Mr Sayda x Prins Aimiix - Bavy (Rixlaine Pictures 2018)

  Рет қаралды 239,172

Rixlaine Pictures

Rixlaine Pictures

Күн бұрын

Hafatra ampitiavana ho an' ireo anabavy rehetra... ankafizo e :)

Пікірлер: 70
@nirinarakotoarimanana11
@nirinarakotoarimanana11 6 жыл бұрын
milay e, misimisia ny otran zao, c'est tellement rare ces dernier temps les chansons qui parle de réel histoire
@jeanajeanaraba79
@jeanajeanaraba79 6 жыл бұрын
Merci #sayda tena mis azo raisina 😍😍😍😍😍😍
@dhyarlaatra2689
@dhyarlaatra2689 5 жыл бұрын
Tiako loatra e!!!! manaraka ndray Sayda a!! miandry zahay, mankasitra e!!!
@christianthierrymoatsimana9499
@christianthierrymoatsimana9499 6 жыл бұрын
Alefaso saydaaaa,! Sayda forever
@dikatsotra3487
@dikatsotra3487 6 жыл бұрын
tsara lesy ny hafatra Sayda a!! tena marina be ho an'i anabavin-tsika !!
@bertrandandrianaivo2849
@bertrandandrianaivo2849 6 жыл бұрын
Tsara be..oui voaray ny hafatra 😊
@andrianirinajonah2076
@andrianirinajonah2076 6 жыл бұрын
Hafatra hoan'ny vevavy rehetra! M'lay sayda
@ElyaffaMohamed
@ElyaffaMohamed 5 жыл бұрын
Paroles * bavy * Na tsy nilaza ianao oa efa fantatro Efa tsapako Efa takatro Sipa ianao fa za koa anie oa Mec e Mbola hoavy ny anjara fa aza maika e Fa tsy ny fotsy no forcenao ho mainty e Ouzy ny atagny atagnana hoe Tsa mety e Marina hoe mandeha ny mandeha ... Mandeha Ny accelerateur anao lasa manitsaka be Asivo retrograde ... Sipa anie enao fa tsy bandy Sprinter mavesatra ary mivarina any ankady e Raisiko ho toy ny anabavy... Hanaovako azafady Mba mananatra anao za fa tsy hoe mavandy Oh bavy e...oh bavy e...oh bavy e Sao tifiriny eny ampanidinana eny e Fa milalao flesy doro akia ny jiolamboto amzao Oh mba fahotana mafaty anie ry Neny e Sao hienjera avy eny ambony be ka haratra eo ianao Fomban'ny jiolahimboto ny mody mitomany Tsy fantatrao izay tena any antsainy any Raha vao ianao manaiky mitsilany D'efa sakafo any anaty vilaniny a Kozy e Mivantana lay kozy fa mamelà Kopy agamba bavy fa zah lehilahy Zay mankarary andri dia lasa mamely ahy Mandehana moramora neny a Fefa nahita fiainana ny zokinao ye Raha zay fahafinaretana tsy avoky anao ya Atao tsara hidy aloha ny bokinao ye Tsy tranombokimpirenena akory ny vatanao ya Tiako ianao any aoriana anambady e Fa tsy hitomany dia anozona bandy e Tiako ianao ho fitaratr'ireo zandry Hoe tsy mba nahafaty antoka ny niandry Ny adalan'ny hafa no iomehazana Fa ny adalan'ny tena tafiana lamba Refrain "Abonnez-Vous à ma chaine KZbin"
@followonyoutube3702
@followonyoutube3702 6 жыл бұрын
Tena miaiky ah fa mandona be daholo ny hiran'i Mr Sayda .. sa za mihitsy ve no malahelo ny taloha ? Krkrkr ❤ Mankasitraka ee
@tantelyratovonanahary5064
@tantelyratovonanahary5064 6 жыл бұрын
alefaso saydaaa
@mireillemohamed7304
@mireillemohamed7304 6 жыл бұрын
Misaoutra amin'ny fananarana # tsara 😍😍😍💖
@fenitraasta9341
@fenitraasta9341 6 жыл бұрын
marn zan sayda aaaa
@persarahajaharimanana9265
@persarahajaharimanana9265 4 жыл бұрын
Tsara lotra ❤️
