Tena tiako e😍😍😍 2016:Mba marina anie 2019Mba marina anie 2.0 2022: Mba marina anie 3.0 Raha marina ny marina 😍
@axgrunmcee14625 жыл бұрын
ASIO 3.0 sayda ah!! mino za fa mbola misy tohiny ty ah
@nyainanirinar.54395 жыл бұрын
texte, flow, mélodie, ny tantara misy continuité, tena manana esprit créatif mlay mihitsy tony zoky tony ! alefa fona Sayda aa !
@nirinagino76005 жыл бұрын
MANQUE D INSPIRATION MATO NY TEO ALOHA IHANY NO MODY TANGAINANA.NEN BLACK NADIA ZAO NISY TOHINY FA HAFA DAHOLO NY REHETRA FA TSY TONONY FOTSINY NO MODY AVADIKA
@ranomafanarivaldhy41475 жыл бұрын
Alefasoooooo sayda aaaaa. Mlay foan rangah ry Zoky ze vazo avokanao. Mankasitraka hatrany eeeee. Sayda forever.
Mankasitraka Sayda a. Alefanay foana ianao hahazo ny tsara hatrany. Faly izahay fa nisy tohiny le mba marina. 👍
@annickzafady47155 жыл бұрын
"... Ho tohizako foana ny lalako e!" Tsara loatra 🙏🏼Respect Sayda Sayda a!!
@7wen7y7wo24 жыл бұрын
Mba atovy 2.0 daoly le hira taloha e😆 Miandry izahay Alefa Sayda!🔥🇲🇬
@ratovoherymamisoaeva14655 жыл бұрын
Hafa foana ny tononkiranao Mr Sayda a... misy tantara mlay... ❤❤❤ merciii rangah.. 👍👍😍😍
@nandrainarajaonary42515 жыл бұрын
Efa nendrasana ela fa nivoaka ihny a 2016-2019 Alefaso Sayda😍😍😍
@mioraandrianantenaina77913 жыл бұрын
🎁
@henitsoahasinaramaharavona77895 жыл бұрын
Fafao eeee, ny anarakooo fafaoo eeee, mlay les MisiéMlay
@ryanhilarion96355 жыл бұрын
Ela lesy be potentiel be , chapeau grand
@crse7ra5815 жыл бұрын
Tiku rangah le clip an , mrc Sayda a mlay
@mirajostudio98515 жыл бұрын
Respect @lay nanao any lay clip aloha fa milay be an. Alefa Sayda !!
@nomenafitiavana28355 жыл бұрын
Mankasitraka rangah aah😍miaiky ny fahaizanao Zay 😊
@nandrianinaravoahangy85415 жыл бұрын
Tsara be le iz fa toromarika kely ra misy mba marina anie 3.0 de tena mitohy ny tantara de mb asina oe nanenina le sipa de le bandy nahita sipa afa de mitondra ny tantara anzay le hira . tohizo fa tsara le tatara mr sayda a
@tojoirinah5 жыл бұрын
Hiran'ny tarika Zay no tohin'ny tantara
@ranaivoharisoazaratianaodi8465 жыл бұрын
waaouuuhhh!!mety ho ataonle olona ray zay dedicace ho anah ndray ngamba zao ty hira ty! :p kkkkkkkkkk!! mba marina anie!! miandry any poly eo izy!! mlay rangah Sayda aaaa!!
@babbyjeyi67105 жыл бұрын
LYRICS Titre : Mr.Sayda ,Mba marina anie 2.0 Fa efa loatra angamba ah no niandry, Otrany miandry volan'ny CNaPS e, Tô isank'alina aho tsy tafandry mandry, Ka aleo ialako sao colaps e, Fanantenana mihamanify, Enao kosa efa dify, Nanantena tsikitsiky ihany aho e, 'Lay za tô tsy sarotiny sy nanantena potiny, Nilihinao naraotinao eh , "Mba marina anie" Teny amorony aho ka tena Mbola mamo ôh, Ianao natopatopan'ny onja iampita rano ôh, Ianao ve anadino ny ankoho tao antrano ôh? Fa sao dia bedy @zany éeeh!!.... Réf : (Fa efa ela loatra ngamba no niandry e! Fa refa tsy hoavy enao de mampamangy ah!)x2 (Ra tsy manaiky anao tsy afaka anery anao anie, Ho toizako mahintsy foana ny lalako e!)x2 Fafao e! Ny anarako fafao e Fafao e! Ny momba ahy fafao e! Yeah yeah.. Fa tena tianao anefa za nefa taloh, Oavadiko ary ny pejy ka tsy ataoko hampiasa loh, Odorako ary ny boky e, Zay mombamomba androky e, Anatin'ny facebook e! Oh No,no,.. Amez'èh.... Ka hifaliko zay oanjarako èh, Na tsy hitovy aminao mintsy ry malala, Za ko tofoka efa manomboka leo, Raha mbola hiandry anao mety ho lasa adala! Tolorako olonk'afa raha toa ka tsy ho anao ny foko ô! Firy taona niandry anao nitomany nitoloko ô! Nanantena fôna anao fa voafilafila éeee. Réf:.. Fa efa loatra ngamba no niandry éh.... .... ... Instru... Réf: .... ..... ....
