NY BATISA, fizarana faharoa sady farany

  Рет қаралды 4,013

FJKM Katedraly Analakely

FJKM Katedraly Analakely

Күн бұрын

FJKM Katedraly Analakely

Пікірлер: 10
@FlonaLona-oj3pj
@FlonaLona-oj3pj 8 ай бұрын
❤ fiadanany jesosy daoly oo Mankasitraka ndrindra fa taigna mahery ny arapahy mitomboa fasoavana sy osotra avy aminandriamanitra atrany atrany
@aimerandriamalazamanana420
@aimerandriamalazamanana420 2 жыл бұрын
Finaritra , misaotra betsaka Pasteur fa tena mazava amiko ny amin'ny hoe batisa . Mirehareha aho fa FJKM
@verojois115
@verojois115 Жыл бұрын
Taloha zah tena resilahatra fa mety ilay batisan-jaza rehefa nanomboko namaky sy nandiniky baiboly aho tena otrany ts mety an! Satria olona mino sy niaiky ny fahotany daholo no hitako natao batisa ao @ baiboly. Nefa zaza ts mahalala hoe mpanota aho na tsia. Rehefa be izy zay vao mahalala fa mpanota de mino an'iJesosy de atao batisa @ zay . Rehefa vita batisa de handeha @ fiainana Vaovao @ zay . Romana 6:4 [4]Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao. Inona mou mahatonga atsika Kristiana feno ts fahamarinana io ? . Mpandainga mpamitaka mpijangajanga sns satria olona ts mahalala ninoninona no atao batisa de lasa mamitatena @ hoe vita batisa aho de rehefa maty dia voavonjy. Nefa ilay fiainana mandeha hoazy tss fiovana satria ts niaranalevina t@ Jesosy t@ Alalany batisa ary ts niaranatsangana taminy de lasa tss fiovam-po ilay Kristiana sady ts misy voa mendrika ny Fibebahana. Olona resilahatra sady nahatsapa ilay fahatsarany ilay niantso azy hiala @ fahamaizinana ho tonga @ fanazavana mahagaga no tokony hatao batisa . Zn avy eo mamoa voa be dia be miaraka @ Jesosy.
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Mankasitraka feno Tompoko fa tena feno sady mafonja no tsarabe ny fampianarana!!zany ka olona niantra dia aoka hihaino sy hianatra !!!misaotra betsaka Tompoko ny Tompo anie hamaly fitia anao Pasteur
@holyrakoto6143
@holyrakoto6143 4 жыл бұрын
marina mihitsy izany Pasteur a! za dia faly fa Fjkm misaotra amin ny fampianarana fa tena nilaiko be
@enoliatia7322
@enoliatia7322 3 жыл бұрын
Tsy nahita rano kely Jesosy dia nandeha teny amin'ny rano be ?
@rabetoandrovololonirina5842
@rabetoandrovololonirina5842 Жыл бұрын
Mankasitraka fa nazava Pasitera!
@welsondedese1608
@welsondedese1608 7 ай бұрын
fianadanan'ny Tompo, azafady mangataka toko sy andininy soratra masina izay hijoroantsika fjkm @ batisa tsy mila mijibika @ renirano sy ny hivavahan-tsika andro ahalady, ary misy torinteny manazava anizany rehetra izany dia mangataka mba alefaso amiko azafady.
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 3 жыл бұрын
Hitako hoe samy manana filazana ihany n'y Pasteur na mopera .fa hitako mazava amiko kokoa ny any lay Pasteur ray zay " ary mamaky baiboly "fa mampalahelo fotsiny ny fitenenana ao anaty toriteny miresaka katolika .refa mitory teny de aza manonona anarana fiangonana n aiza io na iza fa tsy fotoana tsony zao .
@ratiarinivoolivianavalona4821
@ratiarinivoolivianavalona4821 3 жыл бұрын
zah ko faly fa fjkm ,d.mbola fjkm ihany ,,
Fampianarana : NY FAHADIOVAMPO
1:02:20
FJKM Katedraly Analakely
Рет қаралды 21 М.
小丑家的感情危机!#小丑#天使#家庭
00:15
家庭搞笑日记
Рет қаралды 30 МЛН
Running With Bigger And Bigger Lunchlys
00:18
MrBeast
Рет қаралды 136 МЛН
Marka 16: 15 - Mifantoha fa aza mety havilivily
11:24
Marka 16: 15 - Pst Tahina
Рет қаралды 11 М.
ISANTAONA Toby Ankaramalaza Taha 83: Toriteny 23 Rtoa Mananato Toromaree
46:27
RAMANDALAHY TRIOMPHE
Рет қаралды 1,9 М.
PAD Noël en LIVE RFF & Rija Part 02
45:01
MAMINIRINA Jean Claude
Рет қаралды 4,4 М.
Marka 16: 15 - Tsy mahavoavonjy ny Batisa
10:26
Marka 16: 15 - Pst Tahina
Рет қаралды 3,7 М.
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM ALAHADY 05 MARTSA 2023
51:38
trakala Mikiry
Рет қаралды 2,1 М.
MOFONAINA ‐ 09 Janoary 2024  - Hagay 2/6-9
28:33
FJKM Katedraly Analakely
Рет қаралды 2,1 М.
NY VOLA SY NY TOKATRANO
54:04
FJKM Katedraly Analakely
Рет қаралды 4,6 М.
ISANTAONA TOBY ANKARAMALAZA faha 83:Toriteny 11 Past  Mampitohy Elia
38:53
RAMANDALAHY TRIOMPHE
Рет қаралды 561