Ny musiciens aloha tena bravo , tena hoe EQUIPE QUI GAGNE mihintsy ! Bravo bravo bravo
@TheAinaFS7 жыл бұрын
Patti Andreas she's so beautiful, voice, style, look... ❤👍
@TheAinaFS7 жыл бұрын
Je suis fan de Anicette OMG tiako be è, depuis le début 😘❤😍👍🙏
@danielnoelymamyramanantsoa10777 жыл бұрын
Paty Andréas tena ao tsara ny feo,fomba fihira sy ny assurance . Fa kosa miàla tsiny aho raha mangataka ny mpitsara mba hampiseho ny fihetse_pony fa ohatry ny mototra foana ry zareo na dia tsara ary ny ataon'ny mpifaninana, hevitro manokana aloha izany fa dia esory raha misy tsy mety ny teniko. Misaotra betsaka koa an'ireo musiciens.
@dhaliaaeron92617 жыл бұрын
Lay nanao kenji aloha mahay be ka tokony mba niakatra.ny azy aza no tsara indrindra mihoatran'ilay tafiakatra voalohany.lay voalohany mivalana ndraiindray
@hasinapectoor97337 жыл бұрын
paty andreas
@larissabienvenue53897 жыл бұрын
L-joh za maka anao ranga.tohizo f tsara be.merci
@volanarakotonavalona57897 жыл бұрын
lay nanao kenji jirac (kens) kosa mahay e. za tsy d'accord amnareo jury lay nanome mena ny amnin. Tsy d w ts hay loatra ny teniny fa somary bada lela izy.
@erickalain72627 жыл бұрын
tokony tsy nanao an'iny hira iny lery ntena marina..refa mihira abie ry ise mikonty doly ny zeavadrehetra e..indrindra mou fa ny prononciation
@volanarakotonavalona57897 жыл бұрын
d rhf bada lela zn d ts toukn hihira an?ekeko mikaonty doly f amiko iny ts d cata lOtr, mis ts d nahay noho iny aza tao lasa, fa io na mipopok otrnin aza n teny, ref zero ny feo s ny fahaizan mihira d zero.
@erickalain72627 жыл бұрын
tsy bada lela io kah..lé teny frantsay mintsy nou tsy hainy kkkk ts aleo nanao hira teny gasy?!tsy hitako mintsy zé ilingilingina any @kendji
@volanarakotonavalona57897 жыл бұрын
nzézaillé iz donc bada lela ian zn. za né manaik w ts afak iz taml teny frantsay, fa le toetsain l jury no maps, satria nis otran ts d makaiz tao nf napekarin, mfid tavan'oul na ilaz in na ilaz in, ny tiko ambar d w ra mlaz zarew f cata in, manin ny cata no in tao mbola nampekarin, sipa av ao bira namalana? ra rsk prononciation no tokn anitsin azy manin no ts mb nomena chance nf n feony ao tsara? aiz l w pas à pas?in no maha pas à pas azy ra toa k anjely no tong d ilaina ao?kkkkk
azafady fa mba miteny kely! hatsarantare ve sa fananana harena no jerenareo ? nefa za tena mahita fa tena misy ny fiangarana be pazzapa no atao madagascar nefa nahona no hira vahiny no ataonareo anaty lisitra otrany tsy mety amiko zany .otran'i hary zao izy zuri ! izy nefa mpihira rock! refa ts mety @ filing de nomine enw! za aty maurice fa maharaka tsra io pazzapa B &G iora za nareo reo manan-talenta reo mitady{prodctr} mahay de samy vita fa ts miantehatra !drumin;fa fitadiavam-bola no ataony aofa nareo no ataony fitaovana toy ny panao politika ao mada ao
@mrandria92977 жыл бұрын
Patty Andreas
@arisainarakotovao6337 жыл бұрын
TENA MAHAY MIHIRA NY ANKIZY VAVY FA MIEZAH RY BANDY KELY A
@verotianayhati22737 жыл бұрын
tsara be
@danielnoelymamyramanantsoa10777 жыл бұрын
YES SISSY. OK
@alaingeorget35317 жыл бұрын
Ravaka ,Annicette ,L-JOH sur be
@talyzafysoa31167 жыл бұрын
Anicette :) love eh
@baryremonda28687 жыл бұрын
Tsara be
@delanessanchristine38967 жыл бұрын
Za maka anle H
@fitiavananahary91657 жыл бұрын
de lanessan christine Ash. jereo ato @youtube ato "Praals" rah te ahita ny hirany se