On veut le départ sans compter de rajoelina et ravatomanga
@RavalisonSylvie5 ай бұрын
Merci ❤❤
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY5 ай бұрын
Mankasitraka lalandava 🙏
@RavalisonSylvie5 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤
@MartialRazafindrabe-zi2jr5 ай бұрын
Misaotra eh tsrarailay analyse
@juanma57465 ай бұрын
❤
@RavalisonSylvie5 ай бұрын
Non nonnnnnnn. Tsy Draba fa misaina enao
@RavalisonSylvie5 ай бұрын
Tsy mbola mbola nisy diso zay voalazanao tompoko
@tovoheryraveloson48275 ай бұрын
Misaotra e.
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY5 ай бұрын
Miarahaba anao sy ny mpanaraka rehetra
@adriansluf5 ай бұрын
Miangavy anao tompoko mba atao teny Malagasy 100% na teny frantsay 100%. Simba tanteraka ny mahamalagasy ny teny Malagasy. Raha tena tia an‘i Madagasikara isika tompoko aza manaiky ho zanatany frantsay ary esory ao andoha ny teny vahiny raha hiresaka @ Malagasy. Fahafaharatsiny miala tsiny isaky ny miteny noho ny tsy fahampian‘ny raki-bolana teny malagasy. ANTONY: ianareo izay miteny sy mananatra no arahin‘ny tanora. Ka hajao ny tenitsika tompoko. Misaotra mialoha.