@axellevoary8454
@axellevoary8454 6 жыл бұрын
Tiko be le hira 😍😍😍😍😍😍😍😍😍
@babiandyh5241
@babiandyh5241 5 жыл бұрын
Marina mitsy zaniii😝😝😝😝😝
@dafafanomezantsoa71
@dafafanomezantsoa71 6 жыл бұрын
milay...........
@sytrakarak3267
@sytrakarak3267 5 жыл бұрын
Mlay ny mozika nlah Mr Sayda an..toizy fa tsar
@maheryratrema6153
@maheryratrema6153 5 жыл бұрын
Misaotra amn anatra omenao NY Tanora e....
@fanjanirina6718
@fanjanirina6718 5 жыл бұрын
Mankasitra. Mr sayda fa Milay be ka 😘😘😘😘
@radomarcelrabaritsialonina7167
@radomarcelrabaritsialonina7167 5 жыл бұрын
Zan an
@renllyps8588
@renllyps8588 6 жыл бұрын
Duro saludos de PERU
@loulouwiko9287
@loulouwiko9287 5 жыл бұрын
Marin zany ry Mr sayda hoe hoany anambavy, hoany anambavy lahy
@randrianarisoneric238
@randrianarisoneric238 4 жыл бұрын
Manine ela tambatambazina ela rehefa mihira 🙇
@nilainamaminiaina2898
@nilainamaminiaina2898 6 жыл бұрын
suuur mints Sayda
@hajafrederic7328
@hajafrederic7328 6 жыл бұрын
Fafinaretana ts mahavoky anao sur mints mr sayda
@rajaonarisonaugustine8013
@rajaonarisonaugustine8013 6 жыл бұрын
Mlay sayda an
@navalrambalamanana8441
@navalrambalamanana8441 6 жыл бұрын
Merci e mlay le Art
@radomarcelrabaritsialonina7167
@radomarcelrabaritsialonina7167 5 жыл бұрын
Jtm toi
@andriamiradohasina6879
@andriamiradohasina6879 5 жыл бұрын
maiaminatany elah sayda a! manaik za!!!!!!!!!!!!!! ;)
@andreasoranet3549
@andreasoranet3549 6 жыл бұрын
Merci beaucoup e tokony ampisaina ny sipa rehetra izany resaka izany :)
@rakotoarisonjulius7940
@rakotoarisonjulius7940 6 жыл бұрын
marina zani e ,hoan'i anambaviko rehetra mb henoy io e
@rajaonarisonaugustine8013
@rajaonarisonaugustine8013 6 жыл бұрын
Tsar b fon ee,tiku b le volo an!!tsr b,le hira ku an!!
@tiavinaanjara8119
@tiavinaanjara8119 6 жыл бұрын
mlay ranga!!
@vahatrabarbara445
@vahatrabarbara445 6 жыл бұрын
Mankasitraka))
@anjaratianarajou6216
@anjaratianarajou6216 6 жыл бұрын
tsara lotra NY vazonlah zouky be ah👑
@christinerazafymalala1135
@christinerazafymalala1135 6 жыл бұрын
Misotra amin'ny fananarana
@tokimilafatrarasolonjatovo1203
@tokimilafatrarasolonjatovo1203 6 жыл бұрын
Tsara loatra qualité maitre Rixlaine
@tideaxel4472
@tideaxel4472 5 жыл бұрын
Norm be 👍👍
@randrianjatovolovis9280
@randrianjatovolovis9280 6 жыл бұрын
waw!!!@naz tsr l afatr eu...tiko b
@tsirootsfaya2707
@tsirootsfaya2707 6 жыл бұрын
marin zan ry band nTomik a!!!
@jackesily1381
@jackesily1381 6 жыл бұрын
Sur ee
@andrianinarakotoarimanana7347
@andrianinarakotoarimanana7347 6 жыл бұрын
tsara loatra ity vazo ity misié a!
@nahejyrandrianindrainy6141
@nahejyrandrianindrainy6141 5 жыл бұрын
Ato
@andriiarnaud73
@andriiarnaud73 6 жыл бұрын
Oh bavy eeh?
@michelaristideravelonarivo1151
@michelaristideravelonarivo1151 6 жыл бұрын
makasitraka ee
@dimbyginoidealisoa4189
@dimbyginoidealisoa4189 3 жыл бұрын
mlay eee
@hobiniainaantoineandry6051
@hobiniainaantoineandry6051 6 жыл бұрын
Hahahahahaha!milay letsy e tandremo ry bavy isany a!zan afatra e!tena marina ty kozy tia
