Vahoaka zaza kely ; tsy manana caractère Lâches ; sarim bavy ; tsy menatra !!! i Jean-Luce mba nikasa ny hitondra ny faneva, izao viravirai n'i rajwel, dia jerena fotsiny !!! Olona tsy misy ilàvana azy ny vahoaka malagasy, Azo atao hoe mendrika azy ny manjo azy, satria sans ambitions aucune.
@arimalalarabe4865Күн бұрын
amin'ny lafiny ray aloha d marina zay.fa etsy ankilany koa ny miaramila tokony mahatsapa fa efa tsy mety intsony ny manohana fitondrana amzao.vahoaka no arovana d tokony maka ny vahoaka ry zareo.
@tianasaib90032 күн бұрын
Faut aller voir l'international pour perquisitionné l'ordinateur du ceni
@romualdandrian4194Күн бұрын
Dia andraso eo n'y oran'ialahy ry tsisy saina ity fa avelao n'y vahoaka hitolona hanala Oreo tsy vanona ireo
@danyraharison2854Күн бұрын
De mba tena mlamina ve madagascar am zaw fahitanareo azy azafady
@Margue-er5swКүн бұрын
Efa tsy tsy misy ilanay vahoaka anareo BE BOTY gangesters. TOHIZO AROVY NY LEHIBEN' FOZA, sy ireo ekipany mpanondrana ny harempirenena efa fatatr' zao tontolo izao.