Bonne année 🎆🎊 mirary soa anao Zokibe ❤️ Mankasitraka mankatelina marina daoly amiko ny resakao hatram’zay misaotra Zokibe masahy mijoro manoro sy miahy 🙏
@Lauradoh17 күн бұрын
Misaotra betsaka Mr Fleury, mankasitraka ny zavatra lazaina tompoko 🙏🙏. Marina be ny voalazanso
@albertvalentinrakoto602217 күн бұрын
Bonne année zoky be.
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci17 күн бұрын
Bonne année zoky e!ten mil mihetsik mits f mjaly vahoka!!!
@lavasaifoudinefackroudined527217 күн бұрын
Meilleures vœux fleury
@andriramaroson852017 күн бұрын
Arabahina nahatratry ny taom-baovao 2025 ! Nostalgique be ianao izany Atoa Fleury! Eny e ! Saingy tena mijaly tokoa ny Malagasy ! Ny fihaonana @ fianakaviana, dia efa mahafinaritra na dia tdy ampy aza ny ho enti-manana ! Enga anie ka taona zina ity 2025 ity! Hitondra fivoarana sy fiovana ho an"fiainam-pirenena anie ity tzona 3025 ity!❤❤❤❤
@bodoraberahona492115 күн бұрын
Mikosoka trano toy ny tao Andravoahangy e!
@ezechielrasi767216 күн бұрын
Maninona raha Manal jeûne kely e sy mnao sport
@RAZAFINDRAKOTOHarinivo-m2r18 күн бұрын
Arahabaina nahatratra ny taona
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY17 күн бұрын
Hisaorana Andriamanitra
@carlarose679717 күн бұрын
Bonjour mon beau.
@carlarose679717 күн бұрын
Bon 2025 à Fleury. Ho afaka aminao anie i rajwel à ty 2025 ity, ary le plus tôt
@Pierrot-jf5qr16 күн бұрын
Ary le Malagasy de efa zatra loatra à le tolorana kely de Misaotra tompoko. Voilà !
@JeanBaptisteRakotomavo17 күн бұрын
Aza mora tsahon tony olona tony fa tsy mamely , mandray an tendrony lery
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY17 күн бұрын
Hisaorana nitahy anao sy ny ankohonanao nandritra ny taona 2024 ary mbola hitantanana anareo mianakavy indray mandritra ny taona 2025. Sambatra isika manana AZY. Ho taona Zina @ny lafiny rehetra no atolotra anao sy ny ankohonanao indrindra fa ny fahasalamana. Soyez bénis 🙏
Miarahaba Tompoko. Marina tokoa ny anao à le tahotra mianjady à Malagasy à izao fotoana ; satria tamin'ny zahay mbola kely taloha, de raha vao mitomany le zaza ka tsy mety mangina, de ampitahorina à ny KRRRRRRK amin'ny rindrina falafa ta izany fotoana de ampiana an'le hoe " MANGINA MALAKY FA INY NY VAZAHA". De tonga de mangina le zaza. De raikitra tapisaka à izany ny taranaka faramandimby rehetra atramin'izao. De vo misy lehibé mandrahona, indrindra fa à ny lacrimogène sy ny sisa, de tonga de eo ny tahotra. Izany no mahatonga ny malagasy ho feno tahotra à izao fotoana..... Taloha raha vao maso fotsiny no mijery de efa mangina zay. Voilà à mon avis personnel.
@zafinjanadambo17 күн бұрын
Lera hitifirana antodim bongan ny mpanohitra izao..tifiro ny antodin tabirin iz irei tsirairay ry mpitandro ny filaminana aa..fay iz reo am zay.
@ChristRarima17 күн бұрын
Misaotra fa iny fifidianana iny tokony haverina fa feno hosoka tanteraka. Ary aongany ny CENI fa tsy misy ilana azy. Manodina ny safidinay vahoaka ka tsy ekenay mihintsy.
@vivianeratovoson20117 күн бұрын
BSR TENA ela2 tsy nahita Mr Fleury fa TENA ohatrany hoe lasa navety2 kokoa mety zany ny FIAINANA
@carlarose679717 күн бұрын
Voalaza nao ilay tsy mety à fisaina n'ny gasy, indrindra fa ireo tanora. Efa hita mazava fa hala n'ny olo n'ny Vahoaka i rajwel, hita fa manimba firenena i rajwel. Very ny tany, very ny harem pirenena, very ny voninahitry ny Firenena. Tsy misy maha foy io fiainana maimbo io mba omena, atao sacrifice, ho an'ny zanaka, ho an'ny mpiray tapo, ho an'ny fianakaviana, fa indrindra ho an'ny Firenena. Tsy manana esprit de sacrifice, izay no base n'ny survie nd rajwel. 30 millions ny gasy, kanefa na dia 1 aza tsy maha foy ny fiainany, kanefa fiainana mahantra, naona, maloto, maimbo, masiso. Rà misy tsy maha takatra, ny manao vy very ny aina no tiako ho lazaina eto. Efa polo taona izay, nandalo teo anoloako ny Président Ratsiraka ; vitako ny namono azy rà tahak izao no fiainana tà zany.
@carlarose679717 күн бұрын
"Vitako" hoy i aho ; fa ny passage à l'acte indray mbola zavatra hafa. Fa ireo olona ankehitriny ve mba misy misaina tahak izany ? Nisy ny printemps arabe : Foi n'ilay arabo ny ainy hanairana ny hafa.
@user-sadika17 күн бұрын
Valiteny ho an'i Vaovao malagasy sy io rangaha io. Tsy aleho ve ianao RAINTAY be io no fongorona eto @ youtube , fa manamaimbo ny rivotra ihainana. Mpandainga, mpanaratsy olona, fankahalana sy tsy fitiavanano rano sy sakafo iaina,ka izay no maha maibo ny fiaraha-monina ankehitriny.Mila sorohina ny demony sy mpanao ratsy, na ara- pitenenana , na fomba hafa mamparitaka nytoe-tsaina AMBOA sy ANDEVO saina toanareo ireo
@andriramaroson852017 күн бұрын
Tsy voatery hihaino azy ianao😮😮😮! Aza mandoto rano fa ny vahoaka tsy adala! Aza mandrebireby saina! Ne soyez pas dans le déni devla pauvreté extrême des Malagasy ! 😮😮😮
@user-sadika17 күн бұрын
@@andriramaroson8520 C'est mon droit de donner mon avis. On a marre d'être bassiner tjrs avec le droit de la démocratie et le droit à la parole .Ka rehefa tsy mahataty dia mangina, fa tsy natao anareo ireny akory ny mahazo miteny. Ny fahafahanao dia mijanona rehefa manohitoana ny sasany. Fa tsy manan-jo ianareo dia hafaka ny milaza izay tiana ambara ka manaratsy, manompa, mitady adim-poko, fankahalana, fanambaniana. MAZAVA
@papathirisha754616 күн бұрын
Miarahamba anao sy vady amanjanakao ray amandreny nahatratry zao taona vao2 ity engane ho taona zina ho anao sy taranakao ity taona ity engane ho taona vandresena ho any malagasy mantolo tahin tompo mandrakariva enao @ fitiavanao tanindrazan tsika Madagascar 🙏