Manafina ny fahotana mahafaty natao CENI ,ka manilika ny asa ratsiny aminy Jean Luce ! Tsarovy fa lena ianao io fa tsy maina , misy ny farany ry CENI .
@DARIVONY15 күн бұрын
Ndàna aloha avoty lay namanareo voatazona êê!
@MalalaMarie-d3w16 күн бұрын
Ny ceni tsy maha-tapak'ahitra fa miandry baiko dia tsy maha-joro amin'ny fahamarinana mampalahelo hisy farany anefa izao
@tianasaib900315 күн бұрын
Madagascar le plus pov au monde
@charlesrabeson405715 күн бұрын
Marina tokoa tompoko ny hevitr’i ilay madama avy any Ambohimangakely. Efa nisy tokoa teo aloha ny fandrosoana hevitra avy amin’ny mpiandraikitra ny rano sy ala izay maneho fa tokony ho tompon’ny ny tany voleny hazo izay manao izany. Tadidiko tsara fa SG tao amin’ny ministère miandraikitra ny rano sy ala no rompon’izay hevitra izay. Izay no mety azo atao
@saholyrakotovao986916 күн бұрын
BRAVOOOOOOOOOO
@saholyrakotovao986916 күн бұрын
Pfffffffff lolllllllllll 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@carlarose679715 күн бұрын
Tsy mendrika mihitsy. Tena vendrana lâches, Tsy alehany mihitsy ilay gasy. Voa ozona. Izao dia jereny fotsiny.
@charlesrabeson405715 күн бұрын
Mahagaga tokoa tompoko fa vao mba nandeha tany Toamasina aho tamin’ny faran’ny taona: mihotsaka ny havoana, forehitra ny ala. Potika e
@tianasaib900315 күн бұрын
Faut demander le transparence international de voir avec l'international pour pouvoir perquisitionné l'ordinateur du ceni
@paulrakotozanany829716 күн бұрын
VOLEUR MIANTSO POLISY.TSY MENATRA Ô.
@tianasaib900315 күн бұрын
Ny firaisampirene ihany no tokony hantoninareo hanova anio Anao perquisitionné l'ordinateur du ceni
@rijaandriambolisoa389516 күн бұрын
Be loatra ny olondehibe tsisy saina eto mada,tsy mahalala ny valeur ny maha fanahy
@rivoandriason424315 күн бұрын
Miseo ho tsy maty manota mihitsy le president 'ny CENI tý.Mbola ho hitanlah ny valinkafatra fa andramo eo ani ny mamoka baliny flagrant be manipaka ny fandresrn i TOJO na olonkafa koa efa manana ny porofo rehetra ..FA AHITA ELAH ..ONONA TOKONY HIAJA FA TENA FAIKANY..FAIKANY
@tianasaib900315 күн бұрын
Faut demander l'aide internationale pour perquisitionné l'ordinateur du ceni
@gertrudebernadette558415 күн бұрын
Tsy misy ho afamaina ETO eeeeeeeee
@tianasaib900315 күн бұрын
Drogué les pitandro ny filaminana
@reneedmondguimbretiere202415 күн бұрын
M'y lamina n'y sainany ceni
@tianasaib900315 күн бұрын
Io le dama Io no tena tokony alefa any aponja
@TheRrija115 күн бұрын
Ny pitondra aza frantsay. Tsy misy rarahiny izay Dago sy ny gasy any. Zay tany nandalovany frantsay sy mbola miankina aminy dia vizana daholo. Soa ihany fa efa betsaka ny firenena afrikana tonga saina. Raovina ny anjara ny Dago.
@gertrudebernadette558415 күн бұрын
Miasa hono NY ratsy saina vendràna miasa mameno paosy Ry BEBAOTY no tena marikiriko ambanana lava NY olona mitaraina !!!!!
@jacquesrkz452616 күн бұрын
Vidinareo lafo izao ry dama
@jacquesrkz452616 күн бұрын
Tetika handemena ny mpanohitra izao. Misy io Andriamanitra io ary mijery midina fa tsy miakatra.
Isika vahoaka sy ireo tafika tongasaina sisa no antenaina anafaka izao fijaliana tsika izao fa ratsy izany dia eto isika no horaisina sy hijaly mafimafy ary tena homafy atrany dia tsy mbola hietsika iany ve isika rehetra
@tianasaib900315 күн бұрын
Sady efa ratsy tare be le dama ty no mbola ratsy saina be
@JésusChrist-m4z15 күн бұрын
Tsy afaka ny mpitondra fiangonana efa manao antso avo daholo. Ka avelao hamono sofina eo fona fona Andry RAJOEL e. Sika Vahoaka mila tena vonona hanavotra ny tanindrazana. Zay fotsiny . Tebopamarana
@rtsvhgy358916 күн бұрын
KO EFA NANDAINGA SY NANGALATRA FONA TAM FIFIDIANANA REHETRA FA NY FAHORIANY TANY SY NY LANITRA ETO MADAGASCAR ANIE HIRODANA EO AMBONY LOHAN'IREO E
@randriajean-xs2of15 күн бұрын
Sao dia tsy ho zakan areo lesy zao didin*ny be sandry hataonareo zao le
@gertrudebernadette558415 күн бұрын
Zavabita hoe??? Managadra lava mampijaly lava tsy mahay mampandroso mamotika aza !!!! Et Dan's Tous Les domains !
@carlarose679715 күн бұрын
Tsy hitako izay hi qualifier na ny caractères nny gasy : ny biby aza misy dignité, fa ilay gasy : zéro tsy faka taranaka.
@zafinjanadambo16 күн бұрын
Olon nu mpanohitra iiio Nikirakira internet tao namadika ny voka iifidianana .tena nahay iz ka.
@@RedmeA1-dg8fzKoa maninn no takianareo ny famitsorana azy ???😊😊😊
@LantoWEBER15 күн бұрын
Ity indray ilay olona mpilelaka ny fitondrana, ka lasa Jamba tsy mahita ny mahazo ny vahoaka majinika. Mbola hisy farany ny zavatra rehetra na ho an'ny mpitondra na ho anao be resaka io
@DARIVONY15 күн бұрын
@@LantoWEBER Ary ianao mpisolelaka ny mpanohitra mpangalatra ahoana ??? Efa hataon'ny lehiben'ny mpanohitra tohatra fiakàrana, Dia mbola tsy mety Tonga saina ihany, Ka aiza no tsy hadinika foana!!! Minonoa fotsiny ihany êê!!!
@zafinjanadambo15 күн бұрын
@LantoWEBER olon ny mpanoooohitra mpisolelaka am famille ravalomanana no nikirakira famdihana valim pifidianana..misolelaha am n olona nandatsa draam bahoaka tam ty firenena ianareo fa tsy any zahay eeeeeeeeeeee!!!!!saluuuuuut.
@phalyrenolt539015 күн бұрын
Manahirana le miady @ adala, mila fahizina le pitory 1 sy 1 io
@margueritephilibert15 күн бұрын
NY tokony ataonareo namany mpanao gazette de Jeremy iza avy numero telephone pointe teo @ny Alina nanambarandreo fa nisy nipiraty bako vitoria eny @ny commuter international Mombasa mpanao galaxy mety ho ratsy @ny mpitondra sy malagasy