Eee! Efa taloha izany fa izao efa lasa... 🍑🍻🚬 🤣🤣 Angamba tsy nahazo kill t@ "musique consciente" dia niova taranja.
@ylaimdrewrabenarivo34839 жыл бұрын
Tsara ranga 😍😍😍 j'adore 😁😁 Tohizo fa milay nareo 😁😁✅✅👍👍👍
@kiratonton59316 жыл бұрын
Tamzz
@mialynantenainarabenarivo74805 жыл бұрын
Milay ranga ndrie ahhh 😂😂 sur beeeee 👊🏼
@zafisoamalalaclaudiana50509 жыл бұрын
Tonga d asiko j'aime avy hatrany mits e! milay rangaaaa
@randriambolaniainaedena126510 жыл бұрын
Tsara le realisation
@onjasoarandrianasy84228 жыл бұрын
akatony ny fe dia velaro ny fonao 👌👍 pour nous les filles 😍😍
@mayiramimisanchez89229 жыл бұрын
voila ske j'appel du VRAI RAP jvous kifff les mec tohizo fa mlay eeee!!!
@jodypruvot7464 Жыл бұрын
Mbola misy ao ve 2023 oooooh
@madafaka1019 жыл бұрын
zany ahay mba miova am le Gasy ploit , Tsara e
@michaelrnd5525 Жыл бұрын
2023 still here🔥🔥🔥
@damng.p958010 жыл бұрын
anisan n son n rap gasy reveko ndrindra (y) Big up Jiol'Ambup's
@rafaralahynasy283910 жыл бұрын
Merci DjDamn a ;)
@miharyfelanarabemanantsoa74393 жыл бұрын
Zai.le hira.tiko be.bravo👏👏👏👏
@ricoandrianirina98129 жыл бұрын
zany ka hira mba mampisaina, mampianatra, ary nodinihina tsara ny toniny!mlay b toizo fa tena tsara! (y)
@rakotoarisoatolotra678410 жыл бұрын
bavy az mandeha maf ny lalanaw malama eeee sur mints
@voninkazomanitra41909 жыл бұрын
Mmmhh, mety tsara le hafatra an-kira ho an'ny anabavy...tohizo fa tsara..
@sitrakiniainafiononantsoar733310 жыл бұрын
mandona @ rehetra sy ny rehetra kosa lo ty vazo ty, kifeko trop, ny son mandona ny sofina, ny parole mandona ny jeune ndrindra ny bavy otranay, fanajana be!
@shyne18489 жыл бұрын
respect les gars vous remontez le niveau du rap game gasy
@randiniainafanantenana7529 жыл бұрын
Nas Escobar RIGHt ;) (y)
@tinasoatahiana10819 жыл бұрын
trop trop trop trop bien!!!! j'adore
@hasinatombo38119 жыл бұрын
Mlay ka!tonga tsara le hafatra zokinay mandefa an'io hira io foana.hazoko zao :)
@bijalie10 жыл бұрын
Surrr :-), tohizo fona eh... mirary soa be ;-)
@piccardhenri385610 жыл бұрын
... Mankasitraka eh!!!! ... Fanajana be ...
@lindarasoanirina57989 жыл бұрын
mamely mafy kosa le izie saody tro loatra le fatsy amenareo sur fa na izany ary alo nomeko j aime iany
@mialitianamdg8 жыл бұрын
J'adore, misy ny zoky lahy tsy masaha milaza zay tena ao ampony. C'est dans ces moments -là que les paroles comme les vôtres interviennent.
@thierryrandrianarisoa52562 жыл бұрын
babe boss
@biadmvj824610 жыл бұрын
milay lé feeling sy lé flow!! Tafita tsara ny hafatra amzao. Lé mirrrouler R be io ftsn mila mikotrana kely fa mbola eno be oe forcéna be ;)
@radototakely9 жыл бұрын
Misy olona kosa mirouler "r" tsy fanahy hiniana ohatr'i Ricky na Bodo :)
@biadmvj82469 жыл бұрын
ie misy fa nenlé ol eto kosa hita be oe tsy izany e!
