Zay de lehibe tam version' i Xhi sy M'aa, fa ny any Vahombey koa tena reveko ee ! oo souvenirs des 90's !!
@mangableu3 жыл бұрын
Hatraty io! Nolazain'olona hoe manana gout hafa mihitsy aho fa tena marina tokoa ilay izy kay. Hafa mihitsy ny zavatra mba tiako izany. Hahaha!
@ralisonmananjaona23812 жыл бұрын
Mandram-pihaona zoky be Vahömbey 😢
@hajaandry89772 жыл бұрын
Tena artista, mandria am-piadanana !!
@bakolinirinafanjahortensia805410 жыл бұрын
tsara be!
@philippephilbertramanandra53838 ай бұрын
Besorongola (Xhi sy M'aa) Ahitsio ô r'ilay besorongola modia malakilaky enao fa 'lay ngabesola ao andrefan-trano ao Fa any ianao tontolon’ny andro Tsy hita ianao hanao raharaha Indro mody ny masoandro Modia malakilaky hoy aho Aoka izaho mbola hilalao ka aza kotabaisinao ny masoandro indro mody ny azy satriny izaho aza mba terena hody Besorongola, ikaky anie tsy ampendrasinao toy io i neny koa ka tsy miomehy ny anao no be indrindra anio Nody ihany ilay maditra nody sasak'alimbe ka avy hatrany de vôdridra raok'alika aleha mande Fa bemarenina rangahy de lasa koa tsy nandraharaha nanao korisarisa ery ambony havoana be ery korisa hatrany an-dohasaha Nefa mandrak’androany Mbola ao besorongola Manao gorisarisa ihany Tsy mety ho lao tsy mety ho dola Tantara iny ka tantara… Zahay mpamaky lohasola Ianareo no aoka hitsara Nisy ve besorongola angano angano arira arira Zahay mpamaky lohasola Moa ve mpaniratsira ‘lay hoe besorongola !! besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
@raerband4 жыл бұрын
August 2020...still listening
@soamiangolarakotomahaliman479611 жыл бұрын
enfin, ............ça a mis du temps! en tt k, raha mbola misy hafa eeee!
@mamyhary559310 жыл бұрын
Mampahatsiaro anay tany @ faritra ny taloha, maheno an'zay t@ RNM izay radio tokana mba nisy t@ zany andro zany. Saotra e
@heryrajaonarison455711 жыл бұрын
ohatra hoe voankazo manta kisoka, merci d'avance
@emmanuelranaivoson89855 жыл бұрын
Tsy ratsy fa version tsara ihany koa e !mankasitraka Vahombey !
@harysandratrarakotonindrin669811 жыл бұрын
mlay le Vahombëy e!!!
@yhasina41911 жыл бұрын
Misaotra Sôrameva aaa!!!
@iakorandrianarivelo17818 жыл бұрын
milay foana é !
@SVahombey11 жыл бұрын
Ho avy! Mankasitraka!
@SVahombey11 жыл бұрын
Efa nalefako ao i "Mantakisoka"! Mankasitraka o!
@vloggasy2 жыл бұрын
mandria ampiadanana Vahombey
@otoniajonathan119211 жыл бұрын
Milay e !!!
@nirinarasolomanana524310 жыл бұрын
aza varian @ revy zan f aleo mody ry besorongola a!
@SVahombey11 жыл бұрын
Merci à vous! Mantakisoka est désormais disponible sur youtube. Bonne écoute!
@raheem785811 жыл бұрын
Voankazo Manta Kisoka ohatra ;)
@horabary11 жыл бұрын
Yeeee!!!
@hajathierry87038 жыл бұрын
tamzany izymilayfa zao tsymilaytsonyfa manao politik
@SVahombey11 жыл бұрын
Mankasitraka anareo maka fy :-)
@raheem785811 жыл бұрын
Trop Bon , Trop Puissant , je suis un Grand Fan depuis longtemps. Merci beaucoup et a quand Voankazo Manta Kisoka?
@tahiryravonimbenja23988 жыл бұрын
okay eh!
@ratsimbazafymandimbyherinj92719 жыл бұрын
mlay eh (y)
@rajotina602710 жыл бұрын
tena ty le vazoko t@ zah mbola 5ans, tena ef elah ah tsnaeno anty a! reveko be! hi3!
@NiryNantenainaRazafindrakoto9 жыл бұрын
rajo tina zay kosa ef mba tany @8-10 taona tany e!!!
@rajotina60279 жыл бұрын
eny e, fa zah t@ 5ans n nrevy b anio, fa tsiko oe taona firy taoriana ny nivaoka io,
@jaoarinivorandrianasolo61269 жыл бұрын
ilay version originale no tena tsara raha misy manana