Misaotra zokibe Teta, ho ela velona enao, tohizo fa mankafy zahay ary asehonao eto mihits oe zao vakodrazanay Malagasy @ resaka mozika... Tohizo zoki fa tsara
@hejesoaseraphin59205 жыл бұрын
Violation de la nature par l'art, votre mélodie est une véritable maitrise de la bruit du cosmos sous une autre forme que la mathématique.
@Mamy-g5k Жыл бұрын
Mankasiteaka zalahy tena tsara ary sy ho lefy laza mitsy zany mozika zany
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
RAITRA. Mankasitraka :-)
@astieldorandriamanana98193 жыл бұрын
Poa-tsatroka e, kanto, mandrosirotsy. Mankasitraka e, manohana anareo hatrany.
@pushkadog4 жыл бұрын
Yes! Yes! Yes!
@madakous5 жыл бұрын
Tsara be eee!
@Rondro_Volantsoa5 жыл бұрын
waowww
@JACKYRAHAMEFY4 жыл бұрын
Efa mipetraka ela tany atsimon' i Madagasikara ka tena mamerina amiko ny takariva tany