@trans-htransit78889 жыл бұрын
Bi Andriamahavonjy Surtout eo amile "matsiro" 1:57
@biadmvj82469 жыл бұрын
Mdrrr! ie!
@tahiryrajaonarison62639 жыл бұрын
+Bi Andriamahavonjy Niaranianatra tamiko io bandy io sady mbola bandy akama. Efa zay mints ny fiteniny. Tsitako mintsy ze maharatsy an le mrouler R
@OnitianaLauraRAKOTONDRAMANANA3 ай бұрын
Ity hira ty anisan'ny nanatra be tamin'izany❤
@tahinarova383010 жыл бұрын
peace peace ry zal ah.. (y). kiffeko le son.. tonony tsy kozina tsuny. mety
@rafaralahynasy283910 жыл бұрын
Mankasitraka ee ;)
@niah.pouillard7 жыл бұрын
ma fille de 4 mois adore cette chanson. on doit la regarder environ 10 fois par jour
@ramjification10 жыл бұрын
Zah tstia jiolambups fa raha mitohy ny otrzao mankafyh foana zay eh .. sur
@razanakolonanomenafona95847 жыл бұрын
mlay zalah a! zah zan tong de manome note sur 20 @zao 19,5/20! magaga ana owe fa manin le bandy boto otranay ihn no maharak zavtr fav b otranzan, peace e!
@estelleharinosyrasamoelson634810 жыл бұрын
tro fort les mecs peace
@tsinjotiane691910 жыл бұрын
mlai ranga nareo ahhh
@panellahmaience90729 жыл бұрын
Ca va Beuh eh!! Big Respect ry zareo ah
@raerband Жыл бұрын
Nahavita hira toy izany ry zalah t@ folo taona lasa....tsy toy ny ankehitriny taona 2023
@razafiarisontokyeddy51309 жыл бұрын
Mlay le fananarana zalah mlay e!
@tokynomenjanaharyminosoaan31939 жыл бұрын
Vrai, ten vrai zay zah vo niain tsar n parolen ti , n flow ao tsar ten bomba b zalah
@tsiriniainarajaonarison28878 жыл бұрын
tanora zay tsy ferana....
@sarcasm38009 жыл бұрын
we need more rap like this one. i like it . Big up rolahy Jiol'ambup's (Y)
@ainafanomezantsoa32148 жыл бұрын
mlay b les le vazo Bain a
@mihantatianaanna47819 жыл бұрын
merci @le son tiko b, dia voarai koa 'lay afatra less fa merci N.B: 'lay mirrouler R ntena (y) :)
@juliannarafelasoa534010 жыл бұрын
C trop réussi.. ,(y) continu cm ça
@lahatrab61569 жыл бұрын
Je surkiff 😍😎👊
@juliofrenz701010 жыл бұрын
Trna tsara loatra. Toizo fa zay manoana eh 👏💪👊👍
@leoj9749 жыл бұрын
TRés bon son ! BON BOULOT LES GARS BIG UP !
@hashianahp.q70219 жыл бұрын
waouhhhh..tung d revek b😜😜
@roddyrodolphe61310 жыл бұрын
tafita tsara le hafatra!! d ny kôf ku zany mila mi_renlentir 8-) Fans
@daisyphilogene68139 жыл бұрын
Suuuuur .. Amlé yes :-) Parole véridique
@reginarahanitriniaina800710 жыл бұрын
Mankasitrak e!!
@electroshop25298 жыл бұрын
asiko GM beeeuh❤❤
@mijoronarisoa807510 жыл бұрын
Mise en scene Voakaly be izy zany an, tsara sady mora raisina! sady tena mlay le sary!
@hermampioun98069 жыл бұрын
sur mich le afatra zalah a, mlay mich we ny bandy mkôz sipa anzn a, SIOUR
@МИКАЛУ-э7ж8 жыл бұрын
Mandona tsara !! mlay rzalaaaa
@maxthony17568 жыл бұрын
ka le bavy kou b famalina be tssss..