@suzelleandrianasolo28544 жыл бұрын
Merci😍
@mamyyves22085 жыл бұрын
Mahafinaritsa re !! Mihatsara hatrany ilay asa-tanana sy aingam-panahy!! Miandry ny faha-3 !! 🎈👍🏽Mirary soa@atao leka Msie Milay !!
Mr Sayda toujous égale lui-même . Cette v.20 est aussi attachante et charmente que la v1.0 . Milay le hira #ALEFASO SAYDA
@miorasanta73455 жыл бұрын
tiako fona eeee tsy itako zay amaritako azy fa miaina be lay izy ❤❤
@hasinarivodina57685 жыл бұрын
Tena potika tanteraka lalandava amin'ny vazonao Misie Milay ❤❤❤❤
@nahranarimahefa24015 жыл бұрын
Tiakoo loatraaa 😍😍💕💕
@heriniainaurbain5090 Жыл бұрын
ity zany le oan'i H.. kely :D :D, courage lesy
@rajaonarisonaugustine80135 жыл бұрын
ALEFASO FON SAYDA AN👍💕
@huadoohuadoo46995 жыл бұрын
Tsara kely ❤❤❤ Fa le sipa mbola mstyle b iani 😂
@andrymartinoficialy79655 жыл бұрын
hahaha
@heriiniiainaofficiel42965 жыл бұрын
Tena hafa ihany zany Mr Sayda zany
@cristienyuri47625 жыл бұрын
Mankasitraka SAYDA fa tena mlay le izy😹😹 Fa tokony natao nanenina kely ihan le sipa 😹😹
@tantelylinux68145 жыл бұрын
zany mintsy no tokony hiafarany , na miandry ny "Mba marina anie 3.0" indray tsika de manenina ilay sipa
@cristienyuri47625 жыл бұрын
@@tantelylinux6814 mety mbol asina tohiny marina ngamba ko
@rafidisonnarivony10745 жыл бұрын
film efa mandeha foana ilay manenina fa otran'iny ny milay amiko, tena hoe tsy anjara, na dia hoe tsara omena rarina aza le nahavita nisisika 3 taona, hahaha!
@itsiferanaram75463 жыл бұрын
En boucle... ahatsiarovako souveir ity vazo ity
@hardyandrianomenjanahary33222 жыл бұрын
❣️❣️ mlay ee
@nampoinaelyse75185 жыл бұрын
surrrrrr ra maitra aaa!
@tsikyelida79325 жыл бұрын
Respect ho anw e,zay maaka Mr sayda atr@ farany☺️👍
@zonandrianinarandriamiaris15615 жыл бұрын
Mlay ranga a!!ze mivoka rehetr tonga d revenay e!
@tsilavinasoha42035 жыл бұрын
1er vue....merci sayda😍😍
@johvavotrnyaina61365 жыл бұрын
Alefa leisy, Mlay hatrany ny vokatra ✊🏼👊🏼✊🏼✌🏼
@marcar55255 жыл бұрын
Kanto sy lafatra tokoa😍🎧
@dylanecandis50154 жыл бұрын
Mankasitraka saida 😍😍
@nambininajosephmederique49375 жыл бұрын
kiasss zoky nakay;alefaso Sayda
@nambtahina7614 жыл бұрын
alefaso Saida, tsara doly ze mivoaka
@tojoniainarambelosonina79715 жыл бұрын
Norme eee!!!✊🏿✊🏿👌
@angelorabemananjara4 ай бұрын
sayda a, mba mverena kely manao otran le vazonao taloha reny ndray aloha fa mlay be daol anie le vazo2 taloha reny eh , d lay "REAL'love" iny to tsy hita amn youtube oa eh
Tsara b! (Otran fiainako haha) ❤️ Fa mila 3.0 hoe manenina b ilay namela. Kanjo efa nanambady ilay olona napetrapetraka. 🥰💕
@saydlemaitso67934 жыл бұрын
nenina angamba izay raha tsy diso ah!!
