kamboty fitia TAHIRY & HERY TIANA (Rebika)

  Рет қаралды 11,641

randralyy

randralyy

Күн бұрын

TONONKIRA
Iriako raha tianao
Ny tiako sy tianao
Ny mamy niaraha-nifaly
Ny fonao sy ny ahy
Iriako raha mety
Ho tonga hitambatra ho iray
Ny tianao sy tiako
Anilan’ny tsara
Tsaroako fa mavesatra
Ekenao ve
Ekenao ve fa misy
Fitiavana mamy anatiko ao
Asa re raha kilalao
Ny fifankatiavantsika roa
Izao fiarahantsika izao
Raha tena matotra tokoa
Fiangaviana ihany ny ahy
Fa tsy voatery ho anao
Ankamantatra ho ahy
Izao fiainantsika izao
Raha kamboty fitia aho dia very
Tsaroako fa tsy mba ho sambatra any aho

Пікірлер: 2
@huanghui6332
@huanghui6332 11 күн бұрын
kay ve misy anzao tato❤❤❤❤
@jmimpex8666
@jmimpex8666 3 ай бұрын
Izao ilay manahirana fa ny tompony mihitsy no mi-détonne. Tahiry o, miala gamme mihitsy ilay feonao vao manomboka
HERITIANA eto @ TOP KANTO (TOP RADIO 102.8 FM)
36:26
top radio102.8
Рет қаралды 1,3 М.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 89 М.
GIANT Gummy Worm Pt.6 #shorts
00:46
Mr DegrEE
Рет қаралды 121 МЛН
Running With Bigger And Bigger Lunchlys
00:18
MrBeast
Рет қаралды 126 МЛН
sisam-pitia HERY TIANA (clip)
4:58
randralyy
Рет қаралды 48 М.
ndondolah sy tahiry   kamboty fitia
5:01
Didier Rasolofohery
Рет қаралды 3,5 М.
Ianao no tsy mba mandao (Tanora Masina Itaosy)
4:58
MsTsara
Рет қаралды 73 М.
NDONDOLAH & TAHIRY - TETO FOANA [NOUVEAUTE 2022]
4:48
Koba Digital
Рет қаралды 112 М.
Clip HERY-TIANA METY AMIKO IANAO ( version acoustique )
3:54
Heriniaina Cody Junior
Рет қаралды 8 М.
ndondolah sy tahiry - kamboty fitia
5:01
andrana fotsiny
Рет қаралды 230 М.
Fato maty Rebika
4:34
RAKOTONDRAZAKA RIJALALAINA
Рет қаралды 4,2 М.
NDONDOLAH SY LUCIA   TIANA
4:33
Vaovao Malagasy
Рет қаралды 134 М.
NDONDOLAH sy TAHIRY MEDLEY 20 ans By LABEL PICTURES
4:28
Label PICTURES
Рет қаралды 299 М.
Tsy misy nenina Rebika
3:07
Yayah
Рет қаралды 198 М.
GIANT Gummy Worm Pt.6 #shorts
00:46
Mr DegrEE
Рет қаралды 121 МЛН