@jessimars47478 жыл бұрын
go go go sady big up J.A
@solofodadakely1380 Жыл бұрын
Mlay be zalah le song
@nayarazafi298110 жыл бұрын
Trop trop fort...
@rafaralahynasy283910 жыл бұрын
Merci Naya :D
@heryzo98148 жыл бұрын
makanao ranga zah JIOL'AMBUP'S - a!
@andrianarisoneziocabrel116310 жыл бұрын
sur e!!zay mirev #Jiol'ambup's fon a!!
@jessicahariniainarazakatoa778910 жыл бұрын
tsara be!!
@RoberthoRandАй бұрын
2024 mbola tia be ❤❤❤
@jerryhenintsoa566310 жыл бұрын
Tsara zala instru, text ... (Y) Tohizo fa mlay ;)
@milantorasoarahona484810 жыл бұрын
jem euh.....x))) (y)
@aureakora76609 жыл бұрын
👍👍👌👌jdrrrrr
@tojorakoto171810 жыл бұрын
mlay e! mankasitraka
@mpampianatraravelomanana58557 жыл бұрын
tohizo ny oh anzao ry zoky a, mampisaina e!
@deralaza718310 жыл бұрын
Milay les le hira sad hiran jeune le iz e! milay raga le iz fa toizo le vazo manabe e! (y)
@mevabodoarivony92338 жыл бұрын
un grand bravo les gars.Je kiff
@sitrakarandrianaivo50649 жыл бұрын
Mankafihy ny aty anfindra e! on a KIFFé!! :D
@TheRanavalona10 жыл бұрын
Roooo.. .moi je kiff à donf les paroles. Tsara hava tompoko o. Tsy misy ambara NY tonony efa milaza NY BE.
@rafaralahynasy283910 жыл бұрын
Mankasitraka trop :D
@yoangrilletyoan78956 жыл бұрын
Bonne chance les freros,ca paye
@riristeph8 жыл бұрын
tena tiako ity hira ity ^^
@vestytoky41202 жыл бұрын
Aiza aminy zay le mon amour taloha aminy zao hahah
@danraha9 жыл бұрын
Io ra-Didalos! Tsy hita tsony lery le! :(
@michpro18897 жыл бұрын
Somar BB nono a!!!!! normale HA3
@tefyramaro68562 жыл бұрын
Hafa mihitsy le rap otratony, zao izy efa niova
@VazahaMitenyGasy9 жыл бұрын
norm b le vazo...misaotr anareo an!
@cravitsroberts81779 жыл бұрын
sava !!
@santasantatra59859 жыл бұрын
bav e!!!!! norme e!!!!!!
@najaina9 жыл бұрын
Amazing !!!
@Melojao9 жыл бұрын
Poinsssss!!!
@razafiarisontokyeddy51309 жыл бұрын
mba mkozyuu ny makkrnneeuu :p hahahahahah
@tsialoninaromardotoussain92513 жыл бұрын
Reveko be👊 hoanw ty bav...
@gaelleran73344 жыл бұрын
Mafatifaty kely mintsy ty bandy ty😆
@stormievelez Жыл бұрын
zany mintsy e! sady milay lay hafatra no tsara lay son
@dagostephanie77588 жыл бұрын
Le lyric du siècle: " Akatony hoa ny fe dia avelaro ny fonao
@josenoelralaialitiana84347 ай бұрын
De nakaiza daoly amzao!?
