoloran-tenako isa-maraina ho Anao aho Jssosy ah,aza mahafoy na mahasaraka ahy fa sambatra loatra aho manana Anao,amen🙏
@eulalieramanantsoa84064 жыл бұрын
Hhjh'lu8p'n Ony mon. Mon'lo ou le ono'
@eulalieramanantsoa84064 жыл бұрын
O le 'l'o'. L o.
@suzannerasoa65574 жыл бұрын
Aleloia Amen, Isaorana lehibe Jesosy Kristy Tompo @ fitiavany sy famindram pony amisika rehetra, Voninahitra anie ho an i Jesoa Kristy, mankasitraka zoky malala @ fizarana fampianarana ho anay, tahin Tompo manokana anie ianao zoky malala Amen
@kostkanieella20664 жыл бұрын
Amen deraina jesosy 🙏🙏
@irenekhalil72394 жыл бұрын
AMEN dia AMEN ary AMEN anie izany Firariantsoa sy Fiadanana tononinao izany tompoko. Hombantsika hatrany anie ny Tompo. Manonona ny Fiadanany JESOSY ihany koa hoa anao sy ny ankohonanao . AMEN. Coucou avy aty amnay aty BRESIL.
@kristianave53804 жыл бұрын
Miarahaba antsika aty Brésil !
@soloainafitta93374 жыл бұрын
Amen
@nirinasutter53544 жыл бұрын
Misaotr noho tenin' Andriamanitra ,nampahery ary nanangana ny ef rava indray ,Tompo Jesosy hampahery hatrany anareo mpiaramamafy ny tenisoa mitondra lay tena FIAINANA
@chantalrannem34034 жыл бұрын
Mankasitraka zoky tantely amin fampaherezana tena mila manomana ny mandrakizay misaotra an A/tra fa Mbola nomeny tombonandro afaka naheno nitenin ndray voninahitra anie hoazy rery ihan 🙏
@meryfitiavana704 жыл бұрын
Zay raha milamigny ai . Tena sambatra aho manana any Jesosy eh!
@kostkanieella20664 жыл бұрын
Mba tsapanao ve 😍tia atsika anie Jesosy e .
@thereselouchart-brossard62624 жыл бұрын
Merci Tately que la grâce du Seigneur est avec vous
@kristianave53804 жыл бұрын
Merci Amen
@harylidon40984 жыл бұрын
Fiadanana o ! Misaotra Pasteur Tantely noho ny fizaranao ny Fahatsaran'i Jesosy Kristy . Miboiboika ato anaty isan'andro tokoa ny Fitiavany . Dera sy ny Haja ary Voninahitra ho Azy Irery Mandrakizay , Amen ! Shalom .
@fevrika10054 жыл бұрын
Voninahitra lehibe anie ho Andriamanitra fa tena mampahery be fampaherezana. Mitomboa fahasoavana hatrany anie ranadahy