Alefaso Sayda a. Mlay rangah.... koz e. dia tena oe Vokatry ny foKO marina
@safidyramananirinjanahary52473 жыл бұрын
Betsaka mihitsy ekeko ny tsara mihoatra anao Fa tsy hoe izay manana ny tsara dia manana ohatra anao Tsy hoe ny hatsaran-tarehy ihany fa ny hatsaram-panahy koa No tena nitiavako anao iny Izaho koa nefa toa anao ihany firifiry moa ny adalako Nefa kosa tsy nampihemotra anao izany Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela Vokatry ny foko fa tsy noterena Dia omeko anao izy fa mba mitenena Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena Mba tiako hinoana, mba tiako hojerena Amin'ny masoko izay mijery anao eto anio izao Dia mahatsiaro antsika roa kely vao niaraka iray nadika Ilay bokin'ny tantarantsika moa impiry navadibadika Hitety an'i Madagasikara Hitety an'izao tontolo izao Peho ny dimy dia ndao ry malala ô Dia hiaraka hanoratra tantara Hoarahan'ny dimby sy ny fara Mandra-pikaton'ilay bokintsika ô Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela Vokatry ny foko fa tsy noterena Dia omeko anao izy fa mba mitenena Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena Mba tiako hinoana, mba tiako hojerena Amin'ny masoko izay mijery anao eto anio izao
@arnorabenandrasana89153 жыл бұрын
marina zany :)
@sharyestanflavie722 жыл бұрын
Merci beaucoup an. Tiako ❤️
@sandiediego2093 жыл бұрын
Le sipa sady manja be no tena mahay manao clip be ,,tena tiko loatra ny fanaovany clip ,,vokatry ny foko ,,tiko loatra ,,merci anareo roa !
@lokitaralison15453 жыл бұрын
Betsaka hirany Sayda tiako fa ity kosa tena diso tiako loatra❤️❤️❤️
@livaniainaharizoraharimala19003 жыл бұрын
Tanlenta mamiratra, mandona...mambambo tanteraka. Mankasitraka amin'ny Kanto atolotra Mr. Sayda a
@andriamasy3 жыл бұрын
tena tiako lesy ity Hira ity, Merci Mr SAYDA
@randriamahafehyhemannfranc91733 жыл бұрын
Zan iz ao
@andriamasy3 жыл бұрын
@@randriamahafehyhemannfranc9173 ewa frera
@judicaelperrin10903 жыл бұрын
Alefaso RaMiandra aaaa, Beautiful song. Thanks
@mathieuandriamampionona21493 жыл бұрын
Suuur suuur👊👊👊,,, ho ela vélona n'y mozika malagasy✊👆,,,, mankasitraka eeuh👏
@anjaraandriamiarantsoanava8083 Жыл бұрын
Milay ilay hira Mr Sayda ! Tsara ity hira ity!
@aaronandriana77133 жыл бұрын
Tsy haiko na za no efa tara loatra amin' i Misie Milay fa zay avoakany dia Top Be Daolo Tsara fa tohizo fone e!!!!
@eugenedoda21072 жыл бұрын
Salama ee, ilay tonikira no tena miteny tsara, tohizo fa tsara ee 👏
@nassurmoissi46063 жыл бұрын
Très bien courage à vous je vous suit depuis que tu m'as fait écouter vos chansons
@lalainaandrianasolo43413 жыл бұрын
Tsara bé Ilay . Iza Ilay vehivavy mihira fa tena mivoaka tsara Ilay hira misy azy.
@katuciaannie19183 жыл бұрын
🎧🎶..."fa tsy hoe izay manana ny tsara, dia manana ohatranao " 😍❣️ cette phrase est juste magnifique
@hasinarahel45363 жыл бұрын
Trop!!!
@dcdmresearchmada858 Жыл бұрын
😗👌😘
@jeannickrafanoharana28176 ай бұрын
Tena mba tiko nama ito hira ito ka 🥹♥️ tonga d otran te hoany am tany ts fantatra zany za mihaino anazi 😢❤ merci Mésié Mlay 😘
@JaomiteraFlavien4 күн бұрын
Tiako le hira brow😊
@anjaraandria9665 Жыл бұрын
Tsara be Ilay hira! Merci Mr Sayda😊
@faralahyavotrarafeliarisoa27783 жыл бұрын
Tsara loatra Ry Misé Sayda....Misaotra fa tena manome fo sy fitiavana
@randriaely64023 жыл бұрын
Hasimbola Ny Antsa ❤️❤️ Ilay boky impiry navadibadika 😁🥰
@rjc11703 жыл бұрын
mlay ranga Maitre nai e, merci amle vazo oo
@fanjanirina67183 жыл бұрын
Mankasitra. Mr Sayda ah! 🎵💙😘😘😍🎵🎼
@herinantenainarobinson64383 жыл бұрын
Mankasitraka lesy Sayda a!!!!! Milay fa tohizo hatrany.......
