Hay ve izany ny vavan ny Consul frantsay e! Tena grave be izany ry malagasy.
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Hay tena vehivavy mifono vÿ ity reine salegy ity...tena sahy manao affrontement am Consul sy miaramila am tsy rariny ataon ny vahiny. Tena tsy very vehivavy sahy nijoro isika e!
@andrew91mil2006 жыл бұрын
Nisy raika lahy tsy nanaiky itsahin ny mena sofina fa naonganareo izy dia izao no vokany
@lazalazaotsimiamboholahy7856 жыл бұрын
Dia ny gasy ve tsy mahay mandihy sy mifety raha tsy mozika toy izany foana. Efa bedia Ny Tsy mazoto fa ambiance ohatr'izany foana. Tena tsy misy tsirony mihitsy. Fa ilay tenin'i Ninie Donia hoe hampiadian'ny Vazaha isika dia marina loatra.
@soamarifafah9753 Жыл бұрын
Repose en paix 😂😂😂😂
@volajoseph78196 жыл бұрын
Marina zegny mama e,kara io frantay irô hypocrite
@angelinefaratina59326 жыл бұрын
Mba manorata tsara mo fa lasa mampiomehy be ny zvtr soratanao.