La vie sôma n'olo jiaby........Lehilahy mijoro amin'ny fiainana tsy mba manary zanaka .
@rafaliarijaonahajavola7692Ай бұрын
Tena hafa mihitsy ilay tononkira Tsara fa mankasitra ❤❤❤
@noelinemedalin32133 жыл бұрын
Anatra tokony hampieritreritra ireo lehilahy mpanitsakitsa-bady ka mampitondra fahoriana ny vadiamanjany marina loatra ireo voalaza ao anaty io hira io izany no itiavako manokana anao ry Voahangy fa tsy misy ho kianina 💖
@elisaravololoniaina88343 жыл бұрын
Grazie mille per la cantare bellissimo
@noelinemedalin32133 жыл бұрын
Anatra atao hampieritreritra ny lehilahy manan-tsaina mpanitsakitsa-bady ka mampitondra fahoriana ny vadiamanjany misaotra anao Voahangy fa marina loatra ny voalaza ny tononkalonao