NJAKATIANA SY INAH - "MANKASITRAKA"

  Рет қаралды 101,601

Facebook_NJAKATIANA

Facebook_NJAKATIANA

Күн бұрын

Пікірлер: 31
@lansikmantourneur8335
@lansikmantourneur8335 Жыл бұрын
Tena izay mba tsy ahafohizako an'i Njakatiana, tsara daholo ny parole tononkirany sy ny feony
@iryfanojor.8250
@iryfanojor.8250 11 ай бұрын
Any zay lay anadahiko
@FricotEddy
@FricotEddy 11 ай бұрын
Tsara loatra
@mboahangy
@mboahangy 3 жыл бұрын
Mankasaitraka Njakatiana sy INah o
@nirinaemy
@nirinaemy 3 жыл бұрын
Tsara eee. Mankasitraka
@xbbds9849
@xbbds9849 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤
@sardonyx7777
@sardonyx7777 3 жыл бұрын
kanto loatra. en boucle mihitsy t@ izy vao nivoaka ary tsy mankaleo mihitsy
@tanraza35
@tanraza35 3 жыл бұрын
Mahay mamorona rangah ty zoky b ty an ! Sad original b le hira J'adore
@herilazaandrianarison7230
@herilazaandrianarison7230 3 жыл бұрын
Mankasitraka (V) Tsaroako isika dahy fony zaza Tsy mahasaraka, tsy mba nifankafoy (L) I neny mibedy ahy, ianao mpandaza Tsisy arakaraka,Tsy misy roiroy Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary Fa nitahy antsika sady tsy nanary I dada sy neny ankasitrahana Fa Nampianatra (V) Nampianatra (L) fifankatiavana (V) hum hum (L) Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho Anadahiko (V) anabaviko (L) Hary elatra aho fa ianareo mbola tsy foiko Na inona inona izay mety hadisoako teo fona ianao Ilay mpiaro ahy Tena ao am-po sy fanahy “Tiako ialahy” (L) ‘zay manahirana azo hifanampiana, Antsoy aho, f’aza mihaotra (V) Raha to aka tsisy atao sendra mangingina Eo foana aho, (LV) mamangy matetika Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary …. Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho …. (X2) Njakatiana feat Inah
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Isaorana ilay Nahary nitahy sy tsy nanary antsika. :-)
@andriamiandrasoatsilavina6436
@andriamiandrasoatsilavina6436 2 жыл бұрын
Tsara loatra Afaka atolotra hoan olona andeha hanambady,handeha lavitra
@helenerafaramalala9981
@helenerafaramalala9981 3 жыл бұрын
Marina lôtra ny voalazan'ny tonokira , misaotra Inah sy Njakatiana
@hariniainamichelle9175
@hariniainamichelle9175 3 жыл бұрын
Kanto loatra e ! Makasitraka
@marinajenny2360
@marinajenny2360 3 жыл бұрын
Mankasitraka eee
@estelleaimee7250
@estelleaimee7250 3 жыл бұрын
Mankasitraka, tsara eriiiii
@jobsonrianasoa3209
@jobsonrianasoa3209 3 жыл бұрын
kanto loatra ee nga mbola tsy misy karaoke azfd
@JuliannaDahimarina
@JuliannaDahimarina 8 ай бұрын
tena tiako ity hira ity ,,, any izay ireo zandriko sy zokiko
@zafysonrandrianasolo2433
@zafysonrandrianasolo2433 3 жыл бұрын
Tsara be ny tonony. Saingy mitovitovy amin'ny hiran'ny Tarika 'Zay "Rehefa Any" ilay fanombohany
@hanitraolivette3443
@hanitraolivette3443 3 жыл бұрын
Merci.tena tsara
@radoandromalala8344
@radoandromalala8344 3 жыл бұрын
Merci.tena tsara ilay hira
@RABOANAMDG
@RABOANAMDG 3 жыл бұрын
👍👍👌❤️lafatra!!
@livaramamonjisoa5951
@livaramamonjisoa5951 3 жыл бұрын
manja be !
@richnaschlueter6163
@richnaschlueter6163 3 жыл бұрын
J’aime beaucoup ❤️
@mathieurazafimamonjy7928
@mathieurazafimamonjy7928 3 жыл бұрын
Tsara Loatra
@moniqueratsitoson7786
@moniqueratsitoson7786 3 жыл бұрын
Raitra b .maatsiaro ireo anadahiko.mahay mihira ianareo mianadahy
@YvesPeterRalala
@YvesPeterRalala 3 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@jhamalodinemichael2129
@jhamalodinemichael2129 3 жыл бұрын
Tiako loatra e
@miainaramanampisoa4547
@miainaramanampisoa4547 3 жыл бұрын
💖❤️💗
@herilazaandrianarison7230
@herilazaandrianarison7230 3 жыл бұрын
Mankasitraka (V) Tsaroako isika dahy fony zaza Tsy mahasaraka, tsy mba nifankafoy (L) I neny mibedy ahy, ianao mpandaza Tsisy arakaraka,Tsy misy roiroy Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary Fa nitahy antsika sady tsy nanary I dada sy neny ankasitrahana Fa Nampianatra (V) Nampianatra (L) fifankatiavana (V) hum hum (L) Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho Anadahiko (V) anabaviko (L) Hary elatra aho fa ianareo mbola tsy foiko Na inona inona izay mety hadisoako teo fona ianao Ilay mpiaro ahy Tena ao am-po sy fanahy “Tiako ialahy” (L) ‘zay manahirana azo hifanampiana, Antsoy aho, f’aza mihaotra (V) Raha to aka tsisy atao sendra mangingina Eo foana aho, (LV) mamangy matetika Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary …. Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho …. (X2) Njakatiana feat Inah
@hariveloannickrandrianary3917
@hariveloannickrandrianary3917 3 жыл бұрын
❤❤❤
@richnaschlueter6163
@richnaschlueter6163 3 жыл бұрын
❤️❤️❤️
Njakatiana sy Inah   Mankasitraka Vidéol lyrics
4:22
products club
Рет қаралды 5 М.
NJAKATIANA & SOLO ANDRIANASOLO "HASAMBARANA"
4:59
Facebook_NJAKATIANA
Рет қаралды 171 М.
2 MAGIC SECRETS @denismagicshow @roman_magic
00:32
MasomkaMagic
Рет қаралды 33 МЛН
PRANK😂 rate Mark’s kick 1-10 🤕
00:14
Diana Belitskay
Рет қаралды 7 МЛН
Andriamanitra (Dadah Rabel - Francia et Rija Ramanantoanina
4:55
Lovaniaina Rodin
Рет қаралды 82 М.
Tarika r'Zalà / 'Ndeha rahavako (2006)
4:40
Olivier nirinasambatra Rakotondranaivo
Рет қаралды 76 М.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 120 М.
Malala feat Njakatiana "Next to you"
4:41
products club
Рет қаралды 449 М.
Njakatiana sy Rija Ramanantoanina [Tokoa]
4:47
Facebook_NJAKATIANA
Рет қаралды 377 М.
Njakatiana et Poopy - Mifampitantana
4:19
Live Prod
Рет қаралды 184 М.
Mankasitraka aho
5:03
Mikusername
Рет қаралды 250 М.
Ao izy e !  (Dadah & Inah)
5:57
Magnelatra
Рет қаралды 529 М.