@ulrichiahermann23197 жыл бұрын
Tena tiko be alu le parole any le hira eeee
@fitiarandriantsimaniry43627 жыл бұрын
Wada An… an, an… an, Bavy e!!! Bavy e!! an ..an Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao , ra tsy ienu an'i zoky de iza tsony mou no enoinao somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!! Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e Refrain: Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!! Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!! Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!! Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!! Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha , bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy , Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy! Nasy: Bandy boto ange bavy e!, f’aza mandroso makany e; be ntamby sy ny kajy e!!, fa tsy tiako antsoina hoe valy e mety ananany ny vola a, bavy ndri aza moula be bogosy ange ny tany fa eto aloha tsisy ahazo andri mora aiko fa ndri miha-lehibe, miha-tanora, miha-matotra matoky tena Boto ange, bavy le carnivore ts mfidy ref mihinan-kena Tsy ny fony ange no tiny homena a, tsy tiko le ndri mahonena, Tsy koi za kozio hoe protecteur fa amiko ndri volamena, Ny ah lo le tena tsy kifako mampaka lagy no sady masay eee!! Ndri nge mandray tena matotra f’amin’ny boto nge ndri de ansay e!! Enoy tsy haka lagy ah, fa ainao, mteny andri lo za de arao, Lalana efa hitako nge raha ny ditra fa za ts mikôzy hoe za arao; Yoongs: Za tsy ikôz oe aza mitia, ndri iany io ze tindri Koboko n’efa avy itako ,tsy tiako ihatra amndri Ny ditra anie oa matsiro, ndri koboko oe tamana e Za oa tsy mananatra fa mba mkôzy n marina eee !!! Ndri ataonreo vaky ball, tiny ndri ref amin’ny alina Radem izy mody fanina lazainy mila vaniny Ny kôfa anie oa mora leo, sô de anenina eo!! Oento am sanga izy refa tsy mahazaka de borkeo, Aza be sentiment tsy manozona aho jamais non Refa anjono andri ko ny voay de mody galant Mandeha mafy ndri fa za kou mbola manitsaka frein Sura mintsy wada kozio azy amle refrain Refrain :Bavy aza mandeha mafy ,lalanao malama e….. Yllo : Mba mangataka tadigny andré ko zahay, baviko ô !!! niaigna toa boto antegna ka manahy amin'ny ho avinw Tsy te izaha alahelo ô!! Tsy te hitaty ny ranomaso Izao anie le frero , de hero ts ampiditra ankaso kaaa!! Avadivadio impito ny lela zay vô mamaly oe za koa tia Tsy amenatra an’ireo n amadibadika lela any anaton’ny jupondri ôô De hamafiso koa ny loha ,fa n akamaronin’ny bandy anie ka misaina amin’ny pataloha Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy,fa ny accident de parcours anie ka mameno ny tanana! Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy, fa ny enina anie ts any aloha fa tsimaintsy any afara eee!! Wada : Betsaka ny adala , betsaka ny boto , Ny angatahako amndri tairo fotsiny mba écoute euh! Zoky anie wa boto, norma ra mahakobo Ndri lasa mody alina tady hiova tambazotra Tinao mints le adalaina tinao le vorebireby Nefa rehefa tratrany any tsimaintsy aty no andrengirendy Ny ao antsainao , ilaza oe tsis pitia Lasa mihidy anaty bar de lasa tia mana-py Nef tsy vaha olana , nefa tsy vaha olana, nefa tsy vaha olana, olana.. Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao , ra tsy ienu an'i zoky de iza mou ny enoinao somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!! Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e!! Refrain: Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!! Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!! Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!! Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!! Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha , bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy , Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy!
@menashou2 жыл бұрын
ndrii tadidikoo tounii!!
@hollanderasata3729 жыл бұрын
tsara be misy eritreretana tsara
@genuisop Жыл бұрын
AAAOOOOÔNAAAAAA!
@dinanandrianinaRakotoarimanana8 күн бұрын
🔥🔥🔥🔥
@randrianarisoamaherizo301610 жыл бұрын
Son de oufff!!!!!milay e
@rafaralahynasy283910 жыл бұрын
merci ee ;)
@tsioryrakoto9587 жыл бұрын
tsy makaleo mihitsy j'aime trop
@thiffanirymamiah99958 жыл бұрын
viavy aza mandeh mafy hoan'ny viavy rehetra zany
@mihajaraharison177410 жыл бұрын
Respect (y) ♫♪
@MiariMugen3 жыл бұрын
Ary ra Didalos 'ty amin' ny clip 'ty a ? 😂😂🙈🙈
@chinarasoanaivo488910 жыл бұрын
ten franchement ten tiko tir ti n le son n tonon ten (Y) sad zavtr marin mits le hira! ts met leo mits a mien anti hira ti jaiM : tohizo f tsar r zareu sad n frapn Wada ten madon b mit : tiko daol nareu ret a