@justinrazafimamonjy5110
@justinrazafimamonjy5110 6 жыл бұрын
Io le afatra ry bavy ah 🤔😎👏
@radomarcelrabaritsialonina7167
@radomarcelrabaritsialonina7167 5 жыл бұрын
Slt merc
@ravelomihajamendrika4595
@ravelomihajamendrika4595 6 жыл бұрын
mlay b (y)
@tokyandrianirina3224
@tokyandrianirina3224 6 жыл бұрын
ZAY MINTSY MLAY E
@fanumezanaodilon2934
@fanumezanaodilon2934 6 жыл бұрын
alefaso sayda!!!
@misiemahery
@misiemahery 6 жыл бұрын
OH BAVY EEH OH BAVY EUH FOMBAN JIOLAMBOTO NY MODY MITOMANY E YES I ?YAOMAN
@radomarcelrabaritsialonina7167
@radomarcelrabaritsialonina7167 5 жыл бұрын
Slt
@hermanhery5420
@hermanhery5420 5 жыл бұрын
Mlay lesy bandy eee
@1979malala
@1979malala 5 жыл бұрын
Lesona tsara be zany hira zany
@isaiaandrian532
@isaiaandrian532 6 жыл бұрын
sur mich
@nahejyrandrianindrainy6141
@nahejyrandrianindrainy6141 5 жыл бұрын
Atolotraoani Chantal. Ony. Io. Ira. Io. Tonton. A. Kio👍😻
@narovaniainaandria8892
@narovaniainaandria8892 5 жыл бұрын
norm ee
@rafanomezantsoajessichael3468
@rafanomezantsoajessichael3468 6 жыл бұрын
tsara lotr éééé msotr lc
@zolyrahery1754
@zolyrahery1754 6 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/oGLFgpV7jMqCqq8 asio maso...clip vaovao be Naiax
@zolyrahery1754
@zolyrahery1754 6 жыл бұрын
mlay sayda fa ty lou asio maso oh ...kzbin.info/www/bejne/nWGXdo2KidN3grs tsara kousa ah;; asio maso
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 4 жыл бұрын
Nisy bavy 19 nanao thumb down hahahaha
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 4 жыл бұрын
Reny Zay l mivaro-boky d sode tsy mamaky eo tsony ny bokiny hihihi
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 4 жыл бұрын
@@rolandrakotondramanana6854 hahahahaha
@zolyrahery1754
@zolyrahery1754 6 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/qYq8q315ebupec0 asio maso e
BEST OF LJO (VIDEO COMPILATION)
38:30
LAMOZIKA
Рет қаралды 514 М.
Mr Sayda x Pit Leo - Ho avy Rixlaine Pictures
2:59
Rixlaine Pictures
Рет қаралды 939 М.
Шок. Никокадо Авокадо похудел на 110 кг
00:44
Mr SAYDA x PRINS AIMIIX - SANTIMAKA (Official Vidéo 2020)
4:06
Raboussa - Anontanio (Clip Officiel 2018)
3:57
RABOUSSA tarika
Рет қаралды 1,7 МЛН
Dj Natal x Mr Sayda x Malm - Complet
3:44
Rixlaine Pictures
Рет қаралды 448 М.
JIOL'AMBUP'S - BAVY AZA MANDEHA MAFY (Official video) Prod McCO
5:22
Rafaralahy Nasy
Рет қаралды 915 М.
Fête de la Musique 2021 - Misié Sayda
29:17
Alliance française d'Antananarivo
Рет қаралды 178 М.
"Hi'Lalala" Mr Sayda Feat Poutaxhs (Clip Offisialy 2015)
3:59
Randria poutaxhs
Рет қаралды 125 М.
ELIDIOT - Tsy mahazaka namagna rôso [Clip officiel 2018]
4:45
Elidiot Officiel
Рет қаралды 1,4 МЛН
KIM JAH - TSIAHY [Official Video] GASY PLOIT 2018
3:05
Rixlaine Pictures
Рет қаралды 259 М.
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Mage4VEVO
Рет қаралды 2,3 МЛН
ATON'ICH FT MR SAYDA - MANANTENA IHANY (LYRICS VIDEO 2020)
4:03
Aton'ich Miuzik
Рет қаралды 307 М.
Шок. Никокадо Авокадо похудел на 110 кг
00:44