Merci aminy fagnazavagna Androkaraoka nindry é, tianay hay suite ny. Kkkkkkk
@MyriamKnoblauch-fg8mjКүн бұрын
Ny reny koa tsy Tia zanany ,Dia tsy mankasitra n'y fitiavanjanaka ka noho izany efa nagnano anao tamin havanao,ampy Zay havako ar torohevitra omeko anao Dia aza mipody afara intsony satria efa nanome havanao anao Dia sisa tavela Amin fiainanao zanakao s'y vadinao Dia ataova Donianao ,izikoa anao hitandreo manamboatra jerinao miova zareo ar afindranao Amin vadinao s'y zanakao n'y fitiavanao sisa ,avelao maman io mieritreritre ar mbola ho avy maman nao mitady anao ,olo any trop assisté n'y famille ntsika any Madagascar, mampalahelo drako fa milamina anao fa zanakao tsinjova mbola Mila fitiavanao,maro olona voany karaha io ,
@LouisianamarieJudiana17 сағат бұрын
Tss vandy koragn nw zegn
@lindarakotozafinirinaКүн бұрын
Neny gasy, tt les problème se règle sur les réseaux maintenant .franchement
@ميريمدقشقرКүн бұрын
Mampalahelo 😢
@SergeRakotoniainaКүн бұрын
Maro raiamandreny manao toetra hotra anio fitiavantena sady miharo tsy fitiava, ny raiamandreny misy ny tiany vinta misy koa tsy azoazony ary indrindra nareo tsy baba raiky. Ka mba mandiniha kely anao sao maty bônera anao efa lehibe, misy koa le raiamandreny tsy nahita fianarana dia tsy hainy mitondra ny zanany, mifanohitsy ny zavatra ataony, izy no nangataky taminy zanahary hanagnanaky fa tsy anao no nangataky hana raiamandreny aminy Zagnahary ka adidiny no manasoa ny zanany na dia efa lehibe aza raha ny marina, ka aza atao aminy zanakao zao zavatra maharary anao fa zay ny atao hoe tarazo
@MyriamKnoblauch-fg8mjКүн бұрын
Torohevitra mitaha anao
@AD-dg5lwКүн бұрын
Marigny drako o ,.mampalahelo izy è Ray amandreny sasany miambigny zanakandro magnarigny la vie ratée ndrô. En plus mbôla ampiarahagna hozogno koa. Hita fa drako io misy prbm psychologie maventy ,mila aide marigny izy io.
@ZarahoavySermandineКүн бұрын
Marigny kora na ty madam ,mbo misy @Remandreny ne koa zio ee