Рет қаралды 104
Manan-karena zavamaniry azo atao fanafody Madagasikara, matetika nefa tsy fantatsika izany na iniantsika tsy fantarina. Nohon'ny toe-karentsika mbola osa dia mety ho tonga fanohitra lehibe hanatsarana ny fari-pianan'ny sarambambem-bahoaka ny fitrandrahana izany. Koa meteza ary ho isan'ireo mpandala sy mpikolo ireo harena voajanahary ireo.