@henrinirinadebertindavesne88413 жыл бұрын
Milay Misié Sayda😉👊
@hansrakotondramonjy82423 жыл бұрын
C'est l'audi qui rend la chanson encore plus mieux 😂👍👍
@koulyro47373 жыл бұрын
Je suis d'accord,
@haryluciah-hp1kf9 ай бұрын
Et voilà j'espere que je vais l'ecouter jusqu'a la fin de mes diptre 😊
@lovaandrianinarasoamanana90613 жыл бұрын
Toujours au top ! Misaotra reherehan'ny Malagasy ❤️
@marius71513 жыл бұрын
Misaotra sisa azo tenenina, Merci Sayda
@zoranoarijaona44973 жыл бұрын
hiran faneva-nay ato ampiasana lesy ity vazon lah ity. Mankasitraka e, mitondra rivotra kanto sy fafinaretana
@omegaraharimanana80963 жыл бұрын
Mankasitraka eee. mlay ee😘😘👍
@rabarisoapulcherie58503 жыл бұрын
tiko le hira tena tiko ko le firanao ry vevavy, mankasitraka o!!
@HuguesBernardRASOLONDRAI-mv5kr Жыл бұрын
Ouhhh c'est trop trop cool cette chanson sayd ❤😂😂
@carlitospenzy25363 жыл бұрын
Efa fatatrao efa hatramin'ny ela, inspiraka les zao kifffff ako les bainina a
@jeryramalaharijaona90713 жыл бұрын
Very amzay le Naël ao anaty hit lounge e
@mamynantenainarakotondraso27873 жыл бұрын
Aza manao an'izany fa samy tsara e,mozika io samy Malagasy,tsisy very zany
@jeryramalaharijaona90713 жыл бұрын
@@mamynantenainarakotondraso2787 tsy mitana Laharana voalohany Tiko lazaina . Betsaka bé ny irany Mr sayda tsara bé nony le veloma fa tsy naharitra n'efa VO le veloma de hoe tsara indrindra
@sasameme98033 жыл бұрын
Toujours am le ouiiii fôn le hira,🥰🥰🤠🙋♀️,Mirary soa hatrany
@ashleynomenjanahary6943 жыл бұрын
Alefaso Sayda, tonga de mandona fo be fona ref mieno azii 😍😍 " Respect"
@ollyarafaeliarison74403 жыл бұрын
Iza ilay mpihiray anakiray fa tiako be NY feony 😍
@ravoninarivofanilomalala1573 жыл бұрын
Atolotro ho an'ilay Vadiko Tiako Loatra #Laza
@doodarabeson30983 жыл бұрын
Chapeau Sayda a! mlay ny texte, çava ny clip, ny son tsy lazaina intsony... tsara e
@louisarsenerandriamanampis13363 жыл бұрын
Fa le sipa @clip alo tena hoe reveko trop lesy Sayd a,😍
@Fi-bq7yx3 жыл бұрын
😍❤️ Tiako foana izay mivoaka ehhh
@jhameltsilah9543 жыл бұрын
Ao tsra lesii Mr...👊👊
@AndyAndria Жыл бұрын
Bozy raolisoa vokatry ny fo❤
@hanitrasehwi82623 жыл бұрын
Tsara be oh, sady mahafinaritra koa 😍
@andriamifidimahefarabehevi22863 жыл бұрын
Tsara eh, ilay sipa koa tena milay eh. Tohizo
@mathieualain25453 жыл бұрын
iza ilay manao coeur fa tena trop be !!! mlay ee
@andrealearns64073 жыл бұрын
J'écoute en boucle depuis 1h 🤣😍😍😍
@madagascarbella49633 жыл бұрын
Mlay foan hiran Mr saida ♥️
@dodaromualdjuvanio243810 ай бұрын
ankafiziko 💗💗💯...
@thierryandri32043 жыл бұрын
alefs sayda ,mankafy anao oh
@avotsitohaina88713 жыл бұрын
« Fa tsy hoe zay manana ny tsara, dia manana ohatranao ...» 🎧🎼🎶 drii 😍 tsara ery ❤️
@stacymialyrandrianarisoa10983 жыл бұрын
Je suis pas très fan des sons de SAYDA mais celui-là il est pas mal.
@anjarafitahinanomeniavoras96103 жыл бұрын
Mois osi très fort à vous remercie pour votre part je suis titulaire et de retraite à la semaine du développement de la maison de retraite à la maison de retraite de base de retraite de ou vosasaus avez des nouvelles 👍😍sayda
@valeriediaryratsimbazafy41253 жыл бұрын
Tena tsara b,mankasitraka eeee,sady hira st valentin❤❤❤❤❤❤❤