@ainaravonimahandry10294 жыл бұрын
Efa histoire mande foana zany..
@erilalanandrasanimaro65515 жыл бұрын
Merci Sayda, zay makafy atrany
@simjoteck81495 жыл бұрын
Alefaso SAYDA a!! 😍😍
@henox44773 жыл бұрын
c'est quand le 3.0
@coldboypubg21205 жыл бұрын
Tara Lesy E! 🙌❤
@asna28125 жыл бұрын
makaleo be ben aaaa !!!!!
@fyannahnoumentsoa7995 жыл бұрын
Milay fona ranga Sayda an!!!
@NathanNatiorahFahefana Жыл бұрын
❤❤❤ Tsara be
@nirinaratsimbazafy44495 жыл бұрын
Mankasitraka e! Natolotro ho an'izay ankiziko zay... 😉 😉 😉
@lovanirina250 Жыл бұрын
tsara fa mila 3.0 ndray sayda
@pathierands52085 жыл бұрын
Mankafy Hatrany ❤ Merci
@lanjaniainarandriamananten53115 жыл бұрын
Mankasitraka rangah @vazo e, je kiffe grave /3 /3
@thierryrandrianarison23514 жыл бұрын
kiass lesy ry saida za mankan la
@nambykely17795 жыл бұрын
Merci beaucoup fa tsara be 😍
@mitarashi91275 жыл бұрын
Je te jure. Vitsy zany hoe gasy isakin'ny mamoka hira zany d hoe tiako be fona. x) Tena tsara. Franchement, ny tonon-kiranao tiako be daholo otrany reny d tena zah reny ny marary fo ndrindra erantany lol Tohizo Sayda a
@tambyravaojanahary19235 жыл бұрын
Force à Toi Feuuu🔥🔥
@felanarml70275 жыл бұрын
j'aime bien la façon dont Sayda chante je suis une fane
@erantsoarakotomanarivo12335 жыл бұрын
Raitra! Mampamanimanina ...😓
@tsiryandriamanantena83634 жыл бұрын
Mlay le riposte lesy aaah 👌2.0
@noharinaraharimitianytoetr12955 жыл бұрын
Otrn ts maazo aina fa avy mijery an ty 2.0 t'y de lasa mijery le taloha fona
je kifferai twjwr tes song mr sayda pour twjur et a jamais
@andriamijorosendraonylalai19325 жыл бұрын
Tsara e Mankasitrak ô 😊😊😊
@mireamalalaniainaraz80425 жыл бұрын
tsara be 😄👍
@nyainarandria.2965 жыл бұрын
Tsara letsy e..miandry ny 3 e.. Tantara an'ilay bandy efa afaka be dia variana le sipa oe takzay
@s2oz5o764 жыл бұрын
Izany mihitsy
@s2oz5o764 жыл бұрын
3.0
@ralambotsirofofelana39864 жыл бұрын
misaotra e! mankafy tanteraka ok Mr sayda
@junkymirnel65625 жыл бұрын
Misaotra oan le hafatra!
@mampiononahasminahtahirinj23304 жыл бұрын
Tiko be 😍
@gaelleran73345 жыл бұрын
Hum... leo niandry lery😏
@soumayamohamed32255 жыл бұрын
Mec je t'adors grave I love you 😚😚
@sarahvoary71555 жыл бұрын
J'adore😘😍😘Merci Mr Sayda..
@nomenarasata5 жыл бұрын
Tena vofeanareo le art e! Tena po-tsatroka mihintsy na ny vocal na ny arrangement intru na ny clip na ny lyrics na ny figurant, bref izy rehetra e! Mlay
@tojoniainarabefitiavana82945 жыл бұрын
Top musique la 🎼🎼🎶🎶😊😁😁😁😁
@nahranarimahefa24013 жыл бұрын
Tsara loatra 🥺♥️
@avotriniainarktn3885 жыл бұрын
Kiass les Brada Mba marina anie 1.0: Like Mba marina anie 2.0:Very Like #Saydafun's #Forever
@rakotonandrasanaandoniaina83575 жыл бұрын
mlay le vazo, sady hafa mitsy refa tendrena lesy ral a, tohizo
@ramaromananahenintsoamicka145 жыл бұрын
Tsara bibil Msé sayda
@santatriniainarakoto30635 жыл бұрын
milay les a aiz no misy anlay album ho vidina mahay lety ela a
@ntsoapongseingki40355 жыл бұрын
kiass lc Sayda aa Miandry ny 3.0 ndray zay mpankafy ee