ny musicien kosa aloh d tena manao sy mi assure b munts eee
@melisoaratoby43787 жыл бұрын
Tena mahay ry zareo ka. mafinaritra mints
@mamyandrianotahiana76807 жыл бұрын
20:57 😍😍😍
@voxpopulis31837 жыл бұрын
ary le sipa 2 mpijery io de mitsikera iany =D mba tiko ho heno ny feonzareo :p
@kirkhamett8547 жыл бұрын
Les jeunes malgaches ont bcp de potentialités. Le grand pbm est qu'il manque de vrais producteurs chz nous, la musique n'étant pas une vraie business. Il fallait être un mécène pour oser œuvrer dans ce domaine. C'est ce qui est regrettable
@judikaellarak35807 жыл бұрын
Ny lalao toy itony dia mila olona tena mahay am resaka fanaovana jury, tsy voatery hoe mahay mihira be ny artiste de hoe mahay manao jury na ny contraire koa hoe raha tsy mahay mihira izy de tsy ahay anao jury. ilaina koa ny traikefa amn'izy tuny. ry christian moa defa ataonany maro zay efa azo lazaina manana ny traikefa, i nannie ndray manana sofina. FA LE IARY SY LE FIRMIN LUNY DE TENA OVY BE TSISY ILAIVANA AZY MINTSY AM FITSARANA NY ANKIZY NIHIRA. Ny mpijery koa tandremo fa betsaka ny manana traikefa am resaka hira sy famehezana ny feo amn ny hira, mampalaelo ny tena mahay mihira refa sendra jury otran tuny. sady refa manao rouge de mba mi argumenté hoe maninona no manome rouge NANDRA BE LE ARGUMENT OMENA PFFFFF. ALEO KOA NAREO MBA OMENA NOTE . FA NITSARA KA HO TSARAINAY IANY KOA. Christian 15/20 , Nannie 13/20, IARY 04/20, FIRMIN 03/20. mbola tsara fanahy ary aho am le 03. Mbola ho ela mintsy vo ahazo niveau The voice , nouvelle star, star academy sy reo télécrochet maro isankarazany ny MALAGASY. MANIMBA NY KAONTINAREO RY DREAMIN NY TOY IZA FA MAHAIZA MISAFIDY NY TENA MAHAY MITSARA AM MANARAKA. ,
@oliviaodette54697 жыл бұрын
poupou kosa reto tonga de tena mlay b
@volamamybakarizafy50267 жыл бұрын
Israël Tokony tsy ahazo mena mena mintsy raha fahitako azy, izy mahay hihira be, Iary pugfff
@TheAinaFS7 жыл бұрын
Je suis dégoutée que Isamel ait eu un rouge... quel jugement 👎
@shayanetsu12817 жыл бұрын
d gaga tsika :/
@rojomalalarazafimandimby34277 жыл бұрын
Lay iary koa dia tena.... pffff
@randriarami40707 жыл бұрын
Rojomalala Razafimandimby ita oa
@shayanetsu12817 жыл бұрын
zany mitsy
@annahandria51127 жыл бұрын
Rojomalala Razafimandimby ie za ko